Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bocassa, milahatra araka ny daty
bocassa ( 18/02/2011 19:38)
Hoavy ilay nandrasana
Ora sisa no isaina dia higadona an-tanindrazana ny filoha Ravalomanana. Roa taona niainana tao anatin'ny didy jadona ny Malagasy! Ohatrinona ny vidim-bary amzao? Aleo ts tenenina fa mankarary fo. Vary... tohiny
Bocassa ( 06/03/2009 07:35)
Omeo tanana
Niteny tao amin'ny radio mada ny filoha ra8manana ka hoy izy: "Miantso antsika vahoaka mba hanome tanana ny mpitandro filaminana manomboka anio!!!" Naheno izany ity tovolahy tapa-tongotra iray izay n... tohiny
Bocassa ( 07/01/2009 16:27)
13 janvier 2009: misy ifandraisany @ 13 mai 1972
Efa malaza be fa tsy honohono tsony ny hanombohan'ny grève générale @ talata 13 janvier 2009 Nilaza mantsy ny adjoint au maire fa mbl miziriziry @ heviny iany ny fanjakana mikasika ilay fanakaton... tohiny
novalian'i TWING ny 10/01/2009 11:55
Bocassa ( 19/12/2008 11:49)
tsy maheno marina
Nisy lelah iray ono tratran'ny môpera nangalatra ny akohony. Natahotra mafy lery ka tapa-kevitra fa hi-kôfesy. Rindrina hazo no manasaraka an'ity rangah ity @ môpera rehefa ni-kôfesy izy. Hoy m... tohiny
novalian'i Bita ny 03/01/2009 10:09
Bocassa ( 06/08/2008 16:03)
velona soa aman-tsara
Niresaka ireto mpivady... -Ramatoa: loza ane ny nanjo anah t@ maraina e -Rangah: fa ahoana? -Ramatoa: nisy jiolahy tafiaraka tamiko tao anaty ascenseur de hoy izy mantsy anah woe: "inona no tinao, ... tohiny
novalian'i nacl ny 09/08/2008 11:18
Bocassa ( 31/07/2008 14:37)
kifafa
Nirahin'ny reniny i Lita: -mba alaivo kely le kifafa atsy an'efitra atsy ry Lita a! Lita: maizina be ane ao ry neny e, za matahotra Neny: aza matahotra fa ao ane Jesosy e! Lita: (sady nijoro teo am... tohiny
novalian'i Bita ny 02/08/2008 13:27
Bocassa ( 22/07/2008 15:28)
hoany ambondrombe koa RAVALOMANANA
Fantatra ankehitiny fa taorian'i pasteur Mailhol, de hoany ambondrombe koa RAVALOMANANA Jean Baptiste, tovolahy mipetraka etsy Ambodin'isotry. Ary rahoviana enao no hande?... tohiny
Bocassa ( 22/07/2008 15:11)
mofo valala
Tao @ épicerie iray.... Hoy ity ankizilahy t@ ity mpivarotra: misy mofo valala v? mpivarotra: ts misy ka Ny ampitso: misy mofo valala ve? Mpivarotra: ts misy woa Rehefa lasa ilay boay kely d nit... tohiny
Bocassa ( 17/01/2008 13:18)
HATSIKANA BOBAKA BE (2è édition)
TITRE1: HAY VE E! Nandritra ny fampianarana sekoly alahady... -Mpampianatra: Balita, mba ataovy kely woe ny vavaka nampianarin\'ny Tompo! Haingana elah -Balita: vavaka nampianarin\'ny Tompo? Tsy ma... tohiny
Bocassa ( 10/01/2008 08:12)
Hatsikana bobaka be
Titre1: moramanga Nisy groupe de garçons avy any toamasina, hande hiazo an\'Antananarivo. Rehefa tonga teo moramanga dia nijanona kely teo ny fiara. Teo am-pijanonana teo no nisy ankizi... tohiny
Bocassa ( 08/01/2008 14:36)
bonbon
Nifampiresaka i Balita sy Lenaivo. Balita:inona moa l'ty no fiteny, un bonbon sa une bonbon?? Lenaivo: Tena tsy haiko letsy a, nenah mantsy bonbon anankiroa fôna no omen'i mamanay anah.... tohiny
Bocassa ( 26/12/2006 16:46)
Mahagaga: Ankizy 7 taona nahazo bac!
Mahagaga tokoa fa ankizilahy iray 7 taona no nahazo "bac à ordures" notoloran'ny fokontany azy mba hanariana ireo fako eo an-tokonam-baravaran'ny tranony. Tsy izy ihany no nahazo fa maro izy ireo. Na... tohiny
novalian'i niryna ny 23/01/2007 06:44
Bocassa ( 26/12/2006 16:37)
Vaovao farany: TRATRA I PETY!
Akory aby!Ity misy vaovao mahaliana antsika jiaby. Mbola karohina fatratra ingahy Pety RAKOTONIAINA amin'izao fotoana izao. Ny fantatra dia ny hoe TRATRAN'NY GRIPA izy amin'izao ora hanoratanay izao. ... tohiny
novalian'i belaza ny 12/01/2007 13:14
Bocassa ( 06/12/2006 15:42)
Vaovao farany: misy 2è tour!!!
Salama jiaby tompoko. Manantena aho fa efa maika ianareo hahafantatra ny valim-pifidianana natao tany Inde tamin'ny alatsinainy 04 déc 2006 teo. Nifidy izay ho filohany mantsy ny fikambanana OESC m... tohiny
novalian'i Penhell ny 09/12/2006 10:27
Bocassa ( 11/09/2006 15:43)
Amin'ny janvier 2007 ndray fa tsy amin'ny 3 décembre!!!
Tsy neken'ny amerikàna ny fandehanan'ny filoha frantsay Chirac hitsidika an'i Iran amin'ny 3 décembre zao. Nanamafy ny fitondrana frantsay fa hovaina njay ono io daty io ka mety ho amin'ny volana ja... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:16
Bocassa ( 11/09/2006 13:29)
Manomboka sahady ny prôpagandin-dRa8!!!
Manomboka misesisesy mintsy amin'izao fotoana izao ny fitsidiham-paritra ataon-dRavalo. Mody hoe fitsidiham-paritra, nefa ...misy ambadika pôlitika! Vonjena daholo ity fanokanana fiangonana ity! Hatr... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:18
Bocassa ( 08/09/2006 16:40)
Vaova farany> Tsy te hirotsaka hofidiana intsony Ravalo!
Salama daholo e! Fantatra ankehitriny fa tsy te hirotsaka hofidiana intsony ny filoha am-perinasa Ravalomanana, araka ny nambaran'ny mpitondra tenin'ny fiadidiana ny repoblika. Maro ny antony nahaton... tohiny
novalian'i kala ny 20/09/2006 14:06
Bocassa ( 28/02/2006 14:29)
Barea en CAN 2008: nofinofy satria.......
Azo inoana ve fa handray anjara amin'ny CAN 2008 ny Barea de M/car? Sarotra ihany ny handraisantsika anjara amin'izany CAN izany satria: tafiaraka vondrona amin'i Côte d'Ivoire isika. Marihina fa i... tohiny
novalian'i jentilisa ny 06/03/2006 08:09
Bocassa ( 24/01/2006 14:15)
Pety Rakotoniaina : notambazana fiara...
Miarahaba antsika. Efa akaiky marina ny fifidianana re oul a! Mitady làlana mafy ny pdt Ravalo mba ho lany fanindroany. Fantany tsara fa i Pety no tompon' ny lakilen'i Fianarantsoa ka miezaka ny man... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/02/2006 16:26
Bocassa ( 04/01/2006 08:10)
raharaha Voninahitsy J.E.: fantaro ny marina...
Mazava be ankehitriny fa matahotra ny tsy ho lany intsony ny pdent Ravalomanana. Mitady lalana fatratra mintsy izy noho izany. Fantany tsara fa Atoa Voninahitsy J.E. no tena gaigilahy amin' ny resaka ... tohiny
novalian'i Achia ny 25/02/2006 07:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0249