Fitiavana

Kth2 ( 30/06/2022 08:37)
Miarahaba anareo. Mila torohevitra ry reto aa.. 9 herinandro izao ny kiboko. Efa fantatra ihany ilay izy vao 3, nefa mbola nanangona izay votsirimbin'ny tanaana. Tsy afaka tazomina ilay izy, noho ny ... tohiny
MattNix ( 12/01/2022 20:46)
Tsidio ny https://zeelife.ml fa mety hahasoa [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b6f98f50b026cd001b0ade70a8b26ce7.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b6f98f50b026cd001b0ade70a8... tohiny
KALITABEMANGISO ( 27/11/2020 12:37)
Slt dôly!saika haka torohevt avy @nareo !za bandy 21ans ,M1 en commerce d mis sip zay 14ans zanak n tompotrano mianatr @CEG tara2 @ko !zah anef matahotr ny radny sad iz ko ts amp taona!inn no tokon a... tohiny
charminggirl5 ( 04/09/2020 07:06)
Salama daholo, Hi All, My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons! One of the reasons being... I do not like Fren... tohiny
harisoa32 ( 03/07/2019 14:41)
Imaginez que nos Administrations soient améliorées comme l’avait suggéré ce concitoyen Malgache au Président… LIRE LA SUITE EN CLIQUANT (ou en copiant et collant) SUR CE LIEN suivant: http... tohiny
harisoa32 ( 19/06/2019 12:05)
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hiantra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternative... tohiny
mahafadrahona ( 03/04/2019 16:24)
Ahoana no fomba ahalalana fa tia anao ny zazavavy iray ,ary ny hoe tena fitiavana ve sa fitiavana namana no asehony... tohiny
harisoa32 ( 01/04/2019 08:57)
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
f3n4 ( 11/11/2018 09:13)
lehilahy manoratra manambady aho ary aloan irahanay sy le vadiko izan hoe aloan ifankatiavana voalohany mihintsy dia tantarako anazy lasako rhtr ts nisy niafina amzao anefa le lasako zay efa tss idira... tohiny
novalian'i f3n4 ny 12/12/2018 09:35
saho ( 28/09/2018 04:52)
Hafatra ho anareo tanora Ny fianarana, ny fahaleovantena ara bola, efa matotra ve ianao eo amin ny fiainana na ady hatrehana Lazaiko eto hoe ady, tena izay no miseho rehefa tsy manjaka ny fitiavana I... tohiny
aljean ( 08/09/2018 19:07)
Bon jour tout des amie "-/ Nisy vevav ray vadiko tiako izy ary tiany ka zaha.nefa misy olana eo agnivon' ny fiarahanay roe .izao ny olana nandeha nanao vancence taty aminy aminay izy . Nisy havany t... tohiny
novalian'i Hents86 ny 02/03/2019 12:57
hery ( 13/08/2018 20:02)
andrana votoatiny... tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/08/2019 19:11
Felantsoa14 ( 26/07/2018 01:25)
...... Tsy ninia mamitaka aho sanatria Na hoe tsy ampy ahy ny iray f’aleoko roa Fa nisy fitia iray tsy mbola hitako nandalo teo Dia tsy fantatro fa lasany aho Fa nisy fitia iray niserana nitondra... tohiny
novalian'i Rt.JOSVAH ny 13/08/2018 12:17
Felantsoa14 ( 12/07/2018 03:43)
Tsaroako 5 taona androany no nanapahako hevitra fa hajanona ny amintsika. Fitiavana tsy hay izay hiafarana, mety hanimba, mety ho tsara. Herintaona teo ho eo talohan'io nifankahita voalohany isik... tohiny
Felantsoa14 ( 13/06/2018 03:35)
Tsy hiditra principe-na fiangonana aho fa resaka @ maha-olona fotsiny ihany. Tena mbola important @ nareo lehilahy ve ny mmanambady virijiny izany na farafaharatsiny mbola virijiny izy fony ianareo ... tohiny
nalsonrazakariasa2015 ( 11/06/2018 17:24)
Ahoana ny hevitrao anjara sa lahatra sa safidy ny fanambadiana?... tohiny
novalian'i BENEM ny 29/09/2018 06:56
as2pika ( 06/06/2018 13:45)
mitady tovovavy 19-32 taona mba ho namana tsy mbola manambady mazava ho azy izaho dia tovolahy 24 taona tsy mbola manambady ihany koa... tohiny
Aandrianina1 ( 13/05/2018 22:25)
Vehivavy 36taona aho no manoratra, Hotantaraiko aminareo araka izay tratrako ny tantarampitiavako izay ilako torohevitra avy aminareo namana eto @dinika forum. Serasera. Org. T@16juillet 2017 no nia... tohiny
alexandra32 ( 08/02/2018 11:23)
URGENT – RECHERCHE COMPTEUR ELECTRIQUE Nous recherchons un compteur qui puisse supporter le fonctionnement simultané d’appareils électriques de 4000 voire 5000 watts. Dans le cas échéant, nous... tohiny
novalian'i andc646 ny 18/04/2018 22:28
Hear me! ( 16/11/2017 10:33)
Ny ah aloh ny tiko de zay manaik ny fangatahako . Satria hoy ny mpanankanto iray izay hoe:"Ny fitiavn tsy met kos rah tsy mifmal ts aleo ve mampiononten rah sanatria hijaly"; eny tiko iz ary zah manaw... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.3003