Tontolo iainana

Nehemiah ( 12/04/2013 06:27)
Efa mba nahita olona mampiasa kiaka anaty vato mba hanaporofoana ny tsy fisian'ny Safodrano ve ianao ? Matetika dia glacier migorisa moramora ambony vato no mahatonga an'ireo kiaka ireo. Nohon'izany,... tohiny
hery ( 04/04/2013 13:34)
Dia iny henontsika iny izany ny firongatry ny valala ao Madagasikara. Araka ny nolazain'ny FAO dia mihoatra ny 40M USD ny vola ilaina. Tsy manana izany vola izany ny Malagasy fa raha misy ho avy dia t... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/04/2013 20:37
Nehemiah ( 27/02/2013 06:28)
Lazain'olona matetika fa fiovàna tsikelikely ny evôlisiona, ka satria hita @ toerana rehetra @ karazan-jazamananaina rehetra izay fiovàna tsikelikely izay, dia mazava ho azy fa marina ny evôlision... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 07:43
Nehemiah ( 26/02/2013 14:00)
Tsy mahagaga ve fa rehefa jamba ny olona iray dia zava-doza no fahitantsika azy, nefa rehefa trondro mivelona anaty zohy no lasa jamba dia antitranterina ho porofon'ny evôlisiona izany ? Misy trondro... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/04/2013 07:03
Nehemiah ( 16/01/2013 06:48)
Izany teny vahiny izany dia midika hoe maka tahaka ny asa tanana na asa kolon-tsain'ny olona iray nefa tsy manome azy ny fiekena sy fankasitrahana sahaza azy. Heverin'ny daholobe ho zavatra ratsy be i... tohiny
Nehemiah ( 14/01/2013 07:00)
Angamba samy efa azon'izany tsy mahita lalana nohon'ny torolalana mifanipaka antsika. Saingy raha vendrana be ny olombelona rehefa hanoro lalana, vitan'ny tantely amin'ny fomba mahagaga ny mifanome to... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2013 17:30)
Asaramanitra e taona vaovao 2013! Manasa antsika zanaka malagasy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao iaraka mamaky ny RARY 2013 tena tsàra indrindra ho an'i Madagasikara ary mifandraika am... tohiny
VVSihany ( 17/06/2012 12:52)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... tohiny
Blackeagle ( 14/04/2012 12:40)
alama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba... tohiny
novalian'i VVSihany ny 17/06/2012 12:54
rijadolly ( 17/12/2011 23:13)
Torohevitra mikasika ny ny fambolen-kazo, Mahatsikaritra ny tena fa tsy mety eto Madagasikara ny fambolen-kazo amin'ny zana-tsapin. Raha mandinika isika dia manimba tany izay manodidina azy ny sapin. ... tohiny
nary923 ( 22/11/2011 09:15)
Salamana daholo isika rehetra. Izy taminareo ireto no efa nanadalo tao @io zone internationale ao Ivato io, ny tiako ho lazaina hoe eo @ilay toerana fisavana pasipaoro vao tonga io? betsaka amintsika... tohiny
itaramasoandro ( 23/09/2011 18:56)
naniry mafy ny hijery ilay fandaharana niseo in-telo nisesy momban'ny mahakanto-tokana ary sarobidy ny tontolontsiaka eto @ nosy aho izay novelabelarin'ny televiziona frantsay arte saingy akory ny hag... tohiny
itaramasoandro ( 31/07/2011 16:28)
http://www.traffic.org/home/2011/7/27/malagasy-frontier-police fa miampy ny fanondranana marokarazany toy ny hazo sy haren-tsarobidy ankibon'ny tany izay hatao varo boba amban'ny lalàna sy antsoko... tohiny
sylvain ( 18/02/2011 15:16)
Tsy mahatsapa ve isika gasy fa tena kanto sady mahafinaritra ny ala-tsika! [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=bhLyXk5QgvU&feature=related[/youtube]... tohiny
YDIFAS ( 15/12/2010 11:36)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
vonynive ( 29/10/2010 12:03)
nivarotra rano hono i Mkara mivarotra rano i Mkara hivarotra rano i Mkara manondrana rano i Mkara, tsy hiditra politika aho fa hoy aho hoe raha mivarotra isika dia tokony hiezaka hamokatra rano kosa m... tohiny
novalian'i bafles ny 29/10/2010 16:02
soanja ( 26/09/2010 21:36)
Misy toerana na tanana na fianakaviana manao/ mampihatra ny Biogas avy amin'ireo zeziky ny bibifiompy ve ao Madagasikara? Raha misy dia azo tsidihana ve ry zareo hitondrana mpianatra mianatra momban'n... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/04/2013 20:33
hery ( 31/05/2010 11:13)
Mahagaga ahy ihany ireto Amerikana ireto. Malaza amin'ny resaka teknolojia na madinika na goavana. Teny amin'ny volana sy te ho atsy sy ho aroa. Kanefa ilay lavaka amin'ilay sambo rendrika mitondra pe... tohiny
novalian'i diloo ny 08/06/2010 11:20
AndriambyII ( 02/05/2010 23:43)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
soanja ( 06/04/2010 00:11)
Mampalahelo tokoa ny zavamisy fa dia 20 taona eo ho eo dia ho lany tarangana ny sokatra ilay mahazatra antsika fahita any Madagasikara. Izay no vaovao mivoaka momba an'i Madagasikara. Tato ho ato dia... tohiny
novalian'i soanja ny 06/10/2010 03:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3329