Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i dadabe, milahatra araka ny daty
dadabe ( 22/07/2006 14:58)
arabaina manokana i mamzelkely
:lol:Ireo namana 10 be isa indrindra volana Jolay mamzelkely (709) Aino (702) cutie (690) pissoa (653) fasaly (629) lolita2mada (576) sarobidy (564) Herimiafina (502) tia (432) eri... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/08/2006 07:32
dadabe ( 11/07/2006 09:51)
fangatahana
mba mangataka re tompoko oo!!ataovy teny gasy fa tena tsy maharaka teny frantsay intsony anie zah e:snif::snif::snif: , mahay ihany aho fa very indraindray , de menatra be aho fa ny olona eto @ serase... tohiny
novalian'i kala ny 19/07/2006 06:28
dadabe ( 10/07/2006 08:06)
Anjekaky oo !!
http://msn.qihoo.com/prog/frame.html?id=34192&u=http%3A%2F%2Fbbs.ent.tom.com%2Fforum%2Fview_thread.php%3Fforumid%3D156%26threadid%3D32830%26backurl%3Dhttp%3A%2F%2Fbbs.ent.tom.com%2Fforum%2Flist_thread... tohiny
novalian'i bebe ny 12/07/2006 04:52
dadabe ( 09/07/2006 02:52)
hotel 7 etoiles (hotel 7 stars)
mba fantatrao ve fa 1 ihany no hotely 7 etoiles eto @ ity planeta hiainantsika ity?hotely lux indrindra erantany. http://www.delirant.com/annuaire/goto-7241.html ho anay eto chine dia hisy promoti... tohiny
novalian'i bebe ny 12/07/2006 04:57
dadabe ( 27/06/2006 11:06)
voadona
hono hoa ry zalahy !!(tsy olana na mamaly koa aza ny sipa e:wink:) ianareo ve efa voadona ara-pitiavana ?? dia nanao ahoana? :roll:... tohiny
dadabe ( 21/06/2006 10:54)
bezoro doly
zah nalahelo an'i fasaly :(:( bezoro doly klou e(l):°)... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2006 10:34
dadabe ( 30/05/2006 09:32)
resaka matotra ity a
ho fanomezana fahafam-po ny namana dia :snif::snif: :D:o8):P:twisted::!::arrow:(l):/:^):evil::-*:)8O:lol::oops::roll::?::}:-D:-D:{^^:*;-):-o:-P8-):°):idea::wink::cry::x:? famaranana :snif::sni... tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 02/06/2006 13:25
dadabe ( 28/05/2006 08:17)
nakaiza daholo ireo namako??
fanahy iniko natao ato ity , satria haiko fa tsy maintsy hisy ny hilalao sy hanao hatsikana . mba nanotany tena aho r'izareo hoe nankaiza daholo ireo namana rehetra promo-taloha ?? tsy tazana firy ... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2006 10:36
dadabe ( 18/05/2006 14:34)
teraka i ari.malala
o ry zareo a [b]teraka kambana i ari.malala[/b] lahy sy vavy hono ... (Anjeneeeestoonao e :{ ) de mamzelekly koa hono nikina de....:roll:... tohiny
dadabe ( 18/05/2006 08:26)
Miarahaba e
miarahaba antsika rehetra eto @ serasera ny tenako fa zah dia namana vaovao, dia mba toroy hevitra fa tsy mahay e dadabe... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 09:47
dadabe ( 16/05/2006 07:09)
FANDEFASANA FICHIER
hono hoa ry zareo atao ahoan ny fandefasana texte pdf ?? misy 172 pages ilay izy, saika alefako mail de nefa refuser-ny yahoo sy ny msn fa hoe mavesatra lotra dia tsy hako hoe atao ahoana ny fanaovana... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/05/2006 08:48
dadabe ( 15/05/2006 09:55)
MIKISAKA MAKAIZA ARY IZY IZANY LE
jereo anie :D nikontr eseky zah sy diams dia nanombohan'ny lalao t@ 15 mai 2006 dia nihetsika farany t@ 31 decembre 1969 kii tsy mbola teraka ve zah dia efa nianao eseky :°) de mihisaka mankaiz... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/05/2006 01:37
dadabe ( 14/05/2006 14:13)
LES ANCIENS BAHUT
andao hitafa sy hifampidinika eto izay mpianatry ny lycee Gallieni rehetra hatramin'izay e http://lebahutmg.free.fr tairo aza ... tohiny
novalian'i ja ny 10/07/2006 09:28
dadabe ( 11/05/2006 10:59)
mahery ianao razokinibe a
rehefa nandinika aho dia hitako fa tena mikaroka mihitsy i hery (sefo), eo @ fanatsarana ity site ity . mahereza hatrany razoky e :)... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/05/2006 02:36
dadabe ( 05/05/2006 10:51)
jereo anie i pissoa e?
pissoa =pinguoin :°):°) http://namana.serasera.org/media/tovana/26ce0580492aa5f74e35f6878333358c/pingouin.gif... tohiny
novalian'i dadabe ny 21/05/2006 13:45
dadabe ( 05/05/2006 05:38)
KALANDRIE COUPE DU MONDE
ity ry zalahy ho antsika tia baolina rehetra http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/schedule.html de mazotoa e... tohiny
dadabe ( 25/04/2006 15:04)
Arimalala
@ fomba malalaka tsy misy bedy eto a de @ maha hatsika azy de @ maha lalao azy [b] "mba lazao zah ry zalahy raha efa teraka marina i arimalala a, lahy sa vavy ??[/b]... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 08:39
dadabe ( 21/04/2006 04:31)
aza be sesta moa e
o ry reto aa izay izao dia hamaly eto daholo indray i mamzelkely-fasaly-kala-diamondra27-watafon-pissoa-arimalala-akamatiana-memerez-veloo-sonwin-jentilisa-little-lapino -ikalakintina-zakony-fiarit... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2006 04:57
dadabe ( 10/04/2006 03:47)
hummm
Raha hifandao isika izao moa dia ho kivy fo O sanatria fa andrandrao ny mbola hiaona soa mandrapihaona indray anie veloma soa zareo hifankahita indray anie masina ianareo ny tanatsika ... tohiny
novalian'i Penhell ny 21/02/2009 21:40
dadabe ( 01/04/2006 13:19)
future MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY raha toa ka.....!!
ANDROANY 1ER AVRIL (POISSON D'AVRIL) dia araka izany ry havana amantsakaiza mpisera eto @ pilaneta sera dia amin'alahelo lehibe no hanambaranay goaika antitra@ity raharaha ity fa dia maro ny sipa ... tohiny
novalian'i dadabe ny 27/04/2006 13:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345