Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou ( 16/05/2007 01:03)
vita hatreo ny aminy e!!
Bulletin Lundi 14 Mai 2007 à 15:30:00 db17833 (Madagascar) L'Organisation africaine et malgache du café n'existe plus L'Organisation africaine et malgache du café (OAMCAF), créée le... tohiny
novalian'i Jeankely ny 26/06/2007 04:47
bazylou ( 13/05/2007 18:20)
takalon'ny 5e plasy!!
L'objet "qui tue" : cette semaine, la crevette d'élevage Par Terra Economica dim 13 mai, 17h59 La culture de la crevette a fait un bond prodigieux en dix ans. 1,5 million de tonn... tohiny
novalian'i agoago ny 14/05/2007 11:50
bazylou ( 13/05/2007 11:45)
mba misy hopitaly
firy ao Madagasikara ??hopitaly tena izy fa tsy hoe hopitaly tsy misy seza na fandriana notiako lazaina an!!... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2007 12:39
bazylou ( 13/05/2007 11:41)
fa maninona ny gasy any MAdagasikara
no taizana amin'ny trosa sy ny ilay hoe '' tsy hita e; efa izay no anjara ......"":?:? sy ilay hoe ""Tsy hita e, lafo ny fiainana....""... tohiny
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:32
bazylou ( 13/05/2007 11:29)
resevera
-Misy miala ao @ siperma? ao le fréan'le miala ao @ siperma azafady ô! -Aty "vato eroporo, roanjato o", "mandroso ry neny an" (lay neny aminio nefa vao sipakely) -Andraso aloha fa misy roanjato ... tohiny
novalian'i bazylou ny 14/05/2007 23:32
bazylou ( 13/05/2007 11:20)
taorian'ny fanagadrana ny
mairen'ny tsiroanomandidi sy toamasina dia ny mairen'ny Marovoay indray izao no gadraina, avy eo iza indray ??... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/05/2007 00:32
bazylou ( 13/05/2007 11:04)
ankosoka
filman'i volatiana farany hitako io, tena faran'izay nofa , be, ary tsy misy fivoarana ilay mpanao azy iny fa sady nofo no mamaky script daholo ny tao, beuurk... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/05/2007 16:23
bazylou ( 13/05/2007 10:51)
boom
La gloutonnerie du groupe TIKO SA ne connaît pas de limite De sources bien informées, l’on apprend que le groupe appartenant à Marc Ravalomanana veut se lancer dans des activités touchant ... tohiny
bazylou ( 12/05/2007 19:19)
asio conseiller e!
Tena hilaina maika mihitsy io vazaha iray io fa tena mijaly ny vahoaka ! Dia tsy hisy vazaha iray ve any ho any mba mety ho hantsoina conseiller spécial anti-délestage ! Dia asio conseiller ... tohiny
novalian'i hery ny 14/05/2007 08:53
bazylou ( 12/05/2007 12:33)
mbola pma
ihany aloha izao no klasinao e!! ny trosa miavos aaza tsy voaloa!!:wink:... tohiny
bazylou ( 11/05/2007 21:12)
aza manam-be rajeankely e!!
tsy mila mamaly akory aho fa ireo ny olona dia hitanao ny valiny , izay provocation keli'ny mpampiady akoho lahy ve no idiranao eto !! tssss akombony fa efa lany andro e!! ereto aho koa fa ianao ihany... tohiny
bazylou ( 11/05/2007 07:46)
efa 3 volana aloha
ny hanaovana ny JOI hono vao manamboatra kianja ry lerony!!! tandrametaka and co indray io. """Toeram-pifaninanana Mizara ho sokajin'asa 44 ny fanamboarana Atomboka amin'iny herinandro am... tohiny
novalian'i boulki ny 09/10/2007 01:36
bazylou ( 10/05/2007 23:46)
famataranandro
Nisy mpivady anakiroa hono zany dia efa ho erintaona hono izy tsy nanao mihitsy! Indray hariva ary dia niteny rangaha hoe: - andao isika sy enao mba hanao ramatoa fa tena efa herintaona ange zay e! ... tohiny
bazylou ( 10/05/2007 23:18)
MIASA
MIASA MAFY , MIASA MAINA , .......ET TOUT CA DANS LE NOIR!!!!!!:-D:-D=))=))=))... tohiny
novalian'i lamie ny 13/05/2007 15:12
bazylou ( 10/05/2007 15:43)
beurrk!!!
Le coach allemand Franz Gerber ne sera pas finalement l’entraîneur des Barea, l’équipe nationale de football. Au terme d’une entrevue, hier ,avec Marc Ravalomanana, il a été nommé « cons... tohiny
novalian'i nathie86 ny 11/05/2007 07:34
bazylou ( 10/05/2007 15:30)
indrisy fa tonga eto
amin'ny serasera ireo tia ho deraina isany,..beurrrrrk:b:b:miam::miam::miam:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2007 03:14
bazylou ( 10/05/2007 11:14)
o rajeankely be!!
Ataovy anglisy ranoray raha izay no revenao fa tsy raharahinay e, !!! izaho tsy hamaky raha tsy japonay na alemana, na koa Zoulou ,ireo izaho ny aho no reveko!! Eo no mizesta amin'ny anglisina 6e eo!... tohiny
bazylou ( 08/05/2007 11:13)
hay ve!!
Si tu veux te défouler avec des potes, après un boulot de dingue, c'est fini. Les bars tananariviens doivent désormais fermer leurs portes à partir de 21h. Cette mesure entre dans la nouvelle st... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 10:47
bazylou ( 08/05/2007 09:16)
wanted 100 000 000 ar
hono i pety , fa tsy viatn'ilay8 intsony. ka iza no tia hana-karena tampoka ???:-D:-D:-P:-P... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 08:56
bazylou ( 07/05/2007 22:04)
tandremo ry diaspora!!
Manomboka amin'ny volana Oktobra izao, izay ankizy teraka ka tsy misy fanampin'anarana malagasy, dia tsy mahazo mizaka ny zom-pirenena malagasy. Tandremo fa ho lasa lavitra izy ity an!!:wink::wink::... tohiny
novalian'i Ratoa ny 29/05/2007 12:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.043