Liste des messages
Liste des messages, inserés par yonikafopl, par ordre de date
yonikafopl
(
02/01/2010 22:12)
Marrons glacés
Za tsy dia tia zava-mamy loatra fa ny marrons glacés isantaona de tsy amelako mihintsy.
Tena lafo be nefa aty aminay fa efa ho 100$ ny Kg nefa io tsy ampy 2 jours de majifa, nanandrana nanamboatra z...
suite
répondu par mmmhh le 26/01/2010 13:12
yonikafopl
(
02/10/2009 01:31)
Bonaniverserasera oooooo
Mirary soa indrindra ho anareo hanao fety, de mankahery hatrany ireo mpitantana indrindra fa i shefo :D ....
suite
répondu par tywa68 le 02/10/2009 12:48
yonikafopl
(
04/04/2009 20:27)
VAHOAKA???
hono ho aho e, inona marina no antsoina hoe vahoaka? rehefa toa inona sy ohatran'ny inona no antsoina fa vahoaka?
Nigrevy manko ny TGV, dia nilaza zareo fa vahoaka, an'ny vahoaka ny teny farany, ny...
suite
répondu par andrywui le 05/04/2009 20:48
yonikafopl
(
09/02/2009 11:51)
Hono wa eeeeee
Faits Divers
Ambohitsorohitra
Polisy roa sy zandary voatifitra
Tsy avy aty amin’ny vahoaka mpitolona ihany no nisy naratra sy namoy ny ainy fa nisy ihany koa ny avy amin’ny mpitandro ...
suite
répondu par Mirananirina le 09/02/2009 16:36
yonikafopl
(
27/01/2009 16:27)
ho aiza ny fianakaviana mahantra???
May doly ny orinasa, radio, tv, sy ny tranon'olontsotra, de ho aiza ramalagasy?? ho aiza doly reo mpiasa amreo rehetra may reo??? iza no hamelona ny fianakaviany???? rovina vo ahita asa?? sa ry zareo ...
suite
répondu par penguin le 28/01/2009 08:00
yonikafopl
(
29/08/2008 20:51)
Jeux de la Francophonie 27 Septembre au 8 Octobre 2009
Aty Liban no atao ny Jeux de la Francophonie ny 27 Septembre au 8 Octobre 2009. Enga anie ka tsy hanao izay hahamenatra ny athleta gasy, fa za efa hivonona hanao suportera mafana fo mintsy,dieny zao ...
suite
répondu par tsiambaratelo le 24/09/2008 18:00
yonikafopl
(
11/08/2008 11:33)
Mahatsikaiky
Adala ao Anjanamasina
Namosavy dia lasa adala
lundi 11 août 2008, par Penjy R.
"Efa aty amin’ny toeran’ny fitsaboana saina aho vao tonga saina. Tsaroako anefa fa ny fivoahako ...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 19/01/2015 06:40
yonikafopl
(
15/07/2008 18:44)
Cancerologue
Miarahaba ny rehetra,
Mba saika hanontany hopitaly tsara afaka hitsaboaana cancer any Dago, efa vita ny operation fa resaka traitement (chimio sy Radio),ny resaka hospitalisation ve mba misy azo hat...
suite
répondu par kalasnou le 23/07/2008 22:36
yonikafopl
(
20/06/2008 19:11)
HAFATRA AZOKO
[quote]Mpandefa : l.cg.nt.l
Daty : 19/06/2008 17:45:47 (ora malagasy)
Slt!
manoratra ity mail ity aminao aho satria tena manaitra be sy mahasirarika ahy
ny endrikao ary ny foko mitemp...
suite
répondu par karinah le 03/07/2008 23:38
yonikafopl
(
15/06/2008 10:56)
Fikolokoloina tarehy
[quote]Par Don't Miss Dontmiss - Samedi 14 juin, 14h35Quand on demande à Beyoncé quel est son secret de beauté, elle répond :
(Publicité)
"J'ai une belle peau parce que je ne la lave pas..."
...
suite
répondu par yonikafopl le 11/08/2008 09:31
yonikafopl
(
25/04/2008 07:24)
Fanontaniana mangitikitika.
Aty aminay misy karazana katolika 2, dia ny katolika maronita sy ny katolika ortodoksa, isan-taona dia tsy mitovy ny fankalazan'ireo finoana ireo ny paska, ary tamty taona ty moa de iray volana mihint...
suite
répondu par ikaretsaka le 03/05/2008 16:17
yonikafopl
(
10/04/2008 20:37)
ipod
Tena aza imemezana za fa vendrana a :oops:
Misy namako zany mbo nihevitra fa za no mety afaka hanampy anazy, de nantsoiny nankany aminy za, nomeny ana le ipod de we iny hono mba ampidiro MP3 gasy.
...
suite
répondu par yonikafopl le 11/04/2008 19:18
yonikafopl
(
03/04/2008 11:32)
Tahiry biz'oroka
Miarahaba oo, Fanontaniana ho an'ny mpiandraikitra izy ity.
Za tamin'iny volana marsa iny de nampitombo ny tahiriko tam le bizoroka 1 isaky ny roa andro iny, de manindry foana za isanando, nanana ta...
suite
répondu par kiadi le 08/04/2008 08:50
yonikafopl
(
10/03/2008 09:53)
Soeur Clara
Tsy haiko we aiza no tokony hasiana ity dinika iray ity, nataoko ato ihany nefa. Tena mba ataovy serieux ry reto aaa:wink:
1-Misy mahafantatra izany Soeur Clara any Mahajanga izany ve?
2-Aiza ho a...
suite
répondu par yonikafopl le 29/03/2008 09:02
yonikafopl
(
06/03/2008 14:58)
vorona azon'adala
Mba oka ry reto zay kalou le sary misy rano fa otran'ny lasa monotone be le izy ka, ataonareo toy vorona azon'adala ( tsy we nareo no adala fa fomba fiteny io an, so misy mandray antendrony eo ndray:w...
suite
répondu par yonikafopl le 15/03/2008 22:27
yonikafopl
(
21/01/2008 11:40)
Mba tena biby mihintsy ny sasany.
[quote]Faits divers
Mananjary
Tanora 4 novonoina tamin’ny fomba feno habibiana
Tena tamin’ny fomba feno habibiana tokoa no namonoan’ny andian’olona ireto tanora efatra mianadahy v...
suite
répondu par LazaDaddy le 26/01/2008 23:17
yonikafopl
(
17/01/2008 14:33)
Sharon
Hono tokotrany ho aho ee, nanao ahoana i Sharon, mbola dans le coma sa efa maty sa ahoana, mba nahalasa saina ana kely ...
suite
répondu par LazaDaddy le 17/01/2008 23:24
yonikafopl
(
17/01/2008 11:38)
zaza manana fahasembanana
Hono ho aho ry ireto, enga anie ka tsy hisy ity zavatra ity, fa raha eo amin'ny toeranareo, raha sanatria miteraka zaza manana fahasembanana, malemy tsy afaka mihetsika ohatra, dia inona no ataonareo?...
suite
répondu par kelly13 le 22/01/2008 09:17
yonikafopl
(
27/10/2006 19:47)
Ny temoin de Jehovah sy ny Adventiste
Hono ho aho, ireo finoana roa ireo ve kristiana sa tsia,raha tsia, inona no mahasamihafa azy amin'ny finoana kristiana?, misy ifandraisany amin'ny fivavahana jiosy ve ireo (juif).
...
suite
répondu par nytsaraharahina le 02/12/2016 18:26
yonikafopl
(
05/08/2006 05:10)
Liban
Tsy misy tokony hahataitra sy hampikoropaka ny zava-misy aty Liban. Ity misy vavolombelona iray.[quote]http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=354[/quote]...
suite
répondu par Fiffi le 09/08/2006 07:28
