Tontolo iainana

vale ( 22/09/2005 19:30)
Tohizo izay mahay: "rafotsibe mita tatatra ka...!"... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 24/09/2005 04:06
LazaRandri ( 17/09/2005 03:37)
Rahoviana ny fitondrana vao sahy handrara ny fifohana sigara sy fihinanana paraky anatin'ny tranom-panjakana rehetra? Aiza ho aiza ny minisiteran'ny fahasalamana sy ny tontolo iainana amin'io resaka ... tohiny
Herimiafina ( 07/09/2005 21:05)
Niresaka tamin'ny mpiasan'ny USAID ao Ankorondrano aho indray andro izay, nanontany azy hoe inona marina no antony hanampian'ny amerikana ny malagasy amin'ny resaka développement rural sy environneme... tohiny
LazaRandri ( 22/08/2005 03:30)
"Le projet de Maloci consiste à la fabrication de ciment à partir de clinker importé, rajouté à du gypse extrait d’une carrière à Antsirabe." Dia maninona no atao etsy Ambohimanambola hand... tohiny
aalook ( 10/08/2005 22:50)
je cherche des amis qui savent, si poss, parler et ecrire en français. merci beaucoup d'avance PS : j'suis une pers sincere, fidele, tjs a l'ecoute...etc... tohiny
novalian'i vale ny 19/09/2005 08:49
ainaheri ( 11/07/2005 05:59)
Araka ny vinavinan'ny mpijery toetr'andro, dia mety hisy fiovana be dia be izany aorian' ny 2020 manerana ny zao tontolo zao. Mba alaivo sary antsaina hoe ny any Dago!!... tohiny
sanana ( 23/06/2005 12:53)
mety hety ampiarina any madà ve ny resaka fanavahana ny razory? (tri)? satria io paika ray io dia tena économique no mitandro ny tontolo iainana, ny resaka tri dia tsy voatery ho recyclage industri... tohiny
novalian'i palince ny 22/09/2005 09:03
sanana ( 23/06/2005 12:48)
gaga za fa toa tsy dia misy resak firy eto? za mbo manontany izay any madà hoe manao ahoana zao ny fandehan'ny zordira ao tanà? mbola misy v ny mivangongo be etsy sy eroa sa efa voaandona tsara izy... tohiny
novalian'i kally ny 07/08/2005 09:23
hery ( 11/05/2005 06:52)
Sady endriky ny tanàna no fanariana maloto. Sady toeram-pitsangatsanganana no fieren'ny jiolahy. Zany no hita eo Anosy. Inona no hevitra virtoaly hitanareo tokony hanaovana an'io Anosy io? Amin'ny ca... tohiny
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 20:56
rhevinilsen ( 11/05/2005 00:02)
Izao no baie de majunga rehefa jerena avy eny ambony tsy takamaso eny, hita ami\'zao ny fivarinan\'ny tsiron\'ny tany ho any andranomasina. Ny ao amin\'ny plage moa d\'efa tsy tenenina intson, iza no ... tohiny
novalian'i pitchou ny 27/05/2005 13:48
hery ( 01/12/2004 13:42)
Fiteny foana hono ny hoe \"Ngah ho lany ny ala atsinanana\" satria ohatran\'ny hoe amazone zany mihitsy iny ala iny... lainga be... mandehana any Tamagà dia ho hitanao fa efa babangoana ny ala atsina... tohiny
hery ( 01/12/2004 13:39)
Ary toa tsy misy manoratra ato?... sao mihidy eo ity fa aleo sokafana :-) Hanoratra zah refaveo... tohiny
novalian'i cutie ny 14/04/2005 13:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1053