Fanabeazana

nary923 ( 28/01/2012 15:43)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... suite
répondu par SOANAVA le 25/10/2012 08:27
nary923 ( 28/01/2012 15:11)
alamana daholo isika rehetra. Resaka sokajiny roa angamba no ataoko eto androany. NY iray momban`ny fandraisana eny Ivato izay hitako fa tsy dia professionnel loatra, ny faharoa, momba an'ny fandrais... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 01:02
nygasysoafifameno ( 22/01/2012 23:24)
Ny Tambazotran'ny olom-pirenena Tia tanindrazana, Ny Hery velona, Ny fahaizana ambony, ny fahaizana avo lenta an'ny Zanak'i Madagasikara (Réseau citoyen du patriotisme, des Forces vives, des Intellec... suite
nygasysoafifameno ( 07/01/2012 23:35)
Miarahaba am-panajana anareo, Ny Madagascar animation culturelle pour le développement Ny tambazotra: Réseau citoyen des forces vives,d'intellectuels et d'élites enfants de Madagascar(à Madagascar... suite
sitlo ( 17/12/2011 23:17)
Saika hanontany kely aho. 1- Aiza avy kay no misy academie militaire eto Madagasikara? 2- Dia ahoana sy ahoana no fomba fidirana mianatra ao? 3- Misy fanabeazana ankizy madinika ve sa efa lehibe daho... suite
vonynive ( 15/12/2011 07:53)
Miarahaba antsika rehetra, satria efa mikorosy fahana ny fanabeazana eto Madagasikara dia tsara raha arenina dieny izao maro ireo miezaka manabe amin'ny fahatsarana ny taranaka fa ny tiana horesahina ... suite
répondu par sipagasy le 31/12/2011 09:18
reggae11 ( 06/12/2011 06:35)
Vahaolana hitako ary mahoby tokoa,raha toa ka ireo taranja tantara(histoire) rehetra manomboka any am kilasy farany ambany ka hatrany am terminal,no atao tantara toy ny amin'ny radio ireny.Ireto no an... suite
kooool4 ( 27/11/2011 06:50)
Miarahaba antsika rehetra o! Entiko ny adihevitra satria lasa resa-be foana ity teny malagasy ity, raha tsy hiresaka ny fampiasana azy afa-tsy any an-tsekoly isika. Tiako marihina fa ny fanadihadian... suite
nary923 ( 22/11/2011 09:25)
Salamana daholo isika rehetra. Resaka sokajiny roa angamba no ataoko eto androany. NY iray momban`ny fandraisana eny Ivato izay hitako fa tsy dia professionnel loatra, ny faharoa, momba an'ny fandrai... suite
NDINDY ( 24/09/2011 07:51)
Inona no fomba entina manafoana ny kolikoly ? Satria toa izay alela rehetra na aiza na aiza dia misy kolikoly daholo eny fa na dia hatrany ampiangonana aza dia misy KOLIKOLY ?... suite
répondu par jesuisla le 29/01/2012 14:31
NDINDY ( 09/09/2011 15:30)
ahoana ny mba hevitrareo amin' ireny film mamohafady aseho amin' ny tele ireny ? sa efa andron' ny fivoarana izao ka tsy mahamenatra intsony ny mijery ireny ? amiko mantsy dia toa lasa manimba ny anki... suite
répondu par NDINDY le 29/10/2016 14:09
NDINDY ( 23/08/2011 14:53)
TENA TSY MISY HEVITRA INTSONY VE NY FAMERENANA INDRAY NY TARANJA " MORAL " AO ANATIN' NY PROGRAMME NY FAMPIANARANA MBA HANABEAZANA NY ZAZA MALAGASY ? SA EFA LANY ANDRO IZANY ?... suite
répondu par jesuisla le 22/01/2012 04:35
siga_soa ( 13/08/2011 05:05)
Fanontaniana manitikitika ny saiko; Nahoana moa ireo lehilahy gasy tena manampahaizana (betsaka izy ireo) no tsy manambady vehivavy gasy? Diniho tsara anie. Kanefa izy ireo no tena miseho ho tia tanin... suite
répondu par jesuisla le 29/01/2012 14:37
NDINDY ( 10/08/2011 09:40)
INONA NO MBA TORO HEVITRA AZO OMENA NY MPIANATRA MANDRITRA IZAO VACANCE IZAO ?... suite
répondu par Belle le 11/03/2014 11:46
pulm ( 05/07/2011 05:51)
Slt tiantsika ve raha ho foana ny fanolanana,ny sosokevitra itako dia asio sivana ny hira (clips) sy ny film alefa @ fahitalavitra( ohatra fotsiny izao: nijery t@ RTA ilay fandaharana mandihy iny izah... suite
répondu par mpisotrtoaka le 11/03/2014 08:37
guant ( 04/07/2011 11:32)
inona no mahatonga ny olona iray efa ho 33 taona mbola mi se comporte otran zaza 11 à 15 ans En plus mbola any am zaza ko no mahasarikaazy kokoa na samy eo aza ny olona rehetra! fanamarihana aloha fa... suite
répondu par ombelline le 11/03/2014 08:27
bazylou ( 01/06/2011 10:10)
ampanetre tena lehibe no ilazanay etoana fa misokatra io mail io ho an'ireo malagasy rehetra tsara sitra po te hanome fanampiana kely anangana projet lehibe any madagasikara. MAnorata dia hahita ianao... suite
répondu par soanja le 03/06/2011 05:53
arialy ( 19/04/2011 12:04)
Asa ianareo izay mipetraka ivelan'ny Nosy na efa nahita olana mitovy amiko miresaka teny gasy foana izahay ao an-trano, afa tsy rehefa misy vahiny tsy mahay. Ny zanako, marihiko fa mande crèche ary e... suite
répondu par jesuisla le 22/01/2012 06:29
vonynive ( 18/04/2011 08:48)
fanabeazana ny tanora malagasy : ny andraikitry ny fanjakana Adidy iaraha-manana ny fanabeazana ny tanora: miezaka ny vondrona voakasika; tsy mikely aina tokoa ireo mpanabe (ray aman-dreny; ny any an... suite
soanja ( 06/04/2011 03:54)
Any ianareo izay tia miady ho an'ny fanatsarana ny tanindrazana, Miala tsiny raha manoratra ity taratasy ity aho fa ianareo izao no namana fantatro ato fa mafana fo te hanova zavatra any ambanivohit... suite
répondu par bazylou le 01/06/2011 10:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0559