Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Stretch, milahatra araka ny daty
Stretch
(
07/04/2007 15:24)
Tratrin'ny fety jiaby !
Eny fa na lasa nitsivaingavainga eran'ny tampon tanety any nareo rehetra de tsaroana sy arahabaina jiabijiaby [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1203.gif[/IMG]
[img]http://www.ga...
tohiny
novalian'i paris10 ny 08/04/2007 18:35
Stretch
(
27/03/2007 10:26)
mila namana
Izaho dia vaovao vao niditra efa elaela ,
ka mba mila namana hifanoratana tsy manana e-mail .
misaotra betsaka :°)...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 31/03/2007 11:24
Stretch
(
14/03/2007 18:38)
Mpivarokena online !
Hein !
mandéndé mahita ra ozy zoky max ex zay .
za lo tsy nividy fa nahita ny anarana karazankena a te gagagagaga fona, tsy mbola nisy haiko avy,
le silamangany no efa henoko:-D
Entrecote 5...
tohiny
novalian'i sitlo ny 16/03/2007 19:27
Stretch
(
13/03/2007 20:42)
envie ve ?
Sali sali daôly !
innn kay no tena dikany na hevitra fonosin'ny oe :
[size=16]MAHA TE HO TIA[/size]
de ity ko mbola misy 1 mampiazoazo :
[size=16]SADY TIKO ENAO NO HALAKO[/size]
^:^...
tohiny
novalian'i pasipasi ny 21/03/2007 06:21
Stretch
(
10/03/2007 19:42)
Tsena online
nahita THB am canette en pack de 24 a
tsy tato antrano fa tany am ol, nony tonga tato antrano a saiky hi komandy tsy hitako lay site nisy azy
mba miangavy ra misy mahita io site io
misaotra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2007 06:36
Stretch
(
10/03/2007 17:53)
Adin'akoholahy
aiza no misy adin'akoho miady am lahady zay mafantatra . . .
any ambohibao oh ve misy ?
any ambatonapôka . . .
misy favori miady ve any andotapenaka. . ....
tohiny
novalian'i karinah ny 14/03/2007 23:10
Stretch
(
07/03/2007 22:55)
Bex.
mbô hanao hendry ndray androany .
nisy bandy 2là zany nandé nanao vôkansy
tany am tany miteny frantsay
ka izy mi tsamy tsy de mi kôpy frantsay tsara fa
zista kamarady fotsiny am fr...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 15/03/2007 07:23
Stretch
(
03/03/2007 20:35)
Mba mihetsiketse.
http://3.upload.dailymotion.com/visited/search/rock%2Bthis%2Bparty/video/x8jxc_bob-sinclar-rock-this-party...
tohiny
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 07:06
Stretch
(
27/02/2007 22:01)
miesona mierotra mitrena. .
manao an'reo zavatra telo reo hono aho am alina.
nihizingizina aho fa tsy izaho izany.
toy ilay mamo , hoe iza no lazain la mamo ? :-D
ka raha marina ireo de ahoana no tokony ataoko ?
...
tohiny
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 23:04
Stretch
(
27/02/2007 21:25)
Enao io mihintsy !
[img]http://www.gasykamanja.com/ecarte1/images/small 1103105799rosecard.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i sitlo ny 28/02/2007 22:58
Stretch
(
22/02/2007 12:56)
takariva i Pod !
Sao de mba misy manana ny clip n'io soirée an'ny Apple io reto nareo .
henoko ny fisiny fa mba mahalina ahy hoe aôna ny feeling niainga tam zany samy mandihy am zikany,
misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i cutie ny 23/02/2007 23:32
Stretch
(
13/02/2007 22:45)
nankaiza i sitlo ? ? ?
:?:...
tohiny
novalian'i Stretch ny 25/02/2007 12:32
Stretch
(
13/02/2007 19:39)
Ski.
Ghana sy Senegal any am championnat du monde, eliminé fa petite nation.
Ny tena nampanotany tena ahy hoe fa anga any amreo firenena ireo misy station na ski ? ? ...
tohiny
novalian'i onjah ny 17/02/2007 17:39
Stretch
(
11/02/2007 18:53)
Alarobia tsy hiverina .
Inona no azo atao ra tsy manana sipa am laroby.
:miam: :miam: v
:snif: :snif: v
o^o o^o v
:-w :-w v...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 19:03
Stretch
(
20/12/2006 23:28)
Italie Milano ?
Raha te ho any Milano v? avy any am pays non EU ka te hijery an Milan alahady latsinainy talata dia mila [b]visa[/b] za io zany gasy an !
pasipaoro maintso fotsy mena gasy fa tsy italie
fanontania...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 12/02/2007 20:53
Stretch
(
20/12/2006 21:13)
Liana mba te hahafantatra !
Miarahaba anareo vaovao ka mba te hanana namana
misaotra mialoha.
:-*
am takolaka 2...
tohiny
novalian'i sitlo ny 01/02/2007 23:43
