Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou ( 16/06/2007 23:09)
feno zaza
mirenireny hono ao MAda hoy i l'hebdo, , 2 000 000 hono ny zaza gasy tsy mianatra fa mitady vola ,; , mahagaga da ny ras hono no mapirisika sy manery azy ireo tsy hibosy intsony fa hivarotra kitay fan... tohiny
novalian'i Bita ny 21/06/2007 17:48
bazylou ( 13/06/2007 09:06)
dia raharahan'iza ialahy le8 na ho faty eo aza e!!
fa angaha moa ialahy no tompon'ny Madagsikara ?? ary mba izy tenany angaha tsy mpanararaotra ireto gasy namany e ???? jereo ilay menaka ??? koa raha tsy anazy ny bp sy ny total koa!!:-D:-D:-P:-P ... tohiny
novalian'i tsotrabe ny 05/07/2007 13:40
bazylou ( 13/06/2007 00:30)
raha an'ilay 8 ny BP sy RY tOTAL
dia mety ilay midrikina!! Hausse du prix des carburants Ravalomanana dénonce Marc Ravalomanana a lancé un avertissement aux compagnies pétrolières à propos de la hausse des prix des carbur... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/06/2007 14:42
bazylou ( 13/06/2007 00:27)
ela ny ela marina
Tête à tête avec Didier Ratsiraka L’ancien président de la République Zafy Albert est à Paris depuis quelques jours. Bien qu’il s’agit d’une visite purement privée, elle a été mis... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2007 19:21
bazylou ( 13/06/2007 00:23)
revin'i lery
marina ny fiangonana ka noprivatiseny tao ny fjkm!!:wink::wink:... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/06/2007 09:07
bazylou ( 09/06/2007 00:43)
hay ve!!
misy an'izany lalan vaovao izany koa ao madagasikara hoe ny vato rehetra milanja 5g mahery dia tsy maintsy omena ny depite hatolotra ny firenena e!! Dinnnnnnnn, ka inona no hitadiavana vatosoa raha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2007 19:11
bazylou ( 08/06/2007 08:42)
tsy ratsy kosa
ilay vadin'i roland a!!:wink::wink:... tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:54
bazylou ( 07/06/2007 23:27)
feno fandemen-tsaina
ry jeankely be:roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i ranitse ny 29/06/2007 10:18
bazylou ( 07/06/2007 18:03)
5 sy donga
no nanaovan'ny cote d'ivoire ny barea , beurkkk tena tsy hanao raha ireo ,:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i miou ny 26/07/2007 07:52
bazylou ( 06/06/2007 12:07)
saly daholo an!!
tonga ny tary e!! rehefa avy nanao vokansa tany s...sse... tohiny
novalian'i vale ny 07/06/2007 11:49
bazylou ( 20/05/2007 08:45)
eh binnnn!
Le chef de l’Etat a attendu une semaine avant de réagir après l’expulsion du père S. Urfer. Il l’a fait hier à Ivato à son retour de Chine. Ainsi sans jamais révéler les raisons de la dé... tohiny
bazylou ( 20/05/2007 02:03)
tamin'ny 2002
Le tam propagandy tam 2002: le mpanao propagandy miteny de ny olona mamaly sady miady rima an! A:Mahiratra fa tsy tatanana! ny olona:Marc Ravalomanana dia nisy nanohy hoe A:Manao loaka anana... tohiny
novalian'i sympa ny 22/05/2007 21:29
bazylou ( 20/05/2007 01:11)
le8, 15 ans
Ny lalam-panorenana vaovao izao no milaza mazava fa 15 taona no fahabetsahan'ny mandatn'ny prezda!!! Efa assure izany ny 15 taona raha tsy hirefotra amin'ny delestazy sy ny foko le io!!... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2007 11:32
bazylou ( 18/05/2007 22:57)
RY vhv MAlagasy
tsy tsara aminareo ny famille recomposée, na amiko koa aza aloha e. Tokony hitandrina ihany ianareo amin'ny lhl sy ny sipanytaloha na ny vadiny taloha!!... tohiny
novalian'i wooda ny 02/06/2007 02:23
bazylou ( 18/05/2007 22:55)
Mba mahagaga ihany e!!
CECILIA SARKOZY::,, Efa nandalovandra zaka martin in-piry dia avy eo notsiponin'i SArkozy!!izany ve no mba taratry ny 1ere famille de France e!!, tsss tena mampalahelo, tsy aleo i Segolene , concubi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2007 12:25
bazylou ( 18/05/2007 21:55)
Sadika tokoa ny gasy
de 1960 à 1972 aprés avoir été gaté par le président TSIRANANA ils ont préféré faire la gréve et demande le départ du président ! de 1975 à 1991 : misére à gogo de 1991 à 1995: ZAF... tohiny
novalian'i sympa ny 25/05/2007 00:05
bazylou ( 18/05/2007 21:41)
Apres les pierres , le feu
""Les manifestants de Toliara ne se contentent plus de saccager les boutiques et les étals. Des maisonsd'habitation de "" mpiavy"" auraient été également incendiées dans la cité du soleil,. Ce s... tohiny
bazylou ( 18/05/2007 21:29)
Mba ahoana ny fanononan'ny sima
ny hoe ""kids game"" ???... tohiny
novalian'i sympa ny 22/05/2007 21:18
bazylou ( 18/05/2007 19:26)
Madagascar:: ho zana-tany sinoa atsy ho atsy!!
Interview du président de la république Ravalomanana accable Urfer De Shangai où il suit la réunion annuelle de la Banque africaine de développement, Marc Ravalomanana commente les actualité... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 20:37
bazylou ( 16/05/2007 01:07)
tairo saosy fa noana e!!
''Ravalomanana plaide pour un secteur privé solide en Afrique '' MADAGASCAR - 15 mai 2007 - PANAPRESS Le président malgache, Marc Ravalomanana, a estimé mardi à Shanghai que le dévelo... tohiny
novalian'i jefra ny 16/05/2007 09:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586