Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ftma, milahatra araka ny daty
ftma ( 10/09/2006 20:08)
diso varavarakely
rehefa ao @ pv ny chat na msn na yahoo misy diso varavarakely (fĂȘnetre) mba tantarao hoe inona ny hafatra azonareo tao nefa tsy natao hoanareo? dia nisy lasa niady ve ?:wink: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/09/2006 06:44
ftma ( 02/08/2006 04:52)
sary @ fety
Maromaro ihany ny fetin'ny namana serasera efa lasa sy ny ho avy fa ny voamariko dia ny namana any Dago ihany no mba mampiseho sary, fa ny aty ivelany tsy mba hita mihitsy :wink: (nisy ihany fa nasori... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2006 21:42
ftma ( 15/07/2006 10:31)
Liban
tsy arako aloha ny momba an'io ady io fa na izany aza manahy ihany aho amin'ireo gasy mipetraka any, mikaraka ny ampiodiana ny mponiny any daholo ny firenena rehefa fa ny momba ny gasy no tsy mba heno... tohiny
novalian'i fijo ny 30/08/2006 20:42
ftma ( 12/07/2006 15:44)
Tsy aleo ve hovaina @ izay?
Efa 11 ny isan'ny lohahevitra momba an'i Zidane ato tsy aleo ve miresaka fanatanjahantena amin'izay ohatra ny tour de France, tennis, boule, sns :wink:... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 20:01
ftma ( 18/06/2006 07:35)
ginagina tsy nahita
Maro ny namana niteny hoe " nanao redez-vous t@ i ... aho nefa tsy tonga izy" Fa maninona mametrapetra e Za aloha mbola tsy tratra fa mampalahelo ny ohat'izany :wink: hoy poopy: Io fa mipitrap... tohiny
novalian'i ftma ny 03/07/2006 17:41
ftma ( 04/06/2006 18:32)
Pentekosta
Efa mba haiko ihany ny dikan'ny Pentekosta fa ahoana ny hevitrareo amin'ity: Pentekosta = nilatsahan'ny Fanahy Masina: ny fahatongavan'ny Fanahy Masina ao amin'ny tsirairay dia hahafahany mitory na ... tohiny
novalian'i cutie ny 09/06/2006 16:41
ftma ( 20/01/2006 11:02)
Namana any Dago
Tsy haiko ny hitazona irery ny hafaliako t@ fihaonana t@ namana serasera tany Dago,tsy virtuel fontsiny ny maha mpinamana fa tena mifampitondra toy ny mpiray tampo. na dia ny ps aza no hifampiantsoana... tohiny
novalian'i cutie ny 08/09/2006 20:53
ftma ( 27/10/2005 10:45)
Fisaorana an'i Hery sy ny namana nanampy azy ao
Tena hita tokoa ny finiavana ataonareo tompon'andraikitra anatsara antrany ity takelaka ity dia tsy ho hay ny tsy hisaotra anareo, indrindra i Hery niasa mafy be tao omaly. Misaotra betsaka fa dia te... tohiny
novalian'i kally ny 27/10/2005 14:55
ftma ( 21/07/2005 08:30)
argile verte
mba saika hanontany aho hoe efa nampiasa argile verte ve ianareo? mahasitra 150 aretina hono, nisy nandefa aho mantsy nefa tsy sahy mampiasa. ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2005 21:25
ftma ( 29/06/2005 10:02)
fandraisana anjara amin'ny dinika
Asa raha voamarikareo fa lasa mivoana foana ny loha-hevitra ato amin'ny dinika, raha mba misy lohahevitra mahaliana dia mba mamaky nefa avy eo tsy misy hifadraisany intsony ny resaka, marina fa misy n... tohiny
ftma ( 14/06/2005 19:11)
very ny fanontanian'ny ankizy
Aleo haverina eto indray ny fanontanian'ny ankizy e nanazava t@ Lita ny reniny fa ny dadabeny narary ary lasa any andanitra, lita nanontany " fa naninona no tsy tany @ dokotera no naleany fa any anda... tohiny
ftma ( 13/04/2005 08:56)
fa lasa aiza ny mpahandro sakafo?
Gaga aho fa lasa tsy nazoto intsony ny mpahandro sakafon'ny serasera,booboo, bichette, kitjo, cutie, sns tsy hita intsony.Tsy misy recette intsony angaha ianareo e? ... tohiny
novalian'i cutie ny 21/04/2005 22:05
ftma ( 25/11/2004 19:52)
Vary miaraka amin\'ny...
Sao mba mahita recette hafa fanao ianareo rehefa mahandro vary? Ny hitako izao dia vary miaraka amin\'ny vovo-tsakamalao (poudre de gingembre): andraona ny vary fotsy, rehefa masaka dia endasina kel... tohiny
novalian'i chipie1 ny 17/12/2004 20:36
ftma ( 30/08/2004 22:13)
fihaonan'ny namana mifanakaiky toerana impetrahana
Maro ihany ireo namana izay efa nihaona ka asa ny hevitrareo raha mba afaka mihaona izay mifanakaiky toerana ipetrahana. Asa raha mba afaka mihaona isika rehetra aty antsimon'ny France sy ny ao Ital... tohiny
novalian'i ftma ny 19/11/2004 16:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042