journaliste

1. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 13:11)
Salama daholo ny mpisera rehetra ! Eto amintsika ve ts maintsy manana diplôma momba ny asa fanaovan-gazety vao misy mandray ho mpanao gazety !? Sa rehefa miasa an-gazety ela ka ampy traik'efa d efa izy izay !
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 08:02
2. vonynive ( 17/06/2015 13:30)

mpisotrtoaka:

Salama daholo ny mpisera rehetra ! Eto amintsika ve ts maintsy manana diplôma momba ny asa fanaovan-gazety vao misy mandray ho mpanao gazety !? Sa rehefa miasa an-gazety ela ka ampy traik'efa d efa izy izay !

ny fepetra voalohany dia manaiky handray felaka
3. TenWords ( 30/09/2015 08:02)
mpisotrotoaka >>> ianao kosa ve mpisotro toaka dE iza no handray anao hanao gazety eo tsy hifamadika daholo ny informations omenao?
vazivazy ihany izany fa raha ny hevitray dia tokony hanana ny fahalalAna fototry ny asa fanaovan-gazety aloha ilay mpiasa (formation de base en Communication et Connaissance en Journalisme surtout la dEontologie).
io tahaka ny asa rehetra eto amintsika ihany E! samy manao kitoatoa avokoa fa tsy misy fiofAnana akory dia samy milaza azy ho matihanina, ny mpivarotra etsy sy eroa samy manao ary mahazo alalana nefa tsy manana ny fahalalAna feno mahakasika izany asa izany akory (na ny technique de vente, marketing,... na ny lalAnan'ny varotra)
Rehefa nanao ny asa fanaovan-gazety nandritry ny telo taona ianao ka hamarinin'ny Talen'ny famoahana dia afaka angatahana ny karatra ho an'ny Mpanao gazety matihanina eo anivon'ny AJRP...
Fa raha ny fahitAko anao dia tia hanao ilay asa fotsiny ihany kanefa tsy manana fari-pahalalAna ampy akory an'ilay sehatra. MianAra aloha E!

vonynive >>> kolikoly izany felaka resahanao izany E! fanetriben'ny firenEna.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.331