mampijaly ahy sy ny manondidina ny aglaadiko sy an ngaiz ko

1. aglaadsgaiz ( 19/06/2015 13:21)
vao miditra anaty bus aho ohatra de marary daolo ny lohalika rao fa midona am seza,voatery mividy place 2 za anaty bus fa tery beuh!mou ze olona saindra mipetraka eo akaikiko lou de tsy te hijery tavany mits za,itako maka lagy mits fa ko ngaiz tsy masa miteny iz.in vahaolana rapid,enjehana daolo ty massage mapahihy fa ehehe.
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:39
2. Maningana ( 23/07/2015 08:27)
MILA MANAO SPORT - MANAO REGIME - MAHAY MANAJA NY HAFA ref mba mipetraka anaty taxiB f ts mibahana B , zah alou ten maka lagy mints amren oul ngozaB ts mahay mipetraka anaty fira reny e


aglaadsgaiz:

vao miditra anaty bus aho ohatra de marary daolo ny lohalika rao fa midona am seza,voatery mividy place 2 za anaty bus fa tery beuh!mou ze olona saindra mipetraka eo akaikiko lou de tsy te hijery tavany mits za,itako maka lagy mits fa ko ngaiz tsy masa miteny iz.in vahaolana rapid,enjehana daolo ty massage mapahihy fa ehehe.

3. TenWords ( 30/09/2015 07:39)
aglaadsgaiz >>> Ny zavatra hitako dia ianao tsy mifidifidy sakafo hoanina zany mihtsy, izay tonga eo alohanao dia raikitra foana fa na ny tsy tonga eo alohanao aza efa mandondOna sahady ao an-tsainao, ny hevitra atolotra anao dia ny hoe: ajanona tanteraka ny gouter fanaonao isaky ny @9h30 sy @ 15h ... ireo dia efa hanampy anao hihena, tsy miteny akory izany hoe rehefa ajanona ireo gouter dia atao 3plats indray ny sakafo atoandro sy ny sakafo maraina an!
Izay fa maherEza E! Tsy mi-conseiller anao hanao sport aho fa ireo kosa mba vitanao E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3203