vaovao re tao amin'ny radio Viva izao maraina izao 10/05
1. nytsiry
(
10/05/2010 08:50)
Tamin'ny fandaharana "anao ny fitenenana" no nitenenan'i Rolly Mercia fa efa vita ny pitsopitsony amin'ilay governemanta vaovao ary dia rahampitso no hanambarana izany amin'ny fomba manetriketrika.Ny alarobia izao ihany koa amin'ny valo ora alina any ho any no hanao fanambarana ho an'ny vahoaka malagasy Ingahy Andry Rajoelina araky ny voalazany ihany io.
Marihiko fa i Rolly Mercia dia mpanolotsaina manokana ny filohan'ny fitondrana tetezamita amin'izao fotoana izao.
Marihiko fa i Rolly Mercia dia mpanolotsaina manokana ny filohan'ny fitondrana tetezamita amin'izao fotoana izao.
novalian'i fijo ny 11/05/2010 19:32
2. NirydeSobika
(
10/05/2010 10:35)
Tsisy afa tsy fanasana ati-doha ny any ry ngama a,fianakam's madagetotra
3. nilex
(
10/05/2010 10:54)
Ny tena mety aloha dia miandry kely ny ankolafy telo satria efa hiongana ho azy eo nge io fitondrana io e,tsy maintsy miresaka ireo na tiany na tsy tiany satria tsy misy intsony ny lalana hivoahana fa vava fotsiny ireny .Olona vitsy sisa no manery andrajoelina hijanona eo fa na ilery aza nge efa leo e.
4. ndotofetsy
(
10/05/2010 22:18)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :@ :@ :@ :@ :@ kof kof kof =)) =)) =)) =)) =))
5. pikatti
(
11/05/2010 12:27)
Tsisy afa tsy fanasana ati-doha ny any ry ngama a,fianakam's madagetotra=D =D
