Fa maninona....

21. sariaka91 ( 31/12/2004 11:09)
satria tsy mahay na tsy nampianarina ny votoatin\'ny teny hoe fanajana. Ireny ilay niaralehibe tany @ tranon\'akoho :!: :!:
22. booboo ( 31/12/2004 11:36)
bein dit sariaka 91
23. ikaretsaka ( 31/12/2004 14:51)
fa misy ilay hiran\'i Silo izay manao hoe
I Eva ihany anie
no nambomboka ny tantara
Fitia bebede
Dia Adama ko tsy nisalasala
....
raha ianao no Eva
Endriak sy Meva
Iza indray ny Adama
Handa ny hafanana?
24. pitchou ( 31/12/2004 17:37)
sechat> hi!hi!hi! hay mou njy sipa! azafady re e!
karetsaka, dezy, fijo> ary raha nareo le nihevitra fa nahajono iny moa no tena voajono d ahoana? mpijoko voajoko ...
25. xxx ( 31/12/2004 20:14)
lalanan\'ny fiainana izany .. ze te hilalao dia misy resy misy maharesy e
26. maditra ( 01/01/2005 07:56)
Misy koa anie vhv efa manambady mitady bandy ambadika e!
27. jhouhlambout ( 01/01/2005 23:08)
sady ny vehivavy no tena betsaka manao izany
28. ikaretsaka ( 02/01/2005 00:08)
ka izay ange hoe e.. efa hoe samy manao fa de eo de samy mifanilika eo aby!
29. chipie1 ( 02/01/2005 18:37)
mody ny vehivavy ndray no ailikireto , lehilahy le sujet eny ambony fa tsy vevavy!!!
30. ikaretsaka ( 02/01/2005 18:46)
ka efa hoe samy manao fa tsy heo lehilahy ihany na vehivavy ihany ko
31. pseudo ( 02/01/2005 18:51)
Io le we enji-boron\\\'ny manan-kitoza e!
sady aza tsaraina fotsiny oe efa manana zany fa betsaka ny antony mety ahatonga ny oll anao izany!
oh:
-mbola mitady izay everiny ho anjarany izy
-mety tsy safidiny na tsy sitra-pony ilay fiarahana satria fiarahana notefena
-teo am-pandrasana no nahitany ny atiny (surprise) saingy tsy afa-mihemotra intsony izy de any no lalana nosafidiny ary tsy vitsy koa ny misafidy ny tavoahangy mba hamonoana eritreritra sns... sns

Raha fehezina de izao:ankoatra ny fahazaran-dratsy de manana olana ireny ol ireny ka aoka tsy omena tsiny fahatany.
32. mihanta ( 02/01/2005 20:12)
fa ny lehilahy no matetika manao anzany. :-D
33. ikaretsaka ( 02/01/2005 20:40)
tsy voatery hoa..
34. maditra ( 03/01/2005 01:14)
Dia samy manao izany! Fa mba miafinafena kely ihany ry reto sao dia manenina a! Tenin\'ny hendry izay! sinon le contraire!
35. yonikafopl ( 03/01/2005 12:31)
io ry reto samy diso na lahy na vavy a, rehefa manana ka mitady sy mbola manaiky ihany.
Marina ilay an\'i Ika we rehefa tady hibolisatra le resaka de aleo tonga de tsorina we efa manana za, nefa koa misy ny sasany vao maika misisika arakaraka ny hahafantatrany izany.
tsy hay tsony eee, izany we fotsiny hajao ny eo an-tanana de ampy
36. chipie1 ( 03/01/2005 13:24)
eka
37. ikaretsaka ( 03/01/2005 13:44)
tsy misy tsara ohatran\'ny fahatsorana aloha e..
io ny vahaolana tsotsa indrindra
38. sechat ( 03/01/2005 14:42)
mody hendry ve ikaretsaka io efa niha-hendry ? vao2 marina ny taona :-D
39. ikaretsaka ( 03/01/2005 15:33)
ny efa zatra ahy ry sechat dia mahalala aby hoe zany foana ny fombako an..
tonga de ampamoaka fa tsy tia kiafinafina!
40. sechat ( 03/01/2005 16:18)
hummm :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.306