Liste des messages
Liste des messages, inserés par zamanoro, par ordre de date
zamanoro
(
29/02/2008 01:53)
Hetsika namana-mad, fanampiana traboina eto an-toerana
Miala tsiny raha izao vao manoratra eto
Fa ho antsika izay afaka
Dia manasa antsika rehetra ny "NAMANA-MAD", mba ho tonga amin'ny fifanomezan-tanana ho an'ireo Traboina noho ny rivo-doza Ivan, izay ...
suite
répondu par soanja le 01/03/2008 16:05
zamanoro
(
21/02/2008 02:40)
Ze tsy mifidy tsy omeko
Ze tsy nifidy tsy omeko o
Ze tsy nifidy tsy omeko miliara
Ze tsy nifidy tsy omeko o
Ze tsy nifidy tsy omeko o
Ny ahy ze tsy nifidy mera TIM ampifilafilaiko eh...
suite
répondu par Jeankely le 21/02/2008 15:49
zamanoro
(
19/02/2008 13:34)
Hetsika serasera
Hono ho'a ry zareo
Mahafinaritra ilay fiarahana mitafa eto, ny fambolen-kazo.
Fa amin'izao voina amin'ny firenena izao tena mba mety milay ihany koa raha misy hoe fiaraha-mientana namana serasera an...
suite
répondu par zamanoro le 21/02/2008 02:47
zamanoro
(
18/02/2008 19:04)
Olo-Raitra TVM
Tsara ilay fandaharana saingy ho an'ny manana zaza latsaky ny 14 taona dia toa tsy mendrika loatra ilay izy satria be resaka kapaoty sy resa-piraisana loatra. Lasa dokam-barotra SIDA sy kapoty no bets...
suite
répondu par dziana le 05/05/2008 11:01
zamanoro
(
11/02/2008 23:18)
Tokony natao andro tsy fiasana androany
Anio faha 11/2/08 dia tena taon-dasa tsy tsaroana tokoa fa dia tsy tsaroko sy tsy tsaroantsika teto ilay datin'ny 11/2/75. Ka tokony atao andro tsy fiasana io ahatsiarovan'ny rehetra fa nisy teto izan...
suite
répondu par penina le 14/02/2008 01:17
zamanoro
(
11/02/2008 15:15)
HO AN'IZAY TSY MANANA ATAO
TSY MANANA ATAO IANAO?
Tsotra. Andao hanaraka anay hanao TDM amin'ny taona 2009. Maharitra 3 volana ny dia ary + 5000 euro no sarany
NY LALANA ALEHA?
Miainga eto Paris dia miverina eto Paris
TSY M...
suite
répondu par ari.malala le 27/02/2008 08:28
zamanoro
(
08/02/2008 18:53)
Aza miakatra ry Badb an, lalao daholo io
Lalao daholo io eh
Tsarovy fa ny mpitazana dia mpifanandrina ihany koa...
suite
répondu par Jeankely le 10/02/2008 06:39
zamanoro
(
07/02/2008 00:51)
Mpamaritra ny mpitondra nifandimby
Trondron'i Tsiranana faha Tsiranana
Fokonolona faha Ratsimandrava
Arema (ahitra mpanimba voly vary an-tanety) faha Ratsiraka
Le an'i Zafy aho no tsy mahita .. Hay le tetezan'i Zafy any Mampikony (r...
suite
répondu par Jeankely le 19/02/2008 02:23
zamanoro
(
30/01/2008 16:09)
Ny fototry ny fahantrana
Ny fanilihana sy ny tsy fanajan'ny fitondrana mifandimby ny Malagasy tompontany.
Ny fanomezana tombon-dahiny lava izao ny vahiny eo amin'ny seha-pamokarana misy.
...
suite
répondu par Jeankely le 04/02/2008 03:46
zamanoro
(
27/01/2008 16:09)
Fahatsiarovana sy rakitry ny tolona arak'i Jefra
http://www.dailymotion.com/ijefra...
suite
répondu par Jeankely le 31/01/2008 13:57
zamanoro
(
26/01/2008 15:13)
Raha vao nanomboka
Tsaroko tsara izao fony faha-Radidy
fa raha vao nanomboka dia nanovokovok\\\'izy.
Namboarina ny lalana Toamasina-Tana
Farafangana-Mananjary, Antsirabe sy Mazanga.
Dia namorin\\\'orinasa Siranala...
suite
répondu par Jeankely le 31/01/2008 14:00
zamanoro
(
22/01/2008 18:31)
O ry.....
Na ampiharana ny sazy,
Na ampandalovana delestazy
Tsy hampitsara ny maso
Ka tsy hahatsinjovany ny ankaso
… Velarina en-tongony
Na ampifilain’ny Tiko
Na ho voina daholo koa ny radio
Tsy ha...
suite
zamanoro
(
19/01/2008 14:34)
Ny anarana tokoa ve no niova eh?
Fanontaniana mipetraka io
Inona tokoa no mahasamihafa ny hoe
- "revolution Verte" sy ny hoe "Mamokatra mamokatra hatrany"
- "Decentralisation" sy ny "Fitsinjaram-pahefana"
- "District-commune-sef...
suite
répondu par zamanoro le 22/01/2008 18:33
zamanoro
(
14/11/2007 19:29)
Aza fady eh
toa nisy resaka Msaonika izay teto omaly sao mba afaka averina kely ilay izy fa tsy hitako eto nefa nisy zavatra mba tiako narahina kely fotsiny
Mba azo averina eto ve le izy ri Karetsaka. Sa Karetsa...
suite
répondu par fijo le 14/11/2007 22:34
zamanoro
(
10/11/2007 21:33)
Mikatroka
Inona ary izany: Mifampikatroka ny lohany ny voudiny?...
suite
répondu par melody le 14/11/2007 22:02
zamanoro
(
06/11/2007 14:26)
fika mampihomehy
Salut daholo an
http://www.madagascar-tribune.com/Les-feux-de-brousse-de-Madagascar,2766.html
Dia ahoana ohatra raha misy afo eny Tampoketsa, na eny Anjozorobe fotsiny ary. Ahoana ny fomba fampandre...
suite
répondu par sitlo le 12/11/2007 00:21
zamanoro
(
18/10/2007 18:36)
Ny lainga ao ambadiky ny tontolo iainana eto Mada
Vita ny "Evaluation mi-parcours" ho an'ny PE3 eto MAdagasikara, mijery ny manombana ny zavatra vita tamin'ity fandaharan'asa faha-telon'ny tontolo iainana ity.
17%-20% no vokatra tratra tamin'ny 100%...
suite
répondu par TIABESERA le 04/08/2009 10:34
zamanoro
(
08/09/2007 04:25)
Nga eto azo anompana eh?
Ny fitsipika anaty adininy faha-5 no mitondra io ka manontany aho hoe azo dikaina ve io eto amin'ny serasera?...
suite
répondu par mbaliana le 11/09/2007 18:49
zamanoro
(
08/09/2007 03:47)
Azo hatraiza ny baiboly?
Hono ho'a
Tsy vitsy ny niala nianatra fa hoe hanao mpiandry hono
Tsy vitsy ny nijanona tsy nanambady fa hoe hanao masera na mopera koa ohatra
Ary maro ny olona raha vao miresaka ianao dia maka andi...
suite
répondu par prime le 17/09/2007 08:49
zamanoro
(
26/02/2007 05:39)
Mba te hihaona amin'ny gasy any London
SAlama daholo,
Mba handeha any London aho amin'ny faran'ny volana Mars. Ka manontany hoe mba misy Gasy azo antonina ve any? Tsy hiantranoana akory, fa mba ifaneraserana fotisny.
Zamanoro, manorolahy...
suite
répondu par andrianirina.rakotondravao le 20/01/2018 15:11
