Fanabeazana

razafyaina2o15 ( 21/04/2016 12:22)
miainga avy any @ ray aman dreny aloha ny fanabeazanavao miampita@ mpanabe sy ny mpampianatra satria saorotra ny mitondraazy raha ts ny ray aman dreny no mandray andraikitra! miangaavy any ny olana... tohiny
tovorandria ( 16/04/2016 19:30)
Sao d mba misy afaka manazava fohifohy ny tantara niainan´ireo malagasy nandritry ny 1947? Izany hoe ny zavatra tena nisongadina tamin´izany niainan´ireo malagasy nitolona ho amin´ny fahafahana? ... tohiny
novalian'i Nav ny 17/07/2016 16:39
guevannijohnpaolorakotomamonjy ( 12/04/2016 04:15)
mila fanampina momban'ny fanadihadiana tahirin-kevitra : manome lanja ara-pilozofia... tohiny
novalian'i hery ny 13/04/2016 22:56
etudiant_linguistique ( 09/04/2016 09:41)
Salut ! Désolé de déranger (et excuser pour mon mauvais français). Je m’appelle Remco van der Veen et je suis étudiant en première année de Master Recherche en Linguistique aux Pays-Bas. Je s... tohiny
novalian'i vaotonga ny 16/04/2016 03:35
RUZ9 ( 29/02/2016 09:04)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
mpilaza444 ( 26/02/2016 00:03)
Maditra be ny zanako lahy. Ompainy sy ilany ady isan'andro zahay mivady. Mandrahona hanindrona antsy nefa vao dimy ambin'ny folo taona. Mamalivaly isan'andro. Inona no hatao?... tohiny
novalian'i i-tie ny 26/02/2016 06:55
rjromuald ( 22/02/2016 16:37)
Miarahaba, raha misy afaka manampy dia tena faly tokoa,raha misy mahay mamadika ny teny hoe:" haely eran'ny tanana ny tsaho " ka ny hoe eran'ny tanana indray no atao "lazaina". Misaotra tompoko.... tohiny
novalian'i hery ny 23/02/2016 06:11
Charoumeni ( 18/02/2016 07:02)
Miarahaba daholo e! Mba mangataka torohevitra aminareo aho fa tsy mahay teny frantsay loatra ilay zandriko nefa hanohana voka-pikarohana afaka 8 volana. Efa nipetraka 12 mois tany Frantsa izy nefa ts... tohiny
novalian'i 5laody ny 20/02/2016 13:25
zafaly ( 26/01/2016 14:32)
salama tompoko ô,izaho hoy aho ry zareo mba mila torolalana aminareo a.Izao ilay izy,izaho izany te-hiditra ho mpampianatra ka mila torolalana izaho aminareo izay mahay ny tokony haleha sy hatao amin... tohiny
novalian'i zafaly ny 18/02/2016 07:15
Hasnfan ( 13/09/2015 10:17)
slt à tous,ary ef mba nvaly ary ve ny bacc.... tohiny
novalian'i Tenwords ny 30/09/2015 10:14
hery ( 11/09/2015 10:44)
Manomboka manangona angano aho fa efa manomboka mahazo fy amin'ilay itantarana angano isaky ny alohan'ny hatory ny boay kely. Dia araraotina mba atao amin'ny teny malagasy ilay izy fa sady fampianaran... tohiny
novalian'i i-tie ny 26/02/2016 07:06
Chrynhal Doricka ( 17/08/2015 14:54)
Manao ahoana daholo tompoko. Mba mangataka aminareo izay manana na afaka manampy mba hanoro na hanome lesona feno momba ny hevitra ara-drafitra malagasy,tsy misy lesona momba ny teny malagasy mantsy ... tohiny
novalian'i Radavison ny 13/09/2015 06:59
mpisotrtoaka ( 02/07/2015 13:13)
Salama daholo ! Inona no tokony atao raha te hanao stage audiovisuel (cadreur sy monteur ary indrindra réalisateur) ? Tsy misy association na toerana azo atonina mihitsy ve fa fanina e ? Misaotra... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 10:24
ambohijanaka ( 20/04/2015 10:26)
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!! A. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha miasa hitanao normal hoe olona... tohiny
novalian'i endriny ny 23/06/2015 05:18
endriny ( 17/04/2015 08:44)
Vao tsy ela dia hitantsika ilay teny Mahamasina, antokon'olona manao filazana amin'ny haino aman-jerim-panjakana fa afaka mandefa mpianatra any Etazonia hono... Dia misy indray vao tsy ela ihany koa ... tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 10:32
saho ( 17/04/2015 07:01)
Misy manaparitaka etsy sy eroa fa hoe menatra izy satria Malagasy, satria hono tsy antoka ho avy ny firenena Malagasy indrindra fa ho an ireo tanora sns...fametrahako fanontaniana, ahoana ny ho avin i... tohiny
novalian'i endriny ny 17/04/2015 08:48
jaona15 ( 29/01/2015 12:09)
- Tao antanana! - Tranga iray sendra fiteny roa tsy mifankahazo nefa,ny eviny iray ihany. Fotoana fiakaran'ny vokatra t@ io,teo ampiambenana tonta-mbary ra zoky ny ariva... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2015 10:31)
Maneho ny ASARAMANITRA 2015 ny RARY SOA ho an’i Madagasikara tanindrazantsika ary ho antsika malagasy rehetra ZANANY na eto Madagasikara na manerana izao tontolo izao. Ny TENA RARY SOA andrandrain... tohiny
Nav ( 28/12/2014 15:20)
MOMBA NY FRANCOPHONIE: FIVORIANA AN-TAMPONY 2016 ATY MADAGASIKARA ? Notapahina t@ Fivoriana an-tampon'ny OIF (Organisation Internationale de la Francophonie) farany teo tany Dakar, Sénégal fa ... tohiny
novalian'i Nav ny 13/03/2015 13:59
booboo ( 02/10/2014 11:41)
http://share2give.net/a-13-ans-il-a-decide-de-quitter-lecole-ecoutez-pourquoi-cest-exceptionnel-2/ Tsy mba nampianarina an'izany aho tany am-pianarana an... ... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/10/2014 11:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.1672