miala ialahy ry radomelina sans qualite

1. zoam ( 12/05/2010 18:28)
Dans son allocution en direct sur TVM, le putschiste Andry Rajoelina baisse les bras et lâche l'affaire, il reconnait que la situation est très dure pour lui, il ne se présentera pas aux élections !!! il demande aux bailleurs de débloquer les aides. Il restera jusqu'aux résultats des élections et souhaite bonne continuation à tous.

répondu par fijo le 13/05/2010 18:41
2. zoam ( 12/05/2010 18:31)
miala tsotra izao ialahy radomelina ,ary izahay tsy hanaiky izany mihitsy, any @ resaka dj no sahaza an'ialahy fa tsy ny president de la rep ,betsdaka no mbola mahay noho ialahy an'izan'izan,y ny fianakams sy ry bazylou
3. fijo ( 12/05/2010 18:33)
oka kosa letsy izy ,fa mampalahelo i mialy kely an
4. zoam ( 12/05/2010 18:49)
SORTIE DE CRISE : Andry Rajoelina propose comme feuille de route de sortie de crise la tenue des conférences nationales les 27 et 28 mai, suivi d’un référendum le 12 août, des élections législatives le 30 septembre et les présidentielles le 26
na inona na inona kozin'ialay ry radomelina dia miala ialahy izay ihany,fa tsy androany plan a dia rahampitso plan b dia raha afaka ampitso plan q miaraka mialy akory ,miala ialahy ,na dia higrevy mandritra ny 100ans aza ny gasy
5. Noue ( 12/05/2010 19:35)
aleo mahintsiny miala ny io fa tsisy anilaina azy eee
6. fijo ( 12/05/2010 19:38)
resy izy e,izay vao mihaiky,tena zaza marina
7. jhouhlambout ( 12/05/2010 19:44)
mety ka!
8. fijo ( 12/05/2010 19:51)
ka hoany afrika atsimo ihany sa ahoana???
9. zoam ( 12/05/2010 20:39)
mazava hoazy fa hisy indray ny pretoriaII nefa ny tena marina dia efa ao anaty ny sazy ny hoe tsy mahazo milatsaka president i radomelina, fandrebirebena fotsiny izany tsy hisy hanaiky izany eo
10. AndriambyII ( 12/05/2010 20:57)
TGV hatrany !!
11. Toumba ( 12/05/2010 21:06)
ok raha mahazo 00.1% efa misaora @ zanahary
12. fijo ( 13/05/2010 18:41)
i mialy sy ny sipany taloha no hifidy azy ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389