Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i todisoa2, milahatra araka ny daty
todisoa2
(
22/02/2008 08:21)
kabarin'i Dada
Tô otrni malaza an Dago an zan fihetsiketsehana nataon'i Dadavalo zan. Niphone n FRAM d nlaza n @ fampanantenana nataon isakn tanana tra-boina zan. Faôna e? Mba mila ny fitantaranao ny avy aty lav...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:51
todisoa2
(
21/02/2008 14:40)
B Oubama sy H Clinton
Aty Usa zao, vao maly n nandresy t@ sondage tan Hawaï i B Oubama. D aôna n hvt ra black otrantsika n mtondra n tanana?:lol::lol:...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:46
todisoa2
(
21/02/2008 14:21)
Dadavalo sy ny akanjo miaramila
aôna zan Dadavalo nanao vert armée tan Tamaga zan?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 25/02/2008 14:33
todisoa2
(
19/02/2008 07:46)
ny kristiana sy ny fisaonana
fanontaniana tsotra: '' mety amintsika mpanara-dia an' i Jesosy Kristy ve ny fisaonana raha sendra fahoriana?''
hivelatra koukou hatreo ny adihvt arakaraky ny fanoloranao hvt.:lol::lol::lol:...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 21:36
todisoa2
(
15/02/2008 08:04)
love-TVM?
aona ry zareo le fandaharana tao @ TVM teo ren a. Le maka tahak alou mampivoatra fa le mampitovy hoatry ny mampihomehy. Tokn nasian styles hafa tena miala @ mahazatra hoaho izy ireny. Sa aona n hevit...
tohiny
novalian'i Papoose ny 24/02/2008 10:34
todisoa2
(
25/01/2008 12:57)
vavaka sy valim-bavaka
Inona no tena fomba fivavahana marina. Izany no lohahevitra tiako apetraka. Izany hoe inona no système de prière tokn hapetraka mba hampivaly ny vavaka izay atao. Mila valiny avy aminao Namana seras...
tohiny
novalian'i rhanitra ny 09/02/2008 21:27
todisoa2
(
25/01/2008 12:45)
sipan'ny fianara
Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo? Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy. :lol::lol:.
Mila valiny haingana e....
tohiny
novalian'i comptezo ny 06/04/2008 12:54
todisoa2
(
14/01/2008 12:35)
fivavahana sy kolikoly
Ahoana ny hevitrao raha ilazaiko fa mbola tena anjakan'ny kolikoly ny Fiangonana Lehibe?
Ialako tsiny etoana raha tezitra hianao ka ilazaiko ny nanjo ahy. 3 volana lasa izay dia nisy test nampanao...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/01/2008 13:49
todisoa2
(
26/11/2007 11:47)
coup de foudre
mba mila fanampiana zahay e. Au faite, j vdrai savoir oe cmnt kay le oe azon coup de foudre. N angatahinay d celui na celle qui venait tt juste d'avoir vécu le coup de foudre n mamaly.:oops::oops::oo...
tohiny
novalian'i bozzy ny 21/12/2007 21:48
todisoa2
(
25/10/2007 13:36)
Mba midera koa...
Lasa resa-be ty hoe mahay midera an'ATra ty. Ny gadona rehetra dia saika ahitana fiderana avokoa. Efa misy hatr@ hoe kilalaka evanjelika aza.
Ny olana anefa dia lasa entin'ny olona maneho talenta f...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:37
todisoa2
(
25/10/2007 13:20)
hoanzay vodona tahaka...
ty mis tantara iray. Tna nisy fa ts vazivazy.
3 volana lasa izay no nisy fitiava-nitsiry t@ tovovavy iray. Ny tena mampme d lay izy toa ts tena fanta-kvt. Araky ny tantarain'ny manodidina aza dia to...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 26/11/2007 11:43
todisoa2
(
25/09/2007 06:07)
tanora sy ny masturbation
Fahotana ve ny ''masturbation'', théologiquement parlé....
tohiny
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 10:19
todisoa2
(
05/09/2007 13:53)
Fijangajangana
ahoana ny fijangajangana sy ny fiainana kristiana. Niresaka tamina pastora ity olona iray. Nanontany ny amin'ny fijanjgajangana ity izy. Rehefa nandeha ny dinidinika dia niafara tamina hevin-teny ny f...
tohiny
novalian'i prime ny 17/09/2007 08:23
todisoa2
(
27/08/2007 13:55)
Izay mino sy hatao batisa no hovonjena?
Ahoana ny hevitrao manoloana ilay tenin'Atra hoe: ''izay mino sy atao batisa no hovonjena?''. Misy mntsy ny milaza fa miara-dalana ny mino sy ata batisa. Misy kosa ny manambara fa tsy maintsy mino vao...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 23:04
todisoa2
(
27/08/2007 11:18)
Mba mahagaga ian. Asa hianao na mba miombn-kvt amiko
Toa lasa mirona bebe kokoa any @ fampandrosoana ny karazam-piangonana sasantsasany eto amintsika. Mitombo tsy mijanona mila hihoatra ny isan'ny mpiangona ao aminy ny adidy eritreretina henjehina indra...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2007 21:52
todisoa2
(
13/08/2007 09:55)
Ny lanjan'ny fifameana heloka..
Ty ndray ny laza adina. Nisy nanotany ahy. Na aho koa aza mba kenda @ famaliana azy. Ny angatahiko, toy ny an'i niryna, dia ny mba hiorina @ tenin'Atra ny valiny atolotrao.:wink:
[b]Mpiandry sa Pas...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 05:32
todisoa2
(
11/08/2007 14:33)
Tena azo ianteheran marina ve ny bokin'i Genesisy
tantara fohifohy... Ny bokin'i Genesisy dia,araky ny lovan-tsofina, nosoratana rehefa babo tany Babylona ny Zanak'Israely (ZI). Nihaniala t@ Atra marina ny ZI dia lasa nivavaka t@ andriamanitra babylo...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 23:07
todisoa2
(
10/08/2007 15:27)
azo atao ve ny lainga masina?
Ny taranja ''délibération éthique'' (any @ STPL) dia manambara mazava tsara fa misy ny lainga masina. Ny déliberation éthique mantsy dia fanaovana safidy tsaratsara kokoa, mba hahazoana vokatra...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 23:08
