Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ftma, milahatra araka ny daty
ftma ( 05/06/2007 09:44)
Mitady an'i zandrikely simplex
Mba nisy nahita an'i simplex ve ianareo e sady tsy hita ato no tsy hita RVG Miverena less zandrikely fa malahelo zoky an :-*... tohiny
novalian'i sympa ny 06/06/2007 22:53
ftma ( 31/05/2007 07:56)
fanitona (épilepsie)
Mba saika anontany aho sao mba mahita fomba na toerana azo hitsaboana an'io arentina io ianareo any Madagascar? zaza no voan'izy io, efa nentina tany @ dokotera fa toa mbola mihetsika foana na dia mih... tohiny
novalian'i endriny ny 07/05/2018 12:25
ftma ( 15/05/2007 17:36)
afindrafindrao
saika mba hanontany aho hoe ity tononkira ity ihany ve ilay hiran'i Clo Mahajanga sa hafa http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2129 raha hafa misy mba manana ve?... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/05/2007 16:41
ftma ( 12/05/2007 21:05)
adive
Tena tiako be ny endive fa sao mahita fomba fandrahoana azy nareo? salady ampiarahana @ concombre no fanaoko fa rehefa andrahoana lasa mangidy be ... tohiny
novalian'i mangabe ny 25/06/2007 22:19
ftma ( 09/05/2007 07:19)
joyeux anniversaire nanoukely
Faly miarahaba an'i nanoukely tratry ny taona nahaterahana, mirary ny soa indrindra akia, dia mirary fahasalamana sy fifaliana mandrakariva :-* mamy be ... tohiny
novalian'i sympa ny 12/05/2007 15:22
ftma ( 08/05/2007 18:53)
mailaka serasera
Efa nisy dinika momba an'io mailaka io ihany http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m459cd19860f1e fa mbola betsaka angamba no tsy mahalala fa tena mahafinaritra ny mampiasa azy, indrindr... tohiny
novalian'i sympa ny 11/05/2007 23:05
ftma ( 23/04/2007 09:37)
joyeux anniversaire rrasoa
Mirary soa sy fahasalama mandrakariva akia dia miandry anjy hiverina anao sambossa à la coupe :wink: bisou mamy :-*... tohiny
novalian'i ANARIM ny 30/04/2007 10:23
ftma ( 18/04/2007 22:04)
lasopy mangatsiaka
Efa manomboka mafana ny andro ka sao mahalala karazana lasopy mangatsiaka ianao. Ity no fanaoko: poivron rouge, concombre, tomate, celeri, tetehana madinika dia mixe-na asiana sira sy poivre dia avel... tohiny
novalian'i xxx ny 25/04/2007 16:19
ftma ( 09/04/2007 17:02)
lalao hoan'ny ankizy
Sao mba mahita lalao gasy azo ampianarina ny ankizy ianareo akoatry ny sabaka sy ny katro? Na koa devinety kely ireny ... tohiny
ftma ( 09/04/2007 12:23)
Famaliana dinika
Feno dinika mahafinaritra tato ato ary tena mampazoto ny mamaky azy saingy misy manodina foana ilay resaka ka na ireo nametraka ny loha-hevitra aza tsy hita manohy ny resany intsony. ho antsika mpama... tohiny
novalian'i cutie ny 12/04/2007 21:29
ftma ( 09/04/2007 10:41)
joyeux anniversaire dadie
Joyeux anniversaire copine, Mirary ny soa indrindra ary ho tratr'antitra e , :-*:-*:-*... tohiny
novalian'i ftma ny 18/04/2007 21:51
ftma ( 03/04/2007 10:56)
grille de protection
Avy namaky ity lahatsoratra ity aho dia nahatsiaro ny resako tamin'ny olona tany Dago hoe "ohatry ny prison ny trano aty amin'ilay grille de protection sady raha misy loza tsy afaka madositra akory". ... tohiny
novalian'i ftma ny 04/04/2007 20:48
ftma ( 01/04/2007 08:51)
biz'oroka trondro aprily
Nisy lany Tahiry mihitsy @ ilay poisson d'avril :-D Misaotra na izany aza :-*... tohiny
novalian'i ftma ny 04/04/2007 21:23
ftma ( 30/03/2007 08:57)
firaisan-kina
tohin'ilay resaka nalefako tetsy ambany http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4605adddb3fc4 , tena tonga nirodoro ny gasy taty namangy ilay renim-pianakaviana na dia nifanontany aza hoe... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2007 10:09
ftma ( 28/03/2007 22:04)
nofon'akoho
Tena matsatso ny nofon'akoho roti aty (France) ka tsy mety misy mihinana, mahita fomba hafa hanaovana azy ve nareo? Ny fataoko: afangaroko amin'ny olatra dia asiana perisily. ... tohiny
ftma ( 24/03/2007 23:01)
Tsy fifandraisana @ malagasy
Tena nalahelo aho androany naheno hoe nisy ramatoa namoy ny zanany (10ans) nefa tsy manana havana sady tsy mahalala gasy aty, olona vazaha no nanome numéro ny gasy fantany mba hahafahan'ilay ramatoa ... tohiny
novalian'i ftma ny 27/03/2007 17:41
ftma ( 02/03/2007 00:29)
Namana
Jereo anie ity clip ity fa misy namana tena mahafinaritra ato amin'ny serasera na dia mbola vaovao aza :wink: http://www.youtube.com/watch?v=m3lxbrLB6NI... tohiny
novalian'i dadie ny 08/04/2007 15:25
ftma ( 28/11/2006 10:44)
nodimandry ny dadan'i rurik
Amin'ny halahelo lehibe no ampandrenesan'i rurik amintsika namana fa nodimandry omaly ny dadany any Madagascar, rampitso ny fandevenana, mbola ho lazaiko eto ihany ny ora. Mirary fihononana fenohoan'... tohiny
novalian'i rurik ny 09/12/2006 16:30
ftma ( 26/09/2006 19:02)
reveilllon 2006 namana serasera
Ny reveillon 2006 ny namana serasera dia atao any Nice ny 31 décembre 2006, ny fihaonana dia ataontsika manomboka ny 29 décembre ka atramin'ny 1 janvier hoan'ireo izay afaka tonga aloha. Programmes... tohiny
novalian'i mbaliana ny 03/01/2007 14:00
ftma ( 16/09/2006 09:29)
mandihiza rahitsikitsika
Sao mba misy mahalala ny tonin'io hira io ianareo?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029