REGARDER VIDEO Déclaration des anciens responsables Armée

1. vatofototra ( 12/05/2010 20:05)
REGARDER VIDEO Déclaration des anciens responsables des forces armées

- Déclaration des anciens responsables des forces armées (voir rubrique journal version française) ou après Déclaration Rajoelina version malagasy


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i fijo ny 13/05/2010 18:38
2. zoam ( 12/05/2010 20:55)
mnkaleo be ny maheno an le vendradahy io ,hita mihitsy hoe bandy tsy nianatra ,raha misaina ialahy ry dadomelina dia miala no maha tsara an'ialahy fa tsy mifikitra an'io seza rivotra an'ialahy io,tot ou tard tsy maintsy miala ialahy ka dia ny mbola tsy tara soa hanenenana dia alefaso le plan barakay
3. fijo ( 12/05/2010 21:14)
efa tsy hilatsaka kosa izy e
4. Toumba ( 12/05/2010 21:24)
izy no mbola hino bandy ohatr'iny e ,rehefa afaka fotoana fohy dia mamory vahoaka200 isa izy mitangoringorina etsy sy eroa dia hilaza izy fa mangataka ny filatsahako ny vahoaka maroan'isa dia inona no atao fa tsy dia ny manaiky fotsiny saingy @ izao aloaha sur aho fa tsy hanaiky an'io ra8 sy ny 3 mouvance e
5. fijo ( 13/05/2010 18:38)
fikan jaza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1042