Politika

pikatti ( 12/05/2010 04:41)
Misy hafatra ao @ MyDago mba tiako alefa eto e, akama koa mantsy ry zalahy ao :wink: TSY MATAHOTODY toa ny Foza orana ka ny mpiray tanindrazana indray no omena vazaha atao takalo ! Mitono-ten... tohiny
novalian'i ralaisolo ny 12/05/2010 16:20
LazaDaddy ( 12/05/2010 03:18)
Any France mahay miteny Frantsay daholo ny olom-pirenena. Tonga lafatra ny fianarana any satria "Ecole d'expression Francaise" daholo no misy. Feno fiarakodia Peugeot sy Renault ary Citroen eny an-d... tohiny
bekafara ( 11/05/2010 19:13)
1.Building misy tele Viva tsy mahaleo trano bongo misy ronono Tiko. 2.Mitonatonana toy ny Frantsay miady amindRavalo : mahery amboalohany fa tsy mahazaka lazon’ady. 3.Aza atositosika ny filohan’... tohiny
novalian'i diloo ny 12/05/2010 15:39
vatofototra ( 11/05/2010 17:53)
RESULTAT intermédiaire Sondage sortie de crise Quelle solution préconisez-vous pour sortir Madagascar de la crise actuelle - Application stricte accord Maputo 45% [ 23 ] - Amélioration acc... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/05/2010 04:52
TEGEVE ( 11/05/2010 11:37)
Sempotra be e, tena boda ny lohako marina , naleoko mihitsy naka vakansy nilalao t@ sipakely tany Nosy Be tany aloha, :wink: Ny lisitra miaramila aza ato mbola tsy nivoaka dia nolavin'ny namany iha... tohiny
novalian'i Bazilou ny 12/05/2010 07:56
vatofototra ( 11/05/2010 10:23)
Sondage sortie de crise Quelle solution préconisez-vous pour sortir Madagascar de la crise actuelle - Application stricte accord Maputo - Amélioration accord Maputo - Pretoria 2 - Conféren... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/05/2010 04:59
ndenn ( 10/05/2010 22:41)
Mila tondraka sa lanonana mangingina ? :idea: ... tohiny
vatofototra ( 10/05/2010 22:14)
REGARDER VIDEO Journal - La communauté internationale insiste sur le dialogue 10 mai 2010 - En marge de la journée de l'Europe, les membres de la communauté internationale insistent sur la voie ... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/05/2010 05:01
NathalieRabe ( 10/05/2010 11:05)
Tana tezitra be aho satria efa niteneniko foana i Andry mba tsy hanakantsakana ahy @ asako maha ministra ny serasera ahy :oops: :oops: Tadidinareo ve ilay resaka émetteur teny Faravohitra ilay ho... tohiny
nytsiry ( 10/05/2010 08:50)
Tamin'ny fandaharana "anao ny fitenenana" no nitenenan'i Rolly Mercia fa efa vita ny pitsopitsony amin'ilay governemanta vaovao ary dia rahampitso no hanambarana izany amin'ny fomba manetriketrika.Ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2010 19:32
zakilinina ( 10/05/2010 07:35)
Nihidy ny toeram-piasana nohon'ny zava-mitranga efa ho herintaona mahery izay. Tsy misy intsony ny asa na dia mandondom-baravarana hatraiza hatraiza aza. Tsy misy azo atao afa tsy ny mangalatra fa ny ... tohiny
pikatti ( 09/05/2010 22:58)
La situation devient explosive à l'approche de Pretoria II qui serait prévu vendredi prochain. Avec l'intention de Andry Rajoelina de continuer dans son unilatéralisme et de former son « gouvern... tohiny
terrysaina ( 09/05/2010 21:01)
araka ny vaovao heno dia hoe ho any pretoriaII ihany ny president Andry rajoelina ,rehefa nandinika sy ny amour pour le pays dia nanaiky hiverina any pretoriaII izy saingy @ ity indray mitoraka ity di... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2010 12:48
vatofototra ( 08/05/2010 18:49)
REGARDER VIDEO Fanambaràna Hetsiky ny mpitondra fivavahana 08 mai 2010 Vaovao malagasy : - Nandritry ny fotoam-pivavahana nataon'ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana teny Antsonjombe ny 08 mai 20... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:05
bazylou ( 08/05/2010 18:15)
sa efa maty hozatra ry be wawwawawa isany?? lany andro magro e, behoririka e, ambohijatovo e, tsy misy atao angaha ianareo?? vive tgv ary tgv ihany no ady eo. makanesa any rsa daholo ze te hanom... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/05/2010 19:14
bazylou ( 08/05/2010 17:35)
ho an'ireo izay manenjika ahy eto , dia ho diso fanantenana izy aloha e, fa tonga eto foana ny bandy e vive tgv :-D :-D :-D :-D ... tohiny
vatofototra ( 08/05/2010 13:03)
REGARDER VIDEO Madagascar s'enfonce dans la crise - Afrique Presse TV5 Analyse de la situation à Madagascar Au sommaire : - Nigeria : la mort du président uMaru Yar'Adua. - Madagascar, la ... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2010 12:36
zakilinina ( 08/05/2010 06:53)
Mirongatra tsy misy toa izany ny asan-jiolahy eto Madagasikara. Very tondroavaratra izy ireo satria tsy fantany intsony ny maodely tokony arahana. Mahatsapa izy ireo fa tontolon'ny halatra no iainan... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:46
fijo ( 07/05/2010 19:43)
rehefa dinihina ny zavatra misy ao MADAGASIKARA,dia mahalasa saina ihany ny zavatra ataon'ireo antsoina hoe "tandroka aron'ny vozona" raha efa nitsilopy ny teny amin'ny 13 mai,ary efa naika hitsoak... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:49
tgvafond ( 07/05/2010 15:59)
Certains ministres semblent prévenir qu'ils ne plieront pas bagages malgré la formation de ce gouvernement militaro-civil. « Quoi qu'on fasse, le résultat sera le méme tant qu'il n'y a pas reco... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/05/2010 23:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7416