an ny tgv izaony laka
1. bazylou
(
12/05/2010 07:51)
rehefa samy vendrana iray lavaka dia tgv ihany no ady eo eee
novalian'i fijo ny 12/05/2010 18:38
6. ralaisolo
(
12/05/2010 16:18)
Mpandefa : bazylou [ Valio ] 12-05-2010 09:51:48
Lohateny : an ny tgv izaony laka
rehefa samy vendrana iray lavaka dia tgv ihany no ady eo eee
ka inona ary no hataonay eo ry bazylou a? zahay vao mihetsika kely dia tifitra variraraka sy rĂ mandriaka no hitsenanareo anay ! mbola hanody anareo ane izao ry bazylou e, hitan'Andriamanitra ane izao famonoana lava ataonareo izao e, miaiky aloha izahay izao fa resy ,eny tsy mahita avaly anareo sy mandohalika eo alohanareo mihitsy aza , nefa kosa mbola hisy farany io habibiana ataonareo amin'ny vahoaka mpanohitra io , mba efa nandalo mpanohitra koa ane nareo ry bazylou e, fa tsy hoe vao mihetsika izahay dia taktaktaktaktak :evil: :lol:
7. diloo
(
12/05/2010 16:54)
Aza mandany andro @'i bazilozatra ianao ry Ralaisolo. Lamoakan'atody ny ao andohany. :-D
