Mpitantara baolina mitongilana

1. fatsoraly ( 14/06/2004 15:46)
Maaaty ny baolina le_#-*;+~

Mila fannavaozana tanteraka ny mpanao gazetintsika, izy rehetra fa tsy ny mpanao gazety ara-panatanjahantena ihany!

hahaha!
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 08:57
2. kitjo ( 14/06/2004 16:25)
manomeza ohatra ry fatsoraly an

aza manao resaka mivilana sa mitongilana?
3. kinaoly ( 14/06/2004 19:17)
tsy professionnel ve no tin'i fatsoraly tenenina sa inn ?
4. ramoul ( 14/06/2004 19:51)
Tena tsy azoko ny tian' fatsoralahy tenenina fa mba avereno hazavaina kely azafady.
Misaotra.
5. unik ( 14/06/2004 20:07)
zany hoe raha hazavaina dia incliné 60° izy rah a manoloana ny écran= mitongilana!!!!
6. joda ( 14/06/2004 21:09)
midika izany fa mbola tsy ao mihintsy ny gasy e..na ny fanononana ny anran'ny equipe aza ny sasany dia tsy ao mihintsy
7. hery ( 14/06/2004 21:32)
joda>

Hay rehefa tsy mahay manonona ny anaran'ny ekipa dia tsy mahay? :)
Raha tonga any Frantsa izany ny Foot-Ball Club-n'Ambohimanarina dia ho hitako raha mahay manonona ekipa ny vazaha-nareo
8. fatsoraly ( 15/06/2004 04:49)
ka mitantara baolina ve de miteny ratsy rehefa mahafaty ny ekipa iray!

Maaaty ny baolina le_#-*;+~ ?
9. tsilan ( 15/06/2004 11:29)
Aleo izy omena karatra mavo izay eh.
10. kitjo ( 15/06/2004 18:06)
hery> clap clap....

fatsoraly> taiza klou zany e
11. fijo ( 16/06/2004 00:07)
marina io voalazan'i hery io.
fa ny tsy mety amin'ilay resaka dia ilay tsy fahaizana mifehy ny fo.na vazaha io na gasy dia tsy izy izany .
12. fatsoraly ( 03/07/2004 18:24)
Hisy tapaka lalan-jà mihitsy reo @ lalao famaranana raha mitongilangilana eo, ny hiafarany mitsingidina!
Hahaha!
13. kitjo ( 04/07/2004 08:57)
raha mitsingidina izy d tsy mahita ilay bolina d tsy afaka mitantara ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7868