analyse diagnostic et solution des 52 années(1960-2012) de défaillance de l'Etat et d'autodestruction nationale

1. nygasysoafifameno ( 07/01/2012 23:35)
Miarahaba am-panajana anareo,
Ny Madagascar animation culturelle pour le développement
Ny tambazotra: Réseau citoyen des forces vives,d'intellectuels et d'élites enfants de Madagascar(à Madagascar et la diaspora à travers le monde)
Dia manasa am-panajana anao (anareo) antsika zanak'i Madagasikara rehetra hitsidika ny blogue
www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
Manabe manazava ireo olana ifotony ara-drafitra sy ara-tsaina nahalavo anaty ireo firenena mahantra indrindra eto an-aty 52 taona izao (1960-2012) Repobilika telo filoha telo samy nandositra ary dia samy niafara tamin'ny fanapoteana, vono, ratra, olona maty, fafampiderana vata-paty ilalaovana hetsi-po kanefa lonaka anaty fitaka sy sandoka...ary manome ny vaha olana matotra sy maharitra. Ireo boky roa amidy dia amin'ny teny frantsay fa mbola havoaka ny amin'ny teny malagasy.
Ilazao ireo malagasy rehetra hitanareo
Dia manao veloma am-panajana ihany
Johnson TAHINA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1165