fa avy aiz any bala???
2. fijo
(
12/05/2010 21:11)
jereo anie ilay sary faharoa io e.
misy olona roa mitsitra eo.ny iray mitodika any amin'ny finasy ,ny iray kosa mitodika ao amin'ny tresor io.
ny fanontaniana di ahoe ;
raha bala avy ao ambohitsorohitra,dia tokony hitovy ny rehena hianjeran'ny olona voa rehetra.samy nanao SN isika maro eto ka mahalala fa ny olona voan'ny bala ,dia mianjera any amin'ny faritra mifanohitra amin'ny niavian'ilay bala.
ka avy aiza avy ary no niavian'ireo bala nahafaty ireo olona roa ireo?????samy tsy misy mitodika any amin'ny champion ireo faty ireo.

3. Toumba
(
12/05/2010 21:27)
rafijo ve tsy sur fa ny USA au courant ny zavatra nisy teo t@ iny 7fevrier 2009 iny ,ny ecoute telephonique sy ny conversation nisy ary ny image satellite rehetra ,
4. jhouhlambout
(
13/05/2010 09:17)
Mazava ho azy fa zavatra efa nomanina efa ela ilay famonoana io.
Raha toa ka tene nitifitra tokoa ny GP dia tsy ohatr'ireny mihintsy ny "blessures" ny olona voa. Satria ny AK47 dia "arme de guerre" ary zay voan'ny balan'ireny dia tena rovidrovitra mihintsy ny nofo ary miendaka ny ratsana... Tena orera be é... Dia tokony tany amin'ny 200 na 250 tany mihintsy ny olona maty fa tsy eo amin'ny 30 eo fotsiny...
Noho izany: Tsy nitifitra ny GP,
cqfd

6. Noue
(
13/05/2010 19:27)
mazava ho azy fa fika daholo zany eee !! efa nomanina efa ela !! nga kentrona tahaka ny tgvendrana daholo hono ny olona no tsy hatakatra an'zany ee ??
7. pikatti
(
13/05/2010 23:21)
ka hoalefa ihany ve ny fitsarana sa akory e???
Efa vita ny fitsarana rafijo satria i rabitro efa nandà mafy ery ny hilatsahan'ny R8 fa hoe efa voaheloka @ ireny raharaha ireny , ny anedala anie le tahotra an'i L8 no betsaka e,io mansty vava efa nataony , ka na inona na inona ny zavatra arosy eo dia mody mihodinkodina eo fotsiny fa efa hoe tsia no hiafarany , tsy rarahiny na hinana ny fatiny aza ny Vahoaka Malagasy