Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste des messages, inserés par niryna, par ordre de date
niryna
(
13/05/2008 18:08)
Fitiavana Atra kanefa ve Izy mety ho tezitra amintsika?
Andriamanitra dia fitiavana( Jaona 3:16) ary nampisehony antsika izany fitiavany izany eny na dia mpanota aza isika.Nampianarina isika ny hanaraka ny didiny,ny hampihatra ny anatra nomeny ary ny andeh...
suite
répondu par niryna le 06/06/2008 04:13
niryna
(
12/05/2008 05:57)
Mandroba an'Atra: amin'ny fomba ahoana ?
Amin'ny fomba ahoana no hilazana fa [b]mandromba an'Atra isika.? [/b] io koa mantsy dia antony iray mety tsy hamaliany vavaka
misaotra antsika rehetra ...
suite
répondu par niryna le 31/05/2008 01:30
niryna
(
09/05/2008 23:11)
Tsy mamaly vavaka Atra : antony ?
Araka ny zavatra fantatra dia hoe mamaly vavaka foana Atra: na tonga dia mivaly eo noho eo ny vavaka -na tsia hoy izy na miandrasa kely.
Tsy mamaly vavaka izy satria tsy any aminy aho no mangataka
t...
suite
répondu par niryna le 31/05/2008 01:21
niryna
(
05/05/2008 17:38)
Tsy misy lalàna manohitra izany.
Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.[b]1 Jaona 1:9[/b]
Mangataha, dia homena hianareo...
suite
répondu par niryna le 17/05/2008 00:21
niryna
(
03/05/2008 17:11)
Tsy ampy torimaso sy ny vahaolana mety atao @ izany
Misy antony maro no mahatonga ny tsy fahampian-torimaso ,ny vokatra mety aterak'izany kanefa dia misy tokoa ny vahaolana mahomby azo atao ..
Inona no antony fantatrareo
Ny vokatra mety aterakany ny ...
suite
répondu par jobamilay le 04/08/2008 22:35
niryna
(
03/05/2008 03:14)
Ny fitenenan-dratsy
Ny fitenenan-dratsy ve ry ireto fahazarana ,toy ny zavatra efa miraviravy ao anaty vava ,na ao anaty fo sa ahoana,misy toa tsy mety raha tsy asiana teny ratsy kely foana ilay phrase teneniny dia hoy i...
suite
répondu par niryna le 16/05/2008 00:15
niryna
(
29/04/2008 15:58)
Deraina mandrakariva ny Asany .Aleloia !!!! Mino ve hianao?
[b] Akaikin'izay manana fo mangorangoraka Jehovah ary mamonjy izay torotoro fanahy .
Mitaraina ny marina ka mamonjy azy amin'ny fahoriana rehetra Jehovah [/b]
Efa nolazaiko ity ka dia mbola ho to...
suite
répondu par niryna le 24/05/2008 03:08
niryna
(
25/04/2008 20:04)
Manomboka @ vola Mai dia valizy iray sisa,marina ve izany?
Nisy olona nilaza fa manomboka ny volana Mai izao hono dia valizy iray sisa no zo azo hoentina rehefa mivoaka?Izany hoe lasa izy nitondra valizy roa fa miverina izy iray sisa, ilay iray kely hono dia...
suite
répondu par niryna le 09/05/2008 18:44
niryna
(
24/04/2008 17:42)
Tss, soa ihany
Simba ny laptop-ko ary maty avokoa ny zavatra rehetra tao,rehefa mieritreritra izany aho dia tezitra saingy navadiko amin'ny fiainana amin'ny maha kristiana ahy ilay izy.Mifanohitra izany indray no na...
suite
répondu par niryna le 09/05/2008 22:01
niryna
(
23/04/2008 17:40)
Toa saika misy soratsoratra izay aleha!
Inona avy no tadidinareo fa toa saika misy soratsoratra avokoa izay rehetra aleha e.
Inona ary ny soratra eny amin'ny camion ataon'ny olona
ny taxi-brousse ,ny taxi-be, ny eny amin'ny mpivarotra,ny ...
suite
répondu par niryna le 25/05/2008 18:47
niryna
(
22/04/2008 17:59)
Ny fitiavan-kavana!
[b]Mifampitondrà izay mavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn'i Kristy. Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.Gal 6:2-3[/b]
Nijan...
suite
répondu par bor2lais le 20/05/2008 16:26
niryna
(
21/04/2008 17:25)
Anarana malaza fiantsona ny olona any aminareo.
Manao ahoana daholo e .Ho an'ireo malagasy mipetraka any ivelany ,iza ry ireto no anarana malaza hiantsona ny olona any aminareo?
ohatra hoe :
ny koreana izao dia toa Parker daholo no betsaka,ny l...
suite
répondu par niryna le 03/05/2008 02:50
niryna
(
18/04/2008 17:36)
Inona no ataonao raha hianao no eo amin'ny toerany?
Mananjanaka lahy mbola tanora ity rangahy ary manana sakaiza izay efa niteraka ilay sakaizany.Io zanany lahy io hoy izy no miambina ilay zaza rehefa mandeha mianatra ilay ramatoa ary amin'izao fotoana...
suite
répondu par niryna le 21/04/2008 17:34
niryna
(
16/04/2008 17:48)
Ie ,vaovao mahafaly ho antsika rehetra !!!
[b] Raha tia Ahy hianareo ,dia hitandrina ny didiko.Ary izaho hangataka amin'ny Ray ,ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa [u]mba ho ao aminareo mandrakizay[/u],dia ny Fanahiny fahamarinana,izay tsy a...
suite
répondu par niryna le 22/04/2008 15:18
niryna
(
14/04/2008 17:50)
Ny monopause sy ny toaka ary ny cancer-ny nono
Rehefa natao ny fanadihadiana hono dia marobe ireo olona tonga monopause ka misotro toaka no voan'ny cancer-ny nono be indrindra.Izany akory tsy midika hoe tanora misotro toaka dia tsy mety ho voa,voa...
suite
répondu par niryna le 18/04/2008 22:23
niryna
(
14/04/2008 04:26)
Hidera anao aho ao anatin'ny ady sarotra
[b]5 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.
6 Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika[/b]
Araka ny hidrerana an'Atra no...
suite
répondu par mimi le 03/05/2008 08:16
niryna
(
10/04/2008 17:07)
Sabado=Sabotsy = midika fa avy amin'io ve ny Sabata ?
Nisy olona niresaka tamiko fa hoe raha tsy manaja ny sabata isika dia tsy manaja ny didy folo,marina izany satria ao anatin'ny didy folo ny hoe manaja ny andro sabata.
Ny fanontaniako dia hoe inona i...
suite
répondu par Ratomson le 01/11/2017 09:21
niryna
(
10/04/2008 14:36)
Tapaka ny tsinaiko ,tsy azo tohizana ve ?
Ny tanora hono dia zavatra kely tsy misy dikany dia mampihomehy azy ary manampy ny fihenan'ny kibo be hono ny mikakakaka lava,sady mampahalava andro iainana.
Inona no zavatra tena nahatapa tsinay ana...
suite
répondu par niryna le 11/04/2008 16:35
niryna
(
08/04/2008 16:14)
ha,ha,ha ,i i i i i
Anado aloha hihomehy kely hanalana sorisory ha,ha,ha, i.i.i
http://www.youtube.com/watch?v=MqeJq3yokaw
oops ,teny anglisy ilay izy kanefa na tsy misy feo aza dia mety ho fantatra ihany ny tian'ila...
suite
répondu par niryna le 14/04/2008 01:17
niryna
(
07/04/2008 18:16)
Ny fatahorana an'Atra (Jehovah ) no voaloham-pahendrena
Ny teny ao amin'ny soratra masina(Ohabolana 1) dia manambara fa ny fatahorana an'Atra no voaloham-pahendrena.Nomeny fahendrena(wisdom) daholo isika ka tsy hoe akory Atra dia biby fampitahorana toy ny ...
suite
répondu par Fody le 05/05/2008 16:08
