Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i dadabe, milahatra araka ny daty
dadabe ( 26/10/2005 05:32)
mba toroy hevitra e
hono hoa ry zareo ,tsy haiko na resaka efa nandeha teto izy ity na tsy, fa aleo manotanitany foana. sao mba misy mahalala hoe,ny tongolo gasy moa mampidina sa mampiakatra tension?tahaka izany koa ny ... tohiny
dadabe ( 30/05/2005 04:08)
hhmm zao indray ary e
zao a!resaka matotra be ,nefa miendrika hatsikana ,mba lazao hoe iza no namana tsaroanao rehefa mampiasa sary kely ianao ??hazavao fohifoy e sary iray isaky ny namana iray ihany a. zah no aleo hanom... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/06/2005 01:56
dadabe ( 16/05/2005 05:28)
ho anareo tsy mahatanty maina rehetra
dia eto zany isika rehetra izay tsy mahatanty maina na krooa bleu no mitafatafa e :D :D ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:14
dadabe ( 11/05/2005 16:56)
resaka mpamosavy sy ody fitia
resa be tao ambadika tao de ho entiko eto,ahoana ny hevitra @zany hoe mpamosavy ? ody fitia? inona ny vaha-olana . raha azo atao de asio reference biblique e... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2005 16:24
dadabe ( 10/05/2005 12:04)
hay ve e
sady lalao no hatsikana ity a,samia aza isika miteny ny toetran'olona (virtuel)eto @serasera ,zany hoe raha vao iny ps iny no miditra de ........anjaranao ny ,manohy aleo zah no hanomboka azy voal... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:36
dadabe ( 27/04/2005 14:01)
Ireo anarana Jesosy na Jesoa voalazan'ny baiboly
Ity loha hevitra iray ity dia tsy mitovy @ilay ao ambadika ao fa hafa mihitsy,mba fantatrao ve fa misy olona ao anaty soratra masina ao mitondra ny anarana hoe Jesosy na Jesoa,dia mba mitenena hoe ian... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/05/2005 15:42
dadabe ( 27/04/2005 13:54)
farandro sy andro farany?
Mba fantatrao ve ny zavatra hiseho mandritra ny farandro,sy ny androfarany araka izay voalazan'ny baiboly? eto dia miezaka ny hanao resaka matomatotra isika namana satria resaka mbola ho avy izy ity,... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/05/2005 15:45
dadabe ( 26/04/2005 03:51)
Ireo anarana iantsoana an'i Jesosy,zezo,Jesoa ao anaty baibo
Mba fantatrao ve fa misy anarana maro dia maro iantsoana an'i Jesosy ao anaty baiboly.Raha mba mahafantatra ianao namana dia zarao amin'ny namana ,ary raha azo atao dia ampiaraho @toko sy andininy. A... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/05/2005 08:40
dadabe ( 23/04/2005 05:28)
Fianarana momba ny F(f)anahy
Eto dia fianarana indray no hataontsika,zarao izay fahalalana fantatrao mikasika ny antsoina hoe F(f)anahy. Ao ny milaza hoe misy ny antsoina hoe F(f)anahy M(m)asina ,mamitaka,devoly,tromba,mankahery... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2005 10:12
dadabe ( 21/04/2005 07:11)
mangataka tonokira
hiran'i mahaleo " fahavaratra" misaotra mialoha e... tohiny
novalian'i bingo ny 21/05/2005 14:20
dadabe ( 10/04/2005 16:38)
mitady olona avy any Morondava
nahita lohahevitra tery ambony aho manao hoe mitady olona avy any mananjary de mba lasa koa aho nanao hoe aleo mba hitafatafa eto isika rehetra izay efa nipetraka na nandalo,na niasa na nianatra na ma... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 20:36
dadabe ( 09/04/2005 03:40)
teny argot ve sa teny gasy sa teny inona ???
Mba lasa ihany r'zareo ny saiko mandinika ny fomba fiteny eo @fiarahamonina malagasy,misy ny teny frantsay nohagasina tsotra izao,misy ny teny anglisy nohagasiana,ao indray ireo teny gasy noforonina i... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/05/2005 18:28
dadabe ( 08/04/2005 02:58)
inona no tena marina ?
Mba lasa ihany rizareo ny saiko a,dia ho entiko eyo aminareo.Fitiavana ny te hahafatajavatra ny ahy fa tsy ho fitsikerana na ho sanatria fanaratsiana,izao mantsy hoy ny namana sasany 1-azo atao ny m... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2005 17:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329