Tontolo iainana

salmo1 ( 31/05/2007 23:37)
Mampandositra ve:?:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/06/2007 02:16
pimaso ( 18/04/2007 08:25)
Découvreurs Léon TEISSENREC de BORT met en évidence en 1902 le rôle de la couche d'ozone qui absorbe le rayonnement solaire (en fait les ultraviolets). En 1974 deux scientifiques américains : M... tohiny
novalian'i cutie ny 30/07/2007 00:37
xl ( 12/03/2007 13:36)
It's a united states goal! And us?... tohiny
novalian'i Papoose ny 12/03/2007 22:11
Solitikabe ( 21/02/2007 00:02)
Iza kay ny anaran'ny minisitry ny tontolo iainana izao?... tohiny
novalian'i melody ny 24/02/2007 18:40
bazylou ( 19/01/2007 22:35)
hazo voasolo amin'ireo ha maro tratran'ny doro tanety ??... tohiny
novalian'i soanja ny 02/03/2007 01:45
kitjo ( 15/01/2007 08:09)
[img]http://img221.imageshack.us/img221/8506/070108batsuckerbv1.jpg[/img] vao hita tany Dago hono io...kanefa io ange izao mety hitan'ny olona isan' andro fa tsy misy mahalala e! za aloha efa nihi... tohiny
novalian'i melody ny 25/02/2007 13:48
Pao ( 06/01/2007 18:56)
Amin'izao ady mafy ataontsika mba hamerenana ny ala eto M/ar izao dia heveriko fa tokony hanangana foibe iray mpamokatra masomboly zanakazo amin'ny tonnes maro ary hafafy amin'ny fiaramanidina eny @ t... tohiny
novalian'i tywa68 ny 23/02/2007 14:47
Yuna ( 04/01/2007 15:22)
Manao ahoana daholo o Saika mba hanontany aho hoe sao misy mahafantatra ny ahitana billet aller retour mankany Tana ianareo? ( site etc) na départ Paris aza, dia misaotra be dia be fa somary maika i... tohiny
Solitikabe ( 23/12/2006 06:13)
WWF
Ity ry Cutie misy iray an http://www.wickedwildlifefund.com/test.html... tohiny
novalian'i cutie ny 04/01/2007 23:01
DONGAKA ( 18/12/2006 15:57)
Volana désambra vokatra daholo rehefa karazana voankazo ao ny : ny paiso ny manga ny letisy...ary fotoanan'ny orana ihany koa izao KANEFA dia maloto dia maloto ny tanàna. FAKO etsy fako eroa ...Avy... tohiny
novalian'i soanja ny 23/12/2006 15:56
Solitikabe ( 16/12/2006 00:10)
Kay matsiro tsy misy tahaka izany ny gidro ka izany no tena mba hihinanan'ny olona azy koa. Ianareo ve efa nihinana? Tsy haiko koa ny mametraka ilay sary eto koa... tohiny
novalian'i cutie ny 18/06/2007 18:42
salmo ( 14/12/2006 17:24)
mety iza no bleme kokoa; ¿bandy mitsotsoka mora2 sa joba mandefa mora2?... tohiny
novalian'i simplex ny 19/12/2006 19:14
lapino ( 10/12/2006 02:23)
Ny fihinanana hena sy vokatra avy amin'ny biby hono no tena antony ahavokarana entona mahatonga "effet de serre". Ny taim-biby rehefa miotrika manko, ireo karazana sakafom-biby miotrika koa (ensilage,... tohiny
novalian'i simplex ny 20/12/2006 12:03
soanja ( 24/11/2006 02:19)
Io biby Lamboara dia indray de hoe nisy na misy taty Madagasikara. Ka sao mba misy mahalala ny momba an'io azafady. Misaotra mialoha. Bibin-drano io an sao misy hiteny hoe le lambo fihazantsika. ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/11/2006 14:38
zakony ( 06/11/2006 13:46)
tena henjana loatra ny doro tanety sy ny doro ala eto amintsika amin'izao, ary ny setroka dia tena manamaizina ny andro atoandro. tokony mba hasiana fiheverana kely izy ity fa tsy mety intsony, ny an... tohiny
novalian'i melody ny 27/11/2006 16:11
soanja ( 30/09/2006 00:13)
Resaka ve io sa tena misy mihitsy? Iza avy no mino azy raha izany? misaotra mialoha o. ... tohiny
novalian'i etoile129 ny 12/03/2016 10:15
soanja ( 07/09/2006 05:16)
Ny viro- Sao mba misy afaka manome ahy ny andinindiny momba ity biby ity. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i prime ny 25/10/2006 13:59
Fanja1 ( 31/08/2006 11:21)
http://www.msn.fr/news/galeriephotos/ ahona ny wavin'ny taranaka.. tsy mampite hiteraka raha zao no mitohy... tohiny
novalian'i prime ny 15/09/2006 14:17
mi ( 23/08/2006 08:26)
Jamban'ny vola ny akamaroan'ny olona eto dago ka tsy mahalala fahadiovana intsony?? [u]Ny VOLA ve zany no mahatonga ny LOTO[/u]... tohiny
novalian'i prime ny 15/09/2006 14:09
soanja ( 21/08/2006 01:23)
Hono hoy aho ny kary ve saka ihany sa biby hafa mihitsy fa mitovitovy amin'ny saka. Azo ompina ve izy io ary inona no tena sakafony any anaty ala? Misy an'io ve toeran-kafa any Afrika na andafy hafa?... tohiny
novalian'i cutie ny 29/11/2006 22:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0459