Fitiavana

Avianiandanitra ( 01/10/2005 03:54)
Nahita sipa tsara tarehy sy tsara bika le bandy. Dia tonga de tara, fanontaniana mipetraka : Tena tiako ve le sipa sa te-hanao fotsiny mahita an'le entana ? Amiko, tokony hipetraka @ tsirairay io... suite
répondu par boubounezy le 23/10/2005 13:50
jos13 ( 29/09/2005 21:27)
misy vhv 1 tara @ lhl iray nefa ranamana io d tsy miraika @ ilay vhv, inona no tokony atao mba hampitovy tatana anilay fitiavana sy ampikambana azy 2, nefa marihana fa ilay lehilahy tsy d tsara loatra... suite
répondu par kiali le 07/10/2005 18:01
jos13 ( 29/09/2005 18:41)
misy vhv 1 tia lehl iray nefa io lhl io tsy tara @ d inona notokony atao mba ahatonga ilay fitiavana reciproque?, ny mahagaga anefa io lhl io tsy dia mankaiza loatra fa ilay sipa manja b nefa tsy maha... suite
répondu par Herimiafina le 22/10/2005 15:32
Moussa ( 29/09/2005 14:42)
Sainga mitady jo aty Finda aho ho an ' izay gasy interesser de ity ny e-mail aroniainaangelin@voila.fr... suite
répondu par lilbon le 08/10/2005 05:00
xxx ( 29/09/2005 12:10)
Mbola misy ihany ny lehilahy mpanao didy jadona, manao ny vehivavy ho "ambany"zo noho ny lehilahy!Aminao rariny ve izany sa tsy maintsy izay tian'ny ralehilahy foana no arahina na mety na tsia , satri... suite
répondu par lilbon le 04/10/2005 05:18
nikopol ( 29/09/2005 06:52)
Fantasma an'ilay sipa izay hatramizay hono ny minono akibehantongotry ny olontiany. Taminy voalohany sadaikatra ihany aho saingy refa nataony ilay izy dia hitako nilay be mintsy (ouuuhay ! mamamia). T... suite
répondu par lilbon le 08/10/2005 04:53
Herimiafina ( 29/09/2005 06:22)
Ny zavatra rehetra dia miova avokoa. Tsy mitovy ny zavatra hitanao izao sy tamin'ny adiny iray lasa teo ary tsy mitovy ny zavatra ho hitanao afaka adiny iray ho avy sy ny zavatra hitanao izao. Ny ran... suite
répondu par lilbon le 08/10/2005 04:48
ramhors ( 28/09/2005 16:34)
betsaka tokoa hoa ny mitady vady, miady mivady ary dia saro-piaro tsy fidiny mihitsy koa amin'ny alalan'ny internet. Mety hahitana zava-tsoa, ary mety mitondra korontana ihany koa raha tsy mahay mitan... suite
répondu par lilbon le 08/10/2005 04:57
vale ( 28/09/2005 12:07)
Mba te hahafantatra izay hevitrareo ny @ fandeferana eo @ fitiavana! Ny lahy ve sa ny vavy no tokony handefitra BEBE KOKOA ?!!!... suite
répondu par hesham le 18/10/2005 01:53
boubounezy ( 28/09/2005 11:23)
za alou oul tena farany zé oul sentimentale nefa, @ zao androtsika izao tou otrany tsy mitombona firy tsony zany toetra izany... tsy mazava... sarotra bé...... suite
répondu par boubounezy le 18/10/2005 18:13
Fantasy ( 27/09/2005 13:19)
Zao ry zareo ah! resaka fo sy saina izy ity! raha anontaniana angamba ny rehatra dia samy hilaza fa ny fo no mahatonga ny olona hitia, avy ao am-po no tena fitiavana. porofon'izany , betsaka ny marar... suite
répondu par lorra le 10/11/2005 11:28
valie ( 27/09/2005 09:52)
Iza no b fitiavana ny lhl sa ny vhv???? Tena ny vhv aloha raha ny fahitako azy e!Tsy hoe mamely anareo bandy fa amin'ny ankapobeny zany d ny vhv no b sentim nohon'ny lhl e! HiHi, za zao tena b f... suite
répondu par Ragadona le 12/11/2005 13:20
xxx ( 26/09/2005 12:04)
Ny fitiavana dia mitaky sacrifice hatrany, raha toa ka tena tia ny olona iray. Vonona ny hiaritra ny fijaliana ho an'izay tiany. Miaritra sy maharitra eo @ tsy fitoviana ara-kevitra,ny fifandirana isa... suite
répondu par lilbon le 07/10/2005 05:43
valie ( 26/09/2005 10:39)
Aona kay ny fomba fahtanareo ty hasarotampiaro ty e!... suite
répondu par xxx le 07/10/2005 12:22
xxx ( 25/09/2005 04:59)
efa toetra voajanahary ve sa........ny fitiavan-tenan'ny bandy ka na ao an-toka-tranony aza dia ampiariny izany????????... suite
répondu par fredo le 20/10/2005 18:19
xxx ( 25/09/2005 02:48)
Nisy bandy niaraka tamiko h@ za 16 ans . Tsy nisaraka izahay fa nisaratoerana kanjo nanambady lery ary niteraka 2 . Nifankahita izahay taty aoriana alohan`ny andehanako taty ampita ka tafaraka in1 dia... suite
répondu par xxx le 27/09/2005 10:18
Herimiafina ( 24/09/2005 05:55)
Rehefa nodinihina ny resaka rehetra nandalo teto momba ny fitiavana dia hita fa tsy mi-exista zany fitiavana pure izany fa tsy maintsy misy condition kely foana ao ambadika. Izay le ataontsika hoe in... suite
répondu par miserana le 05/10/2005 19:19
xxx ( 24/09/2005 04:45)
21 taona , nianatra teny amy universite ,de nanao sipa , de tia be an\'le sipa! deizy kou tia be ! de avy eo nifankahita toetra!hita ihany kou ny toetra ratsy ! de niova za lasa tsy tia be tsony ! ... suite
répondu par lilbon le 30/09/2005 05:04
kafmalbar ( 23/09/2005 17:02)
Mahagaga fa dia miharitra mihitsy ny sipa gasy manambady vazaha lahy,nefa anie ny vazaha tsy hifikitra ny sipa gasy izany na dia lasa vadiny aza,mampalahelo f'efa voa avy any ry ranabavy tsy maintsy i... suite
répondu par menakely le 26/10/2005 19:05
jon ( 23/09/2005 13:31)
ZA zany dia nanana sipa ! nifankatia izahay!tena tsy nifankafoy mihintsy! avi teo de nisaraka! niaraka t@ ny bandy hafa tao @ ny tanana izy ! fa izaho tsy mbola nitady sipa mihintsy ! afaka 6mois... suite
répondu par jajaf401 le 26/09/2005 10:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0851