Fa maninona....
101. watafon
(
13/01/2005 11:00)
poupou aza manao an\'izany enao, fa misy ange le sipa indrindra raha reviny le bandy de interpreter-ny daholo ny moindre geste sy zay teneninao e! fa mahafinaritra koa raha ny sipa no mi-tester ny pouvoir de seduction any kah !
105. pitchou
(
14/01/2005 11:00)
watafon> marina ange io tenin\'i poupou io e! d rehefa tratra le bandy d mody ahodin\'ny sasany hoe compliments e (sa tsy izany ry karetsaka? :wink: ) fahalalam-pomba e e .... fa ny olona miresaka tsotra fantatra eny foana! tsy mi-insiste @ zany fandokafana olona vao hitany na vao hiresaka aminy zany mihitsy ny olona tsotra!
106. jhouhlambout
(
14/01/2005 11:45)
pitchou> Ka raha tsara tarehy kosa ilay olona dia tsy azo omena compliments sy ny sisa ve...?Hm? Ny resaka anie mélage-na zvtr maro be é! fa tsy voatery hoe: miresaka tsotra fotsiny na mikoty fotsiny....
108. ikaretsaka
(
14/01/2005 16:16)
Pitchou> ny aho aloha hoa honnetete ihany no mikoty.. efa lazaiko foana hoe raha vao vinany ny ahy de teneniko.. donc nyahy tsy misy arriere pensee izany mihitsy fa raha miteny aho hoe mety aminao ny akanjonao dia mety zay..
109. watafon
(
15/01/2005 06:12)
ikaretsaka /zay le honesty :wink:
pitchou/ eny wa tsy mandà an\'izany ange za e! fa tsy ny compliments rehetra ange de drague daolo wa e!
pitchou/ eny wa tsy mandà an\'izany ange za e! fa tsy ny compliments rehetra ange de drague daolo wa e!
110. fijo
(
17/01/2005 23:17)
watafon eny wa.za izao ohatra misy sipa manjakely izay ato dia tsy sasatra aho milaza aminy fa manja izy satria marina izany.
111. poupounesana
(
18/01/2005 13:23)
d mazotoa zany i fijo sy watafon fa ny sipa manja tsy vitsy fa marobe! ary ny sipa betsaka noho ny bandy ny isany!d tandremo so d vizany ny vava sady hirarakivy no idiran\'ny lalitra no sady ho lany koa ny rora ka maty deshydraté eo!
113. xxx
(
18/01/2005 20:37)
ary hono hoa ry poupou> sao de zay teninao heo ny sipa betsaka nohon\'ny bandy izay aza no mahatonga ny bandy sasnay mizara koa satria manjary tsy mahazo ny anjarany ilay extra raha atao fixe?
114. cutie
(
18/01/2005 23:19)
Ny olombelona hono tsy mety afa-po mihitsy e. Anjaran\'ze te hikoty sy te ho kotina ihany io.
118. pitchou
(
20/01/2005 12:22)
tena marina ve? za tsy mbola nisy article vitako akory ! hihihi! nefa enao efa namoaka articles firy!!!!!
119. poupounesana
(
20/01/2005 14:54)
cutie ah, ny voditsobika az ahono manantandrify! zany hoe samy manana ny anjarany daolo ny tsirairay! fa ny sasany manko tia tena loatra d te hahazo bedebe karazany! zao koa eh! fantatra ny oll fa tsy parfait! de eo drindra le we zé tsy ananan\'ny vady d tedavina ailleurs!
zay hono no mahatonga ny fampirafesana! satria zé tedavin\'le lelà d any @ vadiny sy any @ le vadikely miaraka fa tsy hoe any @ le iray ftsiny ihany! ka noho izany izy tsy hisaraka fa raha vao tsy ao ny iray d tsy feno zany ny fepetra! zany fiainana izany v ry fijo tsy handreraka? sady ary no aty!
zay hono no mahatonga ny fampirafesana! satria zé tedavin\'le lelà d any @ vadiny sy any @ le vadikely miaraka fa tsy hoe any @ le iray ftsiny ihany! ka noho izany izy tsy hisaraka fa raha vao tsy ao ny iray d tsy feno zany ny fepetra! zany fiainana izany v ry fijo tsy handreraka? sady ary no aty!
120. cutie
(
20/01/2005 20:42)
poupounesana
ka io anie le nolaziko we, asakasaky zay te ho kotina sy te hikoty e.
Anjaran\'ny tsirairay ny mandanja sy manao ze tiany atao.
:-* :*
ka io anie le nolaziko we, asakasaky zay te ho kotina sy te hikoty e.
Anjaran\'ny tsirairay ny mandanja sy manao ze tiany atao.
:-* :*