Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Strong3, milahatra araka ny daty
Strong3
(
30/03/2015 07:03)
Ahoana no ilazana fa misy fitiavana ?! tsy foatery ho olondroa
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d44a93e07b8c95615ff8a5012e589bc8.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/d44a93e07b8c95615ff8a5012e589bc8.jpg[/img][/url]
Misy miteny hoe ny ma...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/05/2015 13:43
Strong3
(
27/03/2015 12:12)
Ahoana no ilazana fa misy fitiavana ?! tsy foatery ho olondroa
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/33b4e37fc61a257349418f58c27d1ca2.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/33b4e37fc61a257349418f58c27d1ca2.jpg[/img][/url]
Misy miteny hoe ny ma...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 02/04/2015 05:41
Strong3
(
25/03/2015 12:14)
AVY AIZA IZAO REHETRA IZAO! Mampiady karajia i _Thomas d'Aquin sy Aristote
mba tantarao hoe izay mahatakatra marina :-)
[quote= wikipédia] La voie par le mouvement:
« Il est évident, nos sens nous l'attestent, que dans ce monde certaines choses se meuvent. Or, tout ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/04/2015 12:26
Strong3
(
09/03/2015 09:48)
efa ho 671 ny mpitsidika eto amin'ity : fivavahana, finoana , fa ny mpandray anjara 6 sy 8 eo eo ihany.
raha sambofiara ity misy mpandray anjara telo ihany koa, ny roa hita ny iray tsy hita.
fa ahalalana ny mahagasy koa io mijerijery io an... :-)...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 12:26
Strong3
(
09/03/2015 07:40)
Ny nofin'i Jaona ! raha tanteraka dia HIREHITRA NY AFOBE
« Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena. » (Apokalypsy 1:7)
« Izaho no Alf...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/03/2015 08:58
Strong3
(
06/03/2015 11:39)
INONA NO ATAO HOE "ota"?
Fahotana ny miteny hoe "tsy misy Atra".
Fahotana ny miteny hoe "misy Atra" nefa tsy miaina miaraka Aminy.
Fahotana ny tsy mino an'i Jesosy Kristy.
Fa ny tena fahotana dia ny mino nefa nanary ny finoa...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 07:36
Strong3
(
03/03/2015 07:55)
MISY FANAHY TOKOA VE NY OLOMBELONA? nahoana ny boky atao hoe baiboly no manasongadina azy io bebe kokoa
1/ Raha misy fanahy ny olombelona dia aiza ao anatiny ao no tranony (na hoe misy azy)?
2/ ary raha tsy misy fanahy izy dia inona no mahatonga azy lazain'ny malagasy hoe ny fanahy no mahaolona?
3/ fa...
tohiny
novalian'i fidinirina ny 17/03/2015 09:21
Strong3
(
02/03/2015 11:15)
Joba! "...Ny fanantenan'ny zanak'olombelona..." HATRAIZA NY FANANTENANA ETO ANTANY?
« Ny olona tera-behivavy dia vitsy andro sady vontom-pahoriana. » (Joba 14:1)
« Mitsimoka tahaka ny voninkazo izy ka jinjana*, ary mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra.[Na: malazo] » (...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 03/03/2015 06:33
Strong3
(
02/03/2015 08:09)
ity ny resaka mampi-relax ry rhaj0 ... resaka manampahaizana eh ! sao mba hanao FITANDROA koa ianareo???
Voici un argument qui vous oblige à croire en Dieu
gaetan69100@wanadoo.fr
Je sais que vous n'êtes pas certain de l'existence d...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 04/03/2015 08:51
Strong3
(
23/02/2015 10:23)
TOKONY MBA HAMORONA ZAVATRA NATORALY NY OLOMBELONA raha MIAKANY FA TSY MISY Andriamanitra MPAMORONA, fa tsy ARTIFISIALY FOANA NO mba vita
MINDRANA NY VOKATRA NATORALY NY SIANSA mba hanamboarana zava-baovao izay ARTIFISIALY
Hatramin'ny taovan'olombelona aza dia efa vita artifisialy ankehitriny ... raha lany tokoa moa izany ny natiora de...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 06/03/2015 12:25
Strong3
(
20/02/2015 12:49)
Very ny olona raha tsy misy fahita!
« Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona; Fa raha mitandrina ny lalàna kosa izy, dia sambatra. » (Ohabolana 29:18)
Inona io fahitana io? ny sainao ve sa ny ...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 04/03/2015 12:45
Strong3
(
19/02/2015 11:08)
Ny efa mahalala tsara no afaka MAMADIKA ny marina!
« Voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra; Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra. » (Ohabolana 25:2)
« Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 04/03/2015 09:27
Strong3
(
16/02/2015 11:54)
Kéré
Dia lasa ny saina ry malagasy namana hoe: "andraikitr'iza ity raharaha ity"
ny Fanjakana ve
ny BNGRC ve
ny Ministeran'ny mponina ve
sa ny Solombavambahoaka ?
nalefa ny voikava mahatratra; tsy tonga ...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 24/02/2015 05:51
Strong3
(
12/02/2015 10:40)
Mariazin'olona mitovy fananahana!!!
Efa tena voailiky ny tsy mpino an'Atra tanteraka eo amin'ny tany mandroso ve ny Tahotra sy ny finoana ny FISIAN'ATRA???
SA ... miverina amin'ny tsy fahalalana na tsy te ahalala ny fisian'ny fahendre...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/02/2015 08:38
Strong3
(
10/02/2015 08:54)
NANDAKA HATRAMIN'NY MPIANDRY TSATOKAZO
baolina izany ka baolina ...
_ vintana ve ?
_ fahaizana ve ?
_ fahavendranana ve ?
_ baolina afrikanina ve ?...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/02/2015 08:41
Strong3
(
10/02/2015 08:36)
AVY AIZA NY ATOME ???
[raha ANGANO TOKOA ny fisian'Atra...]
Avy aiza ny atoma ?
raha hoy ny sasany niforona tamin'ny tsy nisy iza rehetra izao, DIA HERY AVY AIZA NO NANODIKODINA IREO atoma sy maolekiola hitambatambatra ...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/02/2015 05:31
Strong3
(
05/02/2015 11:08)
Boky 66, MIRINDRA SY TSY MIFANOHITRA; nantsoina hoe baiboly
Vanipotoana samy hafa, toerana samy hafa, olona samy hafa, taranaka mifanalavitra
Nefa manondro zavatra iray, tanjona iray, manandratra zavatra iray , hevitra iray
Mirindra sy voakaly , Misy fototra ...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/02/2015 07:02
Strong3
(
04/02/2015 06:52)
AZA MIDINA AMPANDEHANANA tsy hitan'ny chauffeur
Tranga iray izay nampalahelo koa izy ity.
Tovolahy iray avy niasa ; andeha hamonjy fodiana no tra-pahavoazana tsy fidiny.
Raha teo amin'ny fiolanana efa hiditra ny arret bus iny, dia fanaon'ny mpanam...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 10/02/2015 08:51
Strong3
(
02/02/2015 09:44)
vaovao tapatapany
Nisy raim-pianakaviana nanakana taxi ville , anikeo maraina; rehefa vita ny adivarotra dia niroso ny dia.
kanjo noho ny teny amin'ny antsasatsasa-dalana dia nikohaka indray mandeha ilay raim-pianakavi...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 04/02/2015 06:18
Strong3
(
20/01/2015 09:06)
Ny tombam-bidin'i Jesosy Ilay Mesia hoarina amin'ny Torah
« Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony mbola tao aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy teo amin'ny lalàn'i Mosesy sy ny mpaminany ary ny...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 28/01/2015 06:27