Ekeko ny tchin tchin anlah ry bazily raha le tsy nahatafidiran'i dada mpamono olona sy mpanagadragadra no resahanlah !!! fa raha oe tchin tchin ho an'i tgv de tsy milay fa avelao faty any zany tgv vaky pné zany letsy bazily fa ndao itady olombaovao isika a !... latsaka andavaka aminio tgv efa midilotra tsisy menaka io elah ,,..