an ny tgv izaony laka

1. bazylou ( 12/05/2010 07:51)
rehefa samy vendrana iray lavaka dia tgv ihany no ady eo eee
novalian'i fijo ny 12/05/2010 18:38
2. bazylou ( 12/05/2010 07:52)
tadidio fa anakiray ihany ny bazylou
3. Bazilou ( 12/05/2010 07:56)
vire tgv :-D :-D :-D
4. tsimatimanota ( 12/05/2010 09:48)
lakandranothay ve izany e?
5. Achia ( 12/05/2010 15:58)
Lakandranon'Andriantany ngamba
6. ralaisolo ( 12/05/2010 16:18)
Mpandefa : bazylou [ Valio ] 12-05-2010 09:51:48
Lohateny : an ny tgv izaony laka
rehefa samy vendrana iray lavaka dia tgv ihany no ady eo eee


ka inona ary no hataonay eo ry bazylou a? zahay vao mihetsika kely dia tifitra variraraka sy rĂ  mandriaka no hitsenanareo anay ! mbola hanody anareo ane izao ry bazylou e, hitan'Andriamanitra ane izao famonoana lava ataonareo izao e, miaiky aloha izahay izao fa resy ,eny tsy mahita avaly anareo sy mandohalika eo alohanareo mihitsy aza , nefa kosa mbola hisy farany io habibiana ataonareo amin'ny vahoaka mpanohitra io , mba efa nandalo mpanohitra koa ane nareo ry bazylou e, fa tsy hoe vao mihetsika izahay dia taktaktaktaktak :evil: :lol:
7. diloo ( 12/05/2010 16:54)
Aza mandany andro @'i bazilozatra ianao ry Ralaisolo. Lamoakan'atody ny ao andohany. :-D
8. fijo ( 12/05/2010 18:38)
izao wa no tadiavin'ny vahoaka;ka aleo ahita tsara eo aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0551