Politika

onaonafaty ( 13/05/2010 23:01)
Aza manahy ianareo mpomba ny tgv ve , eny e, fantatray fa mampitomany anareo ny tsy hilatsahan'ny Andry ho fidiana filoha fa saingy izay no mety hampivoaka azy @ io blokazy io , raha ohatra hoa ka mbo... tohiny
novalian'i wxxx ny 14/05/2010 12:13
TEGEVE ( 13/05/2010 23:01)
Efa impiry impiry no nilazako anareo izao , fa izay zavatra navoakan'ny vavako dia notanterahiko avokoa Mba tanisao kely eto kely hoe izao izay tsy tanteraka (l) (l) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/05/2010 11:43
vatofototra ( 13/05/2010 17:29)
REGARDER VIDEO Raveloson Constant botte en touche la fausse sacrifice de Rajoelina 13 mai 2010 - Raveloson Constant de la mouvance Ravalomanana botte en touche "la fausse sacrifice" de Rajoelina a... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/05/2010 23:24
bazylou ( 13/05/2010 16:35)
Olona anao am TGV leaza. Na niabana aza I lery tsy nisy sahy fa be wawa fotsiny. Aiza re zany e. LoooooOooooooool Ry vatmifototRa atsy mitantara angano fotsiny. BeurRrkk... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2010 19:34
bazylou ( 13/05/2010 11:15)
Mbola hisy zavatra ho mafy noho io ary. Hita be ry tim and co fa tsy amidin ny TGV mihitsy. Asa mba fantany ve ny hiseho manaraka efa voamboatra ao? Io raha vao misy an ilay soara milatsaka eo dia... tohiny
novalian'i sylvain ny 13/05/2010 22:18
jhouhlambout ( 13/05/2010 10:33)
Lu ailleurs: Par Aina: [quote]Je pense que d'un coté, cette décision de Mr A Rajoelina de ne pas se présenter à la prochaine élection présidentielle est une décision 'stratégique' qui va a... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2010 20:38
bazylou ( 13/05/2010 09:39)
ioihanyno ady eo e... tohiny
novalian'i pink ny 13/05/2010 13:00
vatofototra ( 12/05/2010 23:53)
ECOUTER Interview intégral Rajoelina sur RFI - Il refuse la candidature de Ravalomanana 12 mai 2010 - Interview intégral Rajoelina sur RFI - Rajoelina refuse la candidature de Ravalomanana en ... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/05/2010 23:10
LazaDaddy ( 12/05/2010 23:15)
1) Aza avela hilatsaka Ramoramanana fa majary very fihinanana izahay ao Madagasikara. 2) Aza milatsaka ianao kanefa aza maika ny hiala fa manamboara aloha toerana ho an'ny saribakolintsika hafa. 3) ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2010 21:18
vatofototra ( 12/05/2010 22:27)
REGARDER VIDEO Extrait Déclaration Rajoelina 12 mai 2010 - Extrait vidéo Déclaration Rajoelina Ecouter dans son intégralité après interview sur RFI Participer au FORUM Visiter et Post... tohiny
novalian'i Noue ny 13/05/2010 19:24
fijo ( 12/05/2010 21:07)
http://www.basyvava.com/#... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2010 19:37
vatofototra ( 12/05/2010 20:34)
ECOUTER Rajoelina sur RFI - Il refuse la candidature de Ravalomanana 12 mai 2010 - Rajoelina refuse la candidature de Ravalomanana en le considérant comme déjà condamné par le Tribunal Pa... tohiny
novalian'i Noue ny 13/05/2010 19:28
zakilinina ( 12/05/2010 20:07)
... m azava ny tantara : nampiatra ny gaboraraka sy ny fanjakan'i Baroa Radama II. Nolazain'ny Menamaso fa TSY MENDRIKA ny hitondra fanjakana Radama II ka nokendain'izy ireo.... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2010 21:13
vatofototra ( 12/05/2010 20:05)
REGARDER VIDEO Déclaration des anciens responsables des forces armées - Déclaration des anciens responsables des forces armées (voir rubrique journal version française) ou après Déclarati... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2010 18:38
vatofototra ( 12/05/2010 19:03)
ECOUTER DECLARATION Rajoelina - Il ne sera pas candidat à l'élection présidentielle - 12 mai 2010 - Lors de sa déclaration du 12 mai 2010, Andry Rajoelina renonce à sa candidature à l'élect... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2010 18:39
zoam ( 12/05/2010 18:28)
Dans son allocution en direct sur TVM, le putschiste Andry Rajoelina baisse les bras et lâche l'affaire, il reconnait que la situation est très dure pour lui, il ne se présentera pas aux électio... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2010 18:41
ralaisolo ( 12/05/2010 16:09)
Izao no tena hevitry ny FAT : ho ataony izay hampitarazoka ny fananganana io governemanta io ,na tsy hatsangany mihitsy aza io ,Famangiana an'i Gl Bory ve de hanafoanana ny fanehoana ireo Ministra vao... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2010 19:49
zakilinina ( 12/05/2010 11:14)
mey sa may no fandikana ny mai (frantsay) amin'ny teny malagasy ? Ny may mantsy dia mitovy fanoratra amin'ny zavatra nodoran'ny afo. Toa mey no fahalalako azy.... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2010 18:36
tsimatimanota ( 12/05/2010 09:52)
Tapitra Gli ny Vahoaka rehetra... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2010 18:37
bazylou ( 12/05/2010 07:51)
rehefa samy vendrana iray lavaka dia tgv ihany no ady eo eee... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2010 18:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0394