You are here: home > Forum

Ny fiainampitiavako

Lohahevitra : Fitiavana
Fitohizan'ny hafatra : Re: Ny fiainampitiavako
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2 3
Aandrianina1 - 15/06/2019 23:42
Eny,ekeko ary tsy azoko lavina fa niainga t@ oe fanampiana no nampitafalatsaka b ahy taminy,tiko mb ho lasa olombanona izy dia mb hanana asa eo @fiainany nefa indrisy hay fitaka sy lainga nataony tamiko.
Tsy kivy aho ankehitrin f ty teny ty no ataoko masaka andoh:"izay namafy rivotra ts maintsy hijinja tadio"
Fitiavana tsy aiko faritana no nitiavako azy f tena mankadiry b nefa dia latsa ,eso,opa,teny ratsy no mba nasetriny ahy.
Mino aho f rah mbol Andtra koa misy dia ts ho afamaina ny mpanao ratsy
Valio | Miverina eny ambony
Aandrianina1 - 15/06/2019 23:43

fanaiky72 - 16/06/2019 22:15

mpisotrtoaka
Nahoana ary ianao ry Aandrianina1 no tsy mba namako sur FB.
Ny ampiana manararaotra.
Ny mitady mpanampy tsy mahita.
Eny e, fa rah izao zava-misy izao tsy hanampy intsony ianareo any ivelany satria hoe mahita ilay tantara ny hafa d te hanararaotra.

Very elah ry Kevin
[/quote inona mahalina anao ifandray@Aandrianina par fb kay?
Valio | Miverina eny ambony
fanaiky72 - 16/06/2019 22:27
Inona kay mahaliana anao hifandray fb@Aandrianina?
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2 3