Liste des messages
Liste des messages, inserés par fatsoraly, par ordre de date
fatsoraly
(
03/07/2004 07:15)
Pessimistic ny gasy
fa rehefa misy zavatra manahirana azy dia mimenomenona hatrany.
Rehafa misy fivoarana kosa tsy mba mahay mankafý.
Ohatra: ny fisondrotana sy fidinan'ny sandam-bola, ny saran-dalana, ny solika.....
suite
répondu par steph02 le 14/07/2005 10:04
fatsoraly
(
03/07/2004 06:22)
cricket
Ary maninona raha asiana taranja cricket eto an-toerana?
Toa mba mahay mitoratoraka sy mindainday ihany mantsy ny tanorantsika!...
suite
répondu par fatsoraly le 05/08/2004 23:14
fatsoraly
(
14/06/2004 15:46)
Mpitantara baolina mitongilana
Maaaty ny baolina le_#-*;+~
Mila fannavaozana tanteraka ny mpanao gazetintsika, izy rehetra fa tsy ny mpanao gazety ara-panatanjahantena ihany!
hahaha!...
suite
répondu par kitjo le 04/07/2004 08:57
fatsoraly
(
29/05/2004 15:23)
Mitady asa tena izy?
Mily olona polyvalent:
http://www.mossad.gov.il/
...
suite
répondu par jhouhlambout le 07/06/2004 15:11
fatsoraly
(
29/05/2004 13:40)
Mampiesona ve i Landivola?
Asa izay hevitrao fa raha izaho manokana dia miseho amiko isan'andro isan'andro Andriamanitra.
- Raha tsy Izy aho tsy velon'aina tahaka izao.
- Izy no mitantana ny diako @ izay rehetra alehako
- Iz...
suite
répondu par Nehemiah le 05/10/2013 06:04
fatsoraly
(
18/05/2004 07:42)
Top University
Iza kay no mahay teny allemà afaka mandika an'ito?
http://www.stern.de/campus-karriere/uni/index.html?id=522640&q=tübingen
Ho anareo izay nianatra tany, marina tokoa ve ny voalaza ao? Mba andeha...
suite
répondu par ramaso le 07/06/2004 03:07
fatsoraly
(
15/05/2004 06:56)
ny kapitalisma @ endriny maro
Kapitalisma nenti-paharazana:
----------------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Amidinao ny iray dia mividy ombalahy iray hafa. Mitombo ny ombinao, ary mivoatra ny toe-karena.
Kapitalisma...
suite
répondu par kitjo le 27/05/2004 01:35
fatsoraly
(
15/05/2004 03:22)
Baibolin'ny bado
Miala tsiny aloha fa tsy voadikako ilay izy, nefa mino aho fa betsaka ihany koa ny mahay ny dikany.
AMEN: The only part of a prayer that everyone knows.
BULLETIN:
1. Catholic air conditionin...
suite
répondu par fijo le 26/05/2004 21:12
fatsoraly
(
14/05/2004 15:30)
Webmaster ah!
Ny ankamaroan'ny Gasy dia "kristianina", saingy tsy nisy nifidy ny finoany fa nanaraka ho azy ny finoan'ny Ray aman-dReniny. Hita taratra anefa ankehitriny fa dia mikororosy fahana ny finoana kristian...
suite
répondu par kitjo le 03/06/2004 10:49
fatsoraly
(
14/05/2004 10:36)
TENA mino aho satria...ary koa...
Your mighty acts, o God, have forged a path of disciplinship for me.
Because you go before me powerfully and compassionately, I follow in joy and in trust, through Jesus Christ.
Amen...
suite
répondu par fijo le 18/05/2004 22:20
fatsoraly
(
12/05/2004 16:14)
Österreich - Austria - Autriche
Iza indray ary ny any Vienna (Austria) hijerena ny patiny rehefa tsy masaka aminareo ny any Australia? (nesorina fotsiny ny "al" Australia-al = Austria)
isa...roa...telo...efatra...dimy...misi2 indra...
suite
répondu par booboo le 14/06/2004 11:12
fatsoraly
(
01/05/2004 05:37)
Oniversite Gasy => Brain drain
/****************************/
Ny mpampianatra:
- kely karama
- tsy misaina afa-tsy ny resa-bola ka manao ny fampianarana ho ambinambin’asa
- “mangalatra” na mampiasa ny fitaovan’ny oni...
suite
répondu par zandrinifijo le 20/10/2004 10:31
fatsoraly
(
19/04/2004 19:35)
Fanohanan'ny namana
Raha miroso manao politika aho dia firy isan-jaton'ny namana no hanohana?...
suite
répondu par oully le 23/04/2004 13:43
fatsoraly
(
19/04/2004 19:08)
Fihaonan'ny Gasin'i Australia
Rahoviana? Aiza?
Akanga iray sa Kangaroo ny kaly?
Misaotra....
suite
répondu par fatsoraly le 21/08/2004 01:50
