nygasy wa olona vendrana

1. bazylou ( 20/02/2011 12:35)
efa hita sy hay fa lavaka tsy hita noanoa no ao sady fampanantenana poakaty mira le8 dia mbol anandany andro hanary rora sy hery ihany hitsena ireny anti dahy mpilaiso ireny,

beuuurrrkkkk
novalian'i andrywui ny 22/02/2011 10:06
2. andrywui ( 22/02/2011 10:06)
salut rabazy !...tena efa ambolana maro letsy ah zay tsy teto rabazy fa tany amin province tany fa zao vao ito ahako a !... hin hin hin hin

iza ndray letsy rabazy ty antidahinlah ,lazainlah lava ato ty a !... sao de mba elah iany ary zany antidahy zany ? satria raha ny kozindry zalah de oe elah ony rabazy toa efa mananika ny fahadimy amby dimapolo ranonorana zao ? ... fa tsy avelatsika hiditra eto madagascar tsika tsika handoto rivotra eto letsy io dada io a ...

mitady hanao be mokony fotsiny lery !... ngah izy tany tsisy fanjakana sa fanjakan'ny baroa otran tam fitondrany ? ..farafahalikamatiny lery mba nanao negociation tam etat vao nanao vinany fa tsy tonga de niainga tonga de oe hiditra !!....


fa samy tsy milay letsy rabazy na i dada sy forongo ratsiny mianakaby reo na ity TGV anlah tohanalah efa hikorosy any ankady ty fa aleo tena olombaovao vononkiasa sy mba honnette ahay asolo andry lereo a

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0741