REGARDER VIDEO Journal -La communauté internationale insiste

1. vatofototra ( 10/05/2010 22:14)
REGARDER VIDEO Journal - La communauté internationale insiste sur le dialogue 10 mai 2010

- En marge de la journée de l'Europe, les membres de la communauté internationale insistent sur la voie de dialogue pour sortir Madagascar de sa crise actuelle


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i pikatti ny 12/05/2010 05:01
2. diloo ( 11/05/2010 00:18)
Ok Vatofototra,

Mikasika an'i satanier, tao @'ny fihaonambe ny europeana, raha namaly ny fanontaniana mikasika ny raharaha malagasy, dia mody manao bonne figure lery:
-Tsy mankasitraka ny fitondrana unilatéral hoy izy, fa ny consensuel sy ny inclusif ihany.
-Ny la Frantsa dia tsy mitsabaka mikasika ny fametrahana ny taratasin-dalana, fa kosa manao hezaka ho fanampiana ny hisian'ny fifanarahana ireo hery politika mpifanohitra, hivoahana ny krizy.
-Etsy andaniny anefa, mikaroka fomba afa, tsy hay intsony na ankolaka, na tena mikaon-doha hamoahana ny krizy ry zareo, ho tody ny Transition consensuelle et inclusive MAP(Maputo-Adis-Abeba-Pretoria), satria tonga eto ny:
Dix diplomates et officiers de marine français, arrivés discrètement dans la nuit 6 mai, auraient été dépéchés par le quai d'Orsay à Antananarivo.
:!: :?: :wink:
3. pikatti ( 11/05/2010 12:21)
Dix diplomates et officiers de marine français, arrivés discrètement dans la nuit 6 mai, auraient été dépéchés par le quai d'Orsay à Antananarivo.

Io izany lay experts hanampy ny CENI :-D misy resaka masiso foana hoa raha vao mijabaka hotran'izao , nefa vava zany ny an-dry Rajoelina zany hoe tsika ihany e, ny gasy ihany é, tsy mila an'izan'iza fa raha vao lay mpanandevo azy dia ouiouioui M'sé :lol:
4. Mirananirina ( 11/05/2010 13:53)
nefa vava zany ny an-dry Rajoelina zany hoe tsika ihany e, ny gasy ihany é, tsy mila an'izan'iza fa raha vao lay mpanandevo azy dia ouiouioui M'sé
ka izy aza gasy vaza ko
5. fijo ( 11/05/2010 19:27)
efa manomboka jenjina koa la frantsa ko
6. Noue ( 11/05/2010 19:45)
jenjina satria manao ny tsy fanao kooo !!!
7. diloo ( 11/05/2010 23:41)
fa raha vao lay mpanandevo azy dia ouiouioui M'sé

Normal! Bandy statut d'indigène loi cadre ve tsy hanao oui m'sé foana.
Moi Banania m'sé, Moi vé étre président .Si toi joyandet lacher moi, moi pas content toi(tgv) t'es givré comme moi.
Pourquoi toi dire tout le temps, moi doit partir en fumée apireto aho( à pretoria) :wink:
8. diloo ( 11/05/2010 23:49)
moi doit partir en fumée apireto aho( à pretoria)

moi doit partir en fumée apireto ary aho( à pretoria). çà sonne mieux non! :wink:
Après moi aller à Mahamasina pour mes 26 joints faire calumet de la paix :^) :^) :-P :-P :-D
9. pikatti ( 12/05/2010 05:01)
moi doit partir en fumée apireto ary aho( à pretoria). çà sonne mieux non!
:-D :-D :-D fa aza dorana kosa le trano klé, raha lery rery azy iny mantsy :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1376