Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fetrakens, milahatra araka ny daty
fetrakens ( 18/12/2007 06:03)
Fitia havana
Ahoana indray ny hevitrareo @reny mpihavana miaraka ireny e!? misy tena misy an!!(l)... tohiny
novalian'i reve ny 22/12/2007 11:34
fetrakens ( 18/12/2007 05:20)
Fiaraha-miasa
Fiaraha-miasa indray izao no andrasana e! tsy misy oe iza na iza na antokon'iza fa rehefa samy manana traikefa dia aleo samy haneo ny talentany e!? :*... tohiny
novalian'i bandymp ny 22/12/2007 15:02
fetrakens ( 12/12/2007 15:01)
13 mai
Eo @ 13 mai misy zaridaina ( tsara )... tohiny
novalian'i rhina ny 18/09/2009 07:35
fetrakens ( 12/12/2007 14:38)
Tahotra sa hakanosana sa fifanandrifiana marina?
Toa oe nanaiky hanao débat izy telo mirahalahy nefa toa tsy tonga sa tsy sahy indray ny TIM rehefa tonga ny fotoana e?, t@ faradoboka tao TV plus... mazava ny antony! toa hita soritra sahady fa hanao... tohiny
fetrakens ( 15/11/2007 06:21)
In-telo voadona ve de...?
Raha voadoana mihoatra ny [i]in-telo[/i] hono ny tovovavy iray dia mety hisy fiatraikany amin'ny fiainan-tokantranony any aoriana izany! ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i fetrakens ny 10/12/2007 10:41
fetrakens ( 25/09/2007 12:43)
www.callwave.com
Salut! efa nisy nanokatra Callwave ve nareo? zah efa membre tao de nandeha tsara t@ voalohany ny fandefasana sms na dia any ivelany aza fa afaka roa andro de maty le compte! ahoana ny mahatonga izany?... tohiny
novalian'i Jessimi ny 13/11/2007 15:37
fetrakens ( 25/09/2007 12:35)
Mila fanandramana!
Ny zavatra rehetra dia mila fanandramana avokoa vao tena azo antoka ho tsara, ...ary ny fitiavana...... tohiny
novalian'i soanja ny 05/10/2007 14:24
fetrakens ( 31/08/2007 10:57)
BACKBONE
Ahoana ny hevitrao amin'lé fibre optique[b][u][i]BACKBONE[/i][/u][/b]: Tena milay kosa io an! Andrasantsika e!:?:... tohiny
novalian'i kent ny 04/01/2008 05:33
fetrakens ( 23/08/2007 11:32)
Materialisme
Ny olona sasany amin'izao tsy tia manambady raha tsy manan-karena ilay ho vadiny. Ahoana ny hevitrao Harena aloha vao Fitiavana sa Fitiavana aloha vao Harena?... tohiny
novalian'i Angolaina ny 28/08/2007 08:27
fetrakens ( 08/08/2007 06:31)
Teknolojia
Araka ny hevitro dia noho ny hakamoana ihany no mahatonga ny manampahaizana hikaroka sy hamoron-javatra. Tsy ratsy nefa izany an!!! Ahoana ny hevitrao???... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 22/08/2007 21:38
fetrakens ( 08/08/2007 06:25)
Mahaiza mitia
Ny fitiavana mafàna dia izay ilay tena ilaina sy ankafizina :-*kanefa ihany koa mandoro rehefa tsy voatandrina.Tsarovy fa izay milalao afo dia mety ho may!!... tohiny
novalian'i Angolaina ny 17/08/2007 09:45
fetrakens ( 15/06/2006 16:18)
FIFIDIANANA MIARO TETIKA??
Maro ny antoko politika eto Madagsikara.Angamba tsy misy lalàna marina mametra ny isan'ny antoko na dia izany aza dia be loatra ny eto Mada.Fa raha ny mikasika ny fifidianana 'ndray dia ny fahabetsah... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/06/2006 13:25
fetrakens ( 24/12/2005 07:42)
Mifankatia sa mifampitia
Betsaka ireo miaraka milaza fa mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara! Ahoana ny hevitrao.... tohiny
novalian'i donne ny 02/02/2006 12:06
fetrakens ( 01/12/2005 06:39)
Goavy
FILAZANA. Atoroko anareo ny fihinanana goavy harina ny voany hanina ny hodiny izay tsy mahay mihinana sokirina ny .......!:D:evil:... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/12/2005 18:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086