Liste des messages
Liste des messages, inserés par Bazylou, par ordre de date
bazylou
(
25/02/2011 17:59)
misaotra an'i tgv aloha
Jean-Claude RAKOTOARILALAO no anarany,Tena miasa marina ity fitondrampanjakana mahefa ity!
...
suite
répondu par bazylou le 26/02/2011 19:18
bazylou
(
25/02/2011 11:07)
gadraina any nosy lava daholo
izy 4 ireo fa fanetriben'ny tany.
Dia aleo amboarina i mada fa raha izao no mitohy mbola pire noho i somalie isika.
...
suite
répondu par bazylou le 26/02/2011 19:18
bazylou
(
24/02/2011 20:03)
Raha
Raha ianao ary no eo @ fitondrana, aôna ny fomba ampidinana ny vidin'entana indrindra fa ny vidin'ny VARY?
...
suite
répondu par bazylou le 26/02/2011 19:17
bazylou
(
24/02/2011 19:36)
izahay tsy manohana an'i vatofototra
sy i vitantsika io an.
Aleo hazava ...
suite
répondu par AndriambyII le 25/02/2011 21:56
bazylou
(
24/02/2011 19:20)
gasy tsy misy fangarony
ary madagasikara sy fandrosoana hoan'ny malagasy, izay ny ahy no programa sy hevitra vohiziko.
ny ankoatr'io tsy izaho...
suite
répondu par bazylou le 26/02/2011 19:21
bazylou
(
24/02/2011 19:18)
hisy zavatra ho avy
tsy ampoizinareo mihitsy raha i bazylou no tonga any mada.
Amin'izay fotoana izay dia mila anareo rehetra anohana fa tsy maintsy ovana olon avaovao io mada io.
...
suite
bazylou
(
23/02/2011 19:00)
mba hetsika hafa re atao ry gasin'andafy
fa io rns tsy misy farany io ihany no andanian aandro e.
ny pokona ary efa kere 50 taona, ianao rns sy hizity bmw
beuurrrk...
suite
répondu par vahiny2004 le 22/06/2011 12:32
bazylou
(
23/02/2011 18:58)
efa 10 taona ny serasera
ary olona anarivony sy gasy analiny no ao anatiny ka tsy tokony hivondrona ve isika re olona hanao groupe de pression hanova ny lalan'ny tgv ? eny fa na dia mandra paha tonga ilay olona vaovao aza.
i...
suite
répondu par bazylou le 24/02/2011 19:37
bazylou
(
23/02/2011 18:54)
rehefa tsy haitsika ny manolotra
olona 1 azo antoka dia tsotra ihany ny fanafodiny.
Manao pression an'i tgv hijery sy hanaraka izay tiantsika vahoaka atao.
ankoatr'izay , tsy poinsa e...
suite
répondu par bazylou le 23/02/2011 18:56
bazylou
(
23/02/2011 17:55)
mila azavaina amin'ny vahoaka
ny momba nyhoe fitondrana sy ireo andrim panjakana rehetra ao madagasikara.
Atao amin'ny teny gasy io fanazvana io.
Tokony hialana ny frantsay sy ny teny anglisy , sns satri amaka tahaka fotsiny ragas...
suite
bazylou
(
22/02/2011 18:35)
iza ary le olom baovao e
iza io??
Ary rah amanam pahaizana gasy dia nofy izany satria irenytsy hiditra any amin'ny tany mahantra tsy misy saosy.
IZa e??...
suite
répondu par bazylou le 27/02/2011 13:12
bazylou
(
22/02/2011 08:33)
izay masakisaky mahazera an'i tgv
eo e.
Na ny vahoaka , na ny mpibizina
beuurrk...
suite
répondu par bonne le 22/02/2011 13:22
bazylou
(
20/02/2011 12:39)
tsy afaka ny hosaosoy any mada tsony
le8 na lanin'ny cox tao rsa aza ny dolaka le.
tsoin, tsoin
beuuurrk...
suite
répondu par andrywui le 22/02/2011 10:25
bazylou
(
20/02/2011 12:38)
tchin, tchin, ry baina aaa
dia ampiakaro ny champagne fa efa vita ketsa ambohibary e
looool...
suite
répondu par cyril le 22/02/2011 11:29
bazylou
(
20/02/2011 12:36)
tsy misy gasy na 1 aza
handeha hijabaka any am bavan'ny liona na ny famonoana ilay liona aza no tanjona, tsy maintsy ady gasy sy sain gasy foana no iainany sy hainy.
beuuurrrkk...
suite
répondu par bazylou le 23/02/2011 18:53
bazylou
(
20/02/2011 12:35)
nygasy wa olona vendrana
efa hita sy hay fa lavaka tsy hita noanoa no ao sady fampanantenana poakaty mira le8 dia mbol anandany andro hanary rora sy hery ihany hitsena ireny anti dahy mpilaiso ireny,
beuuurrrkkkk...
suite
répondu par andrywui le 22/02/2011 10:06
bazylou
(
18/02/2011 19:15)
tsss, dia hoeeee
ho tonga hono le8 nefa billet fopla efa le antitra be irney no nasehony dia faly ery ny pokona tim and co, tsy hain'i dada fa efa electronik daholoizao ny billet , asa efa tsy misy saosy intsony le8 d...
suite
répondu par bazylou le 20/02/2011 12:37
bazylou
(
16/02/2011 18:43)
tongava ry le8
dia hendasina indray ny baolina a
beuurrk...
suite
répondu par bazylou le 18/02/2011 19:17
bazylou
(
12/02/2011 19:02)
rehefa tonga any ambanivohitra ianao
dia mampianara ny olona eo an tanan ahahay hanoratra sy hamaky teny, ...
suite
répondu par soanja le 17/02/2011 02:16
bazylou
(
11/02/2011 17:46)
hoy basyvava
Nampiesonin’ny Dr SIMAO ny « troïka » Ony RAMBELO Vao niainga teto ny Dr Simao dia efa nisy taratasy roa samy hafa (samihafa) teny aminy, ary naderaderany ny mpanao politika Gasy. Ny iray i...
suite
répondu par milamm le 14/02/2011 16:44
