Fitiavana
xxx
(
28/10/2005 11:11)
de ahoana re raha tao @ saha edena ka rehefa nilahatra teo anatrehan'i adama daholo ny biby rehetra mba hijereny izay ho namany akaiky ka ny saka na alika na gidro no tiany kokoa e? de izay vao nisy e...
suite
répondu par hesham le 06/11/2005 15:57
andrykely
(
25/10/2005 12:00)
Za ry zareo hatramin'izao dia mbola eoam-pitadiavana ilay tovovavytokan'ny foko a.Ilay "idealy"Izy dia sipa lavalava zarazara hoditra,tso tso-bolo,sariaka,tsotra,tia tsikitsiky.Raha vehivavy ianao io,...
suite
répondu par xxx le 07/11/2005 15:16
zefalah
(
24/10/2005 14:08)
miarahaba tompokilahy,miarahaba tompokivavy.
mba te antany ny tena de mba manoratra.
raha jerena de mirona any @ lay fitiavana doly doly ny tanora ankehitsiny,zaho koa ao anatiny.
ka hoy aho hoe: M...
suite
répondu par maditra le 26/10/2005 06:21
Noslid
(
23/10/2005 10:00)
Rehefa dinihina dia miha mitombo be ny isan'ny tanora, indrindra ny ados Homo. Inona ny antony? Sa lasa lamaody le resaka sex?...
suite
répondu par Herimiafina le 26/10/2005 13:17
Levy
(
21/10/2005 14:15)
Mbola vitsy ny vehivavy na tovovavy sahy mitory fitiavana avy hatrany @ lehilahy ( teny mivantana na an-taratasy), ankoatry ny fihetsika sy ny sisa...Fomba fijeriko, azon'izy ireo atao tsara izany, t...
suite
répondu par kala le 29/11/2005 14:49
vegas
(
20/10/2005 17:05)
Euh... mba te anontany kely ny hevitrareo. Betsaka ve ny cas ohatran'io efa itanareo? Curieux be!
Vadin-joky kilalaonjandry tokoa ve? Na koa oe vadinjandry kalesan-joky? lol...
suite
répondu par Ragadona le 16/11/2005 11:13
xxx
(
19/10/2005 21:35)
Raha misy miteny anareo (lahy na vavy) hoe tia anareo. Inona ny havalinareo raha ohatsa ka tsy mbola sur nareo na tia na tsy tia. Ahoana ny fahatsapanareo an'zany , mety tonga de tezitra ve sa modiana...
suite
répondu par angelgirl le 29/10/2005 21:23
nikopol
(
19/10/2005 15:19)
Mba afaka misoratra anarana eto ve ze sipa mbola azo kôtiana ...
suite
répondu par lilbon le 25/10/2005 13:37
Solitikabe
(
18/10/2005 04:56)
Izaho mba te hividy fitaovana ho an'ny vadiko. Ka fitaovana inona no tena tsara atao fanomezana ho azy?
Solitika be...
suite
répondu par jaira le 15/11/2005 10:27
boubounezy
(
17/10/2005 15:03)
ho anareo lelah mahaiza mandefitra @ olotinareo fa tsy hoe akory ny lelah dé tsy maintsy somary tsy manisy hasina ny vevavy. tsy ahazo vady maharitra eo angé nareo e! satry ny vevavy madefitra kouko...
suite
répondu par lapino le 23/11/2005 19:27
xxx
(
17/10/2005 07:52)
aona kay ny hevitrareo ny momba ilay olona miaraka dia ilay ramatoa oatra efa niteraka 3 nefa ilay bandy mbola tsia dia nifankatia (hivady)...
amiko rehefa mifankatia ilay olona dia izay , kanefa...
suite
répondu par lilbon le 21/10/2005 12:21
xxx
(
15/10/2005 01:19)
Za reto tena malahelo mihintsy fa zao an , za dia olona tsy mpivoka ny trano , tsy manana namana be zany fa ny namako dia ny mpiaramiasa ary ao ampiasana ihany izy no namako fa tsy mba mandehandeha an...
suite
répondu par hesham le 07/11/2005 00:21
Jane
(
13/10/2005 07:03)
Zakanareo ve ry reto raha ny vadinareo mampirafy anareo @ havanareo akaiky, ohatra soeur na cousine???
Dia inona no ataonareo raha sendra izany nareo?...
suite
répondu par Herimiafina le 20/10/2005 16:23
Herimiafina
(
12/10/2005 04:45)
Fa saingy tsy fantatsika tsara le atao hoe mandefitra fa lazaintsika fa fandeferana daholo izao rehetra ataotsika amin'ny olontiantsika izao.
Tantara iray momba ny fandeferana:
Tiako ilay olona ne...
suite
répondu par hesham le 07/11/2005 19:26
lema
(
08/10/2005 13:13)
répondu par Herimiafina le 20/10/2005 04:14
lema
(
08/10/2005 13:11)
fantatra fa tsy misy olona manana ny ampy ka zany no mahatonga ny olona mampirafy satria tsy feno ny olona miaraka aminy ary tsy adisony zany fa tsy maintsy afeniny nefa fa misy ny tsy mahatanty...
suite
répondu par hesham le 10/11/2005 03:25
xxx
(
07/10/2005 05:28)
mitady mpanampy vehivavy ao an-trano ka ireto ny criteres:
age 23-30
mahay mipasoka :), mahandro:lol: , de manasa lamba8),mba manjamanja :D, de madio:P, de kilasy mody:wink:, fa mahazo matory in11:...
suite
répondu par Herimiafina le 20/10/2005 03:50
SISAH
(
06/10/2005 12:31)
Fa maninona oua ny lehilahy no mitady femme mahay manao rapport b é! Fa tsy izany v no mahatonga ny lehila mitady any an kafa é!de lasa mitady position vao2 foana ny vadiny na ny sipany! sa ts izany...
suite
répondu par lyodbanks le 23/10/2016 10:34
A2
(
05/10/2005 14:47)
Mpinamana izahay nandritra ny herintaona, sady ni-confier-ko ny secrets-ko rehetra ilay olona. Mbola tsy nifanena izahay nandritra izay 1 an izay, izany hoe an-téléphone fotsiny no nifampiresaka fa ...
suite
répondu par Herimiafina le 10/10/2005 16:46
vegas
(
04/10/2005 22:13)
Tsy honohono ny ahy zalahy, masoko zao nahita! Zaho tsy havandy e, fomban'ny lehilahy sasany aty andafy no tsy mba manome vola ny vadiny fa sao de mandefa vola any dago. Mba normal ve zany? De maninon...
suite
répondu par antonielle le 29/11/2005 08:57
