Fiaraha-monina

joseph2015 ( 18/10/2015 19:19)
Tena bokatrosa ny malagasy amin'ireto mpampidrambola madinika ireto, tena mampalahelo le olona nef dia vao maika miroborobo ireo a!.misy mpivady zao namidiny mitambatra ny fandrina sy ny kidoro. tena ... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:22
mpisotrtoaka ( 30/09/2015 01:57)
Inona kay no tokony atao raha te hanangana fikambanana iray ? Kolotsaina na fanatanjahantena ohatra !... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:27
Jugali ( 04/09/2015 09:33)
Miarahaba antsika gasy rehetra, Mila torohevita maro avy aminareo @resaka immobilier. Ts mahalala inin momba io sehatra io mints a satria 'zay ts nanofa trano hatram 'zay fa lova no nipetrahanay sy r... tohiny
ketty ( 31/08/2015 16:43)
Manao ahoana daholo, nividy trano aho de nisy mpanofa tao @ le trano novidiako, fa tsy nasiana bail na contrat fa mitaiza kely de hoe aleo alou izy mba hijanona fa mitaiza kely. Efa ho 2 taona izao.... tohiny
ericruj ( 19/08/2015 07:53)
Bjr, Lehilahy tsotra, cadre, la trentaine, mandeha mission matetika sur Antsirabe ou Tamatave, mitady namana vehivavy sur Antsirabe mba hiaraka hanao sortie, hisotrosotro miarkara, ary hisakafo miara... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:31
MITIA7 ( 12/08/2015 08:51)
Miarahaba daholo e, Mba te hi-confirme aho ry zareo fa tena tsy mino fa hoe efa maty efa ela hono i Lalie??? Mba omeo vaovao e, Misaotra betsaka... tohiny
vonynive ( 29/07/2015 06:08)
Sao mba misy afaka manome ny momba an'ilay lalàna navoaka mikasika ny FANDRARANA NY FANAOVANA DOKAM-BAROTRA NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA ? misaotra ho an'izay afaka mamaly ... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:32
mivoatra ( 08/07/2015 14:11)
Fikambanana azo heverina fa tsara ity fikambanana ity Ny fikambanana " Mba Diniho Kely, MDK "dia karazana asa fampandrosoana an' i Madagasikara ihany. Noforonina izy io mba hanampiana ny olona hanov... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:45
vonynive ( 07/07/2015 13:42)
Ny firenena mandroso dia mampiasa ny siansa ho fampandrosoana, aiza ho aiza isika Malagasy fa toa variana @ ady hevitra ara-pinoana ?... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:51
nilaina1 ( 03/07/2015 08:11)
miarahaba ny rehtra. sao dia mba misy mahafatatra na efa nisy nande paris mada d mscal kely ao seychelles. d aona tsika malagasy rhf mndalo ao.rhf visa ve de met dol.ny ahy mats visa schengen D d tsy ... tohiny
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 13:21)
vao miditra anaty bus aho ohatra de marary daolo ny lohalika rao fa midona am seza,voatery mividy place 2 za anaty bus fa tery beuh!mou ze olona saindra mipetraka eo akaikiko lou de tsy te hijery tava... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:39
mpisotrtoaka ( 17/06/2015 13:11)
Salama daholo ny mpisera rehetra ! Eto amintsika ve ts maintsy manana diplôma momba ny asa fanaovan-gazety vao misy mandray ho mpanao gazety !? Sa rehefa miasa an-gazety ela ka ampy traik'efa d efa i... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 08:02
saho ( 25/05/2015 19:41)
resaka fahavoretrana sy fahalotoana sy maimbo izay no dikan ilay hoe malgache raha atao ny fandikanteny dia tena mibaribary zao les malgaches mahamenatra fa simba ny sain ny tananariviennes rehetra, ... tohiny
novalian'i syxa ny 26/05/2015 06:34
mad16 ( 20/05/2015 17:18)
mba aiza ho aiza ao Majunga kay r ireto no mba misy cartier calme ho any mpivahiny a !!raha hanofa trano a ! ary misy agence immobiliere ve ao Majunga? MISAOTRA INDRINDRA am valimpanontaniana t... tohiny
novalian'i mad16 ny 22/05/2015 17:33
vony501 ( 05/05/2015 12:54)
Mety azo itarafana na handrefesana ny fitiavan-tanindrazana ananantsika ve ity? http://cnpmadagascar.org/index.php?option=com_content&view=article&id=165&Itemid=74... tohiny
novalian'i vony501 ny 05/05/2015 12:58
peta83 ( 05/05/2015 12:19)
Aona mo ny fandraisanareo an'izany, misy olona akaiky (fianakaviana)anay mivady hitanay fa tena tsy nanana téléphone mihitsy izy, entin'alahelovana enao sady olona akaiky anao dia nividy téléphone... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 28/08/2015 15:45
ambohijanaka ( 20/04/2015 10:24)
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!! A. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha miasa hitanao normal hoe olona... tohiny
novalian'i alainkeli ny 25/06/2015 03:48
booboo ( 03/04/2015 17:02)
https://youtu.be/c4PaSqB4b_A Ny azy sy an'i Soanja ( mbola mandalo ato tokoa ve Soanja zay e ? ) no tena nampihetsika indrindra ny foko. Ito ambany ito ny an'i Soanja, teny anglisy. https://youtu.... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/04/2015 07:45
hery ( 05/03/2015 08:21)
Sao mba misy afaka maka sary an'izany vato mandondona ao Ambolonkandrina izany fa tsy azoko antsaina mihitsy. Maninona no tsy apoaka dieny mbola tsy mikodia? [quote=orange.mg] 10h30> AMBOLOKANDRINA :... tohiny
novalian'i hery ny 16/03/2015 08:34
mpisotrtoaka ( 02/02/2015 08:15)
Hamonjy fivoriana teny Itaosy aho ny alahady 01-02-2015 teo ka tany Anosizato no lalako ! Rehefa tonga teo am rond point anosizato eo amle lasantsy io d nisy cortege nialohavana motard ! Niraikitra be... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6371