Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jhouhlambout, milahatra araka ny daty
jhouhlambout ( 30/01/2004 13:17)
Hono aho l'ty...?
Fangalana hevitra @ zalahy: Ialahisany efa nampijaly vhv ireny inona no plaisir azo avy eo? Satria tokony hisy matoa atao.... tohiny
novalian'i ramoul ny 17/04/2004 17:02
jhouhlambout ( 26/01/2004 20:52)
"Tend lui l'autre joue....."
Mila arahina ara-bakiteny ve izany? Ilaina ve ny fifandeferana?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 10:41
jhouhlambout ( 26/01/2004 20:48)
A votre avis...
Inona no ataonao raha sendra fantatrao fa tsy manaja anao ilay olon-tianao(ex: Mampirafy, Mampijaly, ...)? CHOIX: --Je te pardonne --Je te quitte -- Hvtr-ao (raha misy)... tohiny
novalian'i fetra ny 28/02/2004 17:56
jhouhlambout ( 26/01/2004 20:43)
Viol
Inona ary no mba ataonareo vehivavy raha toa ka Bevohoka tao aoriana Viol?... tohiny
novalian'i pitchou ny 03/04/2004 14:17
jhouhlambout ( 26/01/2004 14:54)
Jereo ato
Izay mahatsapa tena fa tiako dia avia aty!... tohiny
novalian'i six ny 02/03/2004 11:53
jhouhlambout ( 26/01/2004 14:52)
Le Paradoxe Féminin...
Teny mandreraka mihintsy ny vehivavy: @ voalohany izy mody tsy manaiky n' inon' inona: -Tsy mila -Za tsy hanao -Ndé madeha -Ts ... Etc ... Nefa efa fantany fa hanaiky ihany izy @farany. Sa tena ... tohiny
jhouhlambout ( 22/01/2004 13:30)
suite
indray andro hono...... tohiny
novalian'i psykatr ny 05/03/2004 10:34
jhouhlambout ( 22/01/2004 13:18)
Question pour une Championne
Iza no sahy milaza fa afaka mitia olona iray mandrakizay? ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2004 10:46
jhouhlambout ( 15/01/2004 13:31)
Les Femmes trompent Toujours , Mais Elles n'avouent Jamais!
Zay ny conclusion hitako rehefa nandinika ny toetran' ireo andriambavilanitra ny tenako.... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/03/2004 14:08
jhouhlambout ( 15/01/2004 10:06)
Inn no atao mba tsy hijanona any andafy ny manapahaizana Malagasy( hanatsara ny toekarena)
Tokony ho dinihina lalina izany... tohiny
novalian'i kitjo ny 29/02/2004 10:28
jhouhlambout ( 15/01/2004 10:02)
Inona ny Film tena tsara indrindra t@ 2003?
Araka ny hvtr-areo... tohiny
jhouhlambout ( 15/01/2004 10:00)
Ahoana no ahafantarana fa mpiodina be lé Jo?
Misy toa hendry B nefa mirevy @ sisiny misy miseho ho mpiodina nefa Façade fotsyny!!... tohiny
jhouhlambout ( 15/01/2004 09:57)
Ahoana no ahalalana fa tena tia ny vehivay 1?
Satria androany milaza izy fa tia nefa rahampitso dia tsy té halala fa tsy tia intsony tampoka!!... tohiny
jhouhlambout ( 15/01/2004 09:54)
Mahazo olona tokoa ve @ ity forum ity?
Sa mifampivazivazy fotsiny tsy misy suite?... tohiny
novalian'i kitjo ny 27/06/2004 05:48
jhouhlambout ( 15/01/2004 09:51)
Inona ny maha samy hafa ny mpifankatia sy ny mpinamana?
Satria mantsy mitovitovy ihany izy io... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0318