Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Lejoba, milahatra araka ny daty
Lejoba
(
28/07/2009 00:15)
mba comptable ihany
maty hono ity ramatoabe iray sahirana. Nisy lehilahy telo, samy nampanantena azy fahavelony fa hanome vola azy, ka tsy latsaky ny 100€ avy no tokony homen'izy ireo. Tsisy nahatanteraka izany nef...
tohiny
novalian'i rhina ny 08/09/2009 14:50
Lejoba
(
09/07/2009 21:43)
valim-babena
inona ny valim-babena omenareo ny RAR-nareo?
Izaho hatr@ niterahako dia te hamaly fitia be dia be ireo nahitàna masoandro fa hay tsy mora ilay mitaiza mahatafita zanaka.
Ry zareo nefa, raha vao and...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 11/03/2014 11:07
Lejoba
(
12/03/2009 15:01)
tena tsy rariny kosa izao k'le
Niniako natao tato ity satria ahiako tsisy hamaky raha nataoko tao @ dinika hoy ny gazety
http://forum-madagascar.com/articles/entry/Bresil-L-avortement-d-une-fillette-de-9-ans-bouleverse-le-Br-sil
...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/03/2009 10:12
Lejoba
(
07/01/2009 11:58)
mitady namana manokana
ho an'ny admin na izay efa nanandrana
misy fomba ve eto @ serasera ahafahana mitady namana @ alalan'ny momba azy?
Ohatra : tia mitendry zavamaneno, ireo tia baolina kitra sns
Mba atoroy ahy hoe aza...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/01/2009 13:59
Lejoba
(
07/01/2009 11:56)
famokarana io fa tsy famikirana
Tao anaty bus no niseho ny tantara
Feno be ilay bus ka tsy takatra intsony ny fitazomana, mifaneritery rahateo moa ka tsy voatery mamikitra. Nisy coup de frein tampoka nefa ka samy namonjy izay azony...
tohiny
novalian'i tokanah ny 10/02/2009 13:48
Lejoba
(
08/12/2008 13:51)
Masina Maria ô
Tsikaritr'i Mompera fa misy mangalatra foana ny rakitra aterin'ny mpiangona eo an-tongotr'i Masina Maria. Niafina tao am-badiky ny sarin'i Jesoa izy hanatrarany izay manao izany. Nandalo teo ny olona ...
tohiny
novalian'i ZoRajoela ny 10/01/2009 01:41
Lejoba
(
08/12/2008 13:42)
foza orana
tantara vao henoko izy ity, asa raha misy afaka hanampy?
Sendra niteny foza orana aho indray andro niresaka t@ olona tany Dago dia tapaka ny tsinainy. Nahatsiaro ho wain be aho hoe niteniteny foana a...
tohiny
novalian'i lako ny 09/09/2009 12:11
Lejoba
(
05/11/2008 12:04)
Barack Obama US President
ARAHABAINA DAHOLO EH
Dia fifaliana lehibe ho an'izao tontolo izao fa lany i Barack OBAMA.
Endrika vaovao indray no hiseho eto an-tany.
Dia ento am-bavaka tsy ho vonoin'ny Ku Klux Klan. Amisavisàn...
tohiny
novalian'i rca ny 20/11/2008 09:26
Lejoba
(
23/10/2008 15:34)
FJKM Champigny sur Marne - France
Salama daholo ô
Sao mba misy mahalala ny adiresin'ilay FJKM ao Champigny sur Marne (94)?
Dia isaky ny inona ny fanompoam-pivavahana, ary @ firy no manomboka ny fotoana?
Tsy misy Pasitera angaha ao...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 03/11/2008 14:40
Lejoba
(
23/10/2008 15:31)
FJKM Champigny sur Marne - France
Salama daholo eh
Sao mba misy manana ny adiresin'ny FJKM Champigny? Dia isaky ny inona avy no miangona, @ firy. Misaotra mialoha ^:^ ^:^ ^:^ ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 25/11/2008 12:50
Lejoba
(
03/09/2008 15:40)
Ho an'i Jimmy (les Adeline)
Mankahery anao hatrany ary mirary fahasalamana feno ho an'i Mamanao.
Mahatsiaro am-bavaka.
Ny mpankafy :-* :D :-* ...
tohiny
novalian'i baovola21 ny 09/06/2011 19:07
Lejoba
(
28/08/2008 11:28)
'Zaho tsy hahefa - Ampifitia
sao mba misy manana ny tonony azafady dia mba ampidiro ato ô
Misaotra mialoha
Raha mazoto handika moa dia http://www.dailymotion.com/video/x6dmzq_avseq07_music :D
:evil: :arrow: ...
tohiny
Lejoba
(
19/08/2008 14:38)
Mahaleo à l'Olympia mandeha @ France ô
Slt daholo ny namana rehetra
Mandeha @ france ô ny alarobia 20 aogositra izao ilay Mahaleo en live tao @ Olympia. A 20h50
Dia mijere finaritra daholo eh :wink: ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/08/2008 14:51
Lejoba
(
02/08/2008 14:02)
les Adeline vaovao
ho an'ny namana rehetra, ny mpandrindra serasera.org sy radiovazogasy
Araka io hitanareo @ lohateny io dia niova ireo mpikambana ao @ les adeline. Sao mba misy manana vaovao momba ireo mpikambana @ i...
tohiny
novalian'i dafytahiana ny 25/10/2014 10:13
Lejoba
(
23/07/2008 14:02)
les Adeline fa tsy Fils d'Adeline
Salama daholo ô
Mpankafy les Adeline aho dia te hanamarika hoe tsy Fils d'Adeline toa ny voasoratra ao @ radio vazo gasy no izy fa les Adeline.
Sady ilay fils d'Adeline (i Sarobidy io) efa tsy ao a...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 23/07/2008 14:16
Lejoba
(
08/07/2008 10:36)
les Adeline
Mpankafy les Adeline aty Frantsa. Mitady izay mety ho vaovao mikasika azy ireo. Indrindra ny album mivoaka, ny fampisehoana ataony ets.
Misaotra mialoha ^:^ ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 15:00
Lejoba
(
24/06/2008 11:45)
Famonjena ahy
Mpankafy "les Adeline" ny tenako ary mitady izay mety ho hirany ato anaty serasera. Indrindra fa "raisonao" sy "famonjena ahy". Raha mba misy afaka mampiditra dia isaorana indrindra ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 10:14
