Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i dadabe, milahatra araka ny daty
dadabe
(
31/03/2006 14:54)
arabaina manokana i veloo
Statistika
Isan'ny dinika : 76
Dinika ankapobeny : 36
Dinika manokana : 40
Hafatra rehetra : 48811
Lohahevitra : 1384
Valiny : 47427
Mpanoratra rehetra: 1137
Nanoratra be indrindra:
[u][b]Ve...
tohiny
novalian'i dadabe ny 29/04/2006 14:47
dadabe
(
29/03/2006 02:41)
vaovao tselatra
samia ary isika milaza vaovao tselatra e:D, natao hampitsiky (fa tsy hampimemeh ny namana)
1- feno 5 taona ny orinasa mpanamboatra fanafody fandiovankoditra izay karakarain'ireo olona voan'ny [b]la...
tohiny
novalian'i sasa ny 11/04/2006 03:32
dadabe
(
28/03/2006 01:49)
sary serasera
hono hoaa mety ve raha mba sary tsy mbola niseho teto @ serasera no apetraka , fa manjary mankaleo bele sary efa hita tany aloha dia averina apetaka indray ,lasa tsy misy filinina intsony le mijery sa...
tohiny
novalian'i Veloo ny 02/04/2006 03:20
dadabe
(
26/03/2006 07:05)
raikitsa ny kombaka
mividiana billet mialoha sao tsy ,mahazo pilasy
arimalala , mamzelkely ary i pissoa ireo vhv 3 ireo :{:{:{:-D
[img]http://www.tnawrestling.com/knockouts/[/img]
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 05/04/2006 04:22
dadabe
(
21/03/2006 03:57)
raha azoko de ataoko an'izao!
hehehe tairo aza e, iza no mafy be fa raha azoko de....:{:{[img]http://www.tnawrestling.com/detroitpics/large/05.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i kala ny 07/04/2006 15:30
dadabe
(
20/03/2006 05:54)
fika fika e!!!...
lazao hoe izay karazana [b]FIKA[/b] fantatrao ??
aleo zah no hanomboka azy
tsy misy azo ialana = tsy misy [b]FIKA[/b]
tohizo.......
tohiny
novalian'i kala ny 07/04/2006 06:16
dadabe
(
15/03/2006 05:05)
fiarahamonina serasera
miarahaba antsika rehetra e!
Mino aho fa ato no tokony hametrahako ity .nahatsikaritra aho r'izareo fa tatoato izay dia sahala @ tsy misy namana tsy mahafantatra tsara ny tena fiarahamonina eto @ s...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 15/05/2006 07:17
dadabe
(
05/03/2006 02:59)
andrana
[img]http://www.spitzer.caltech.edu/features/articles/images/20060303b.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i kala ny 17/03/2006 07:58
dadabe
(
03/03/2006 16:08)
diaspora
miala tsiny @ moderatera sy ny namana rehetra aho raha toa ka eto no nametrahako azy satria eto no be olona mpiditra .
zah tena tsy mahay ary tena tsy haiko le dikany de aleo mba hanotaniko ianareo ....
tohiny
novalian'i sasa ny 16/03/2006 04:06
dadabe
(
22/01/2006 03:39)
paska , paques , paka
aminao inona no tena hevitr'io teny io?
ahoana no fomba hankalazana azy?
mbola ilaina ve izany amin'izao vanin'andro hiainantsika izao ?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 23:10
dadabe
(
19/01/2006 07:44)
manaraka sa mifanena ?
hono hoaa ry namana isany ahoana ny fomba handraisanareo ny hoe :" Manaradia an'i Jesosy , sy ny hoe Nifanena tamin'i Jesosy?" dia iza no metimety kokoa ?
hazavao ny hevitrao:D...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2006 18:54
dadabe
(
17/01/2006 12:00)
BILAN
Toa izao ny bilan voarayiko tao anatin;ny 1 andro nanoratako ilay hafatra tao @ dinika "hatsikana sy lalao " veloma vetivety
nanoratana ny hafatra=16 janoary 2006 16:04:43 dia nanomboka nioditra aho ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 06/02/2006 06:31
dadabe
(
16/01/2006 12:04)
veloma vetivety !
izao ary e, nosokafako fotsiny ity size ity de ianareo nom manohy azy fa zah hiala !! manao veloma ny serasera e ! :(...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/02/2006 18:02
dadabe
(
06/01/2006 11:57)
Resaka Sabata ?
araka ny resaka nandeha tao ambadika tao dia indro hosokafako ilay resaka mikasika ny sabata :
fepetra:
1-lazao ary hoe inona no atao hoe sabata? omeo ny porofo?
2-taiza no nipoiran'ny teny hoe s...
tohiny
novalian'i ISMAH ny 31/01/2019 12:09
dadabe
(
01/01/2006 03:28)
tena izy ve sa!!
raha nandinika tao @ sarin'ny namana aho dia nahatsikaritra fa mifamadika be ihany ny anarana sy ny sary, ohatra izao hoe sarin'i kiali nefa ny narany liciah ,de sarin'i choelah nefa ny narany andrian...
tohiny
novalian'i dadabe ny 07/02/2006 07:49
dadabe
(
11/12/2005 10:29)
eo injay ary e
avy hatrany de..........!!!!(tohizo):(...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/12/2005 17:30
dadabe
(
30/11/2005 16:14)
asio komantera amizay a
[color=red] [size=13px]
[b]Fitsarana : Voaheloka 7 taona hanao asa an-terivozona ny matoatoan-drangahy mpanolana
29-11-2005 / 13:21
Resaka mampihomehy no sady tsy mampino ity raharaha ity, kanefa z...
tohiny
novalian'i dadabe ny 27/12/2005 05:06
dadabe
(
30/11/2005 14:09)
anjekaky oo !!
io injay izao dia be de be ny hanao komantera tsss...
[u][b]jereo eto[/b][/u]...
tohiny
novalian'i sasa ny 20/12/2005 14:26
dadabe
(
05/11/2005 05:49)
Fanambarana
Hilazana isika vahoaka virtoaly rehetra eto @ tontolon'ny planeta serasera fa hisy ny [b]MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY[/b] hatao atsy ho atsy,
koa ianao izay tsy mbola manana partinera dia misorata ...
tohiny
novalian'i sasa ny 24/11/2005 08:02
dadabe
(
01/11/2005 08:46)
aza be resaka fa tonga dia tohizo
..de nesoriko...
..de natsofoko...
de......
tohiny
novalian'i xxx ny 24/11/2005 21:05
