Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i yonikafopl, milahatra araka ny daty
yonikafopl
(
12/05/2006 13:35)
Misy miombonkevitra amiko ve??
lasa ihany ny saiko we , ny olona fohifohy ohatranay ve raha mba te hividy an le akanjo asehon'ny fashion tv reny de tsy hisy antonona zany fa lava be doly tsinn. De raha ohatra ka hamorona lamaody, d...
tohiny
novalian'i pitchou ny 14/05/2006 05:07
yonikafopl
(
03/04/2006 11:48)
Mbola resaka sary ihany .
Mahagaga fa misy ve ny halako bika tsy tiako tarehy ato amin'ny serasera eeee,sa dia efa manao izay tiany atao sy danin'ny kibony sy izay tiany ny mpiandraikitra ato?? sa koa efa tsy tia ny marina??
...
tohiny
novalian'i fasaly ny 26/04/2006 09:19
yonikafopl
(
04/03/2006 16:25)
Akaiky tokoa ve ny farany???
Asa ianareo raha mba mahatsapa toa ahy, fa efa mitranga daholo ireo loza voalaza ao am baiboly ho famantarana ny faran'izao tontolo izao. Be ny arenina mahafaty, na ho an'ny olombelona , na ny biby, b...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/04/2006 22:36
yonikafopl
(
03/03/2006 14:09)
Ivato : Ady tany amin’ny tera-tany vahiny
Trano 120 tafo no ho trongisina
Mafana dia mafana ny ady tany eny amin’ny faritra Ivato eny amin’izao fotoana izao. Nifoha indray angamba no marimarina kokoa satria araka ny vaovao mande...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/03/2006 10:10
yonikafopl
(
18/01/2006 14:47)
Faisons l'amour avant de nous dire adieu
HOno ho aho, misy manaiky anzany ve raha ny sipany no milaza an'io???...
tohiny
novalian'i fbi ny 13/02/2006 16:45
yonikafopl
(
15/05/2005 22:24)
Ho anareo mpanamaina rehetra.
Ity efitra iray ity dia nosokafana mba ho anareo ekipa solida, ka mba miangavy re raha azo atao, mandehana ato ianareo raha te hanamaina sy hi pounk, fa aza any amin'ny efitranon'olona any fa be ny ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:14
yonikafopl
(
13/05/2005 18:22)
resak'ankizy.
Tafaresaka ireto tovolahy kely:
- Mahagaga ahy l'ty fa rehefa miady dadanay sy neninay amin'ny alina, dia toa samy falifaly sy miramirana daholo izy nony maraina a!
-??? ^^ miady indray ve l...
tohiny
novalian'i pissoa ny 26/05/2005 17:12
yonikafopl
(
11/04/2005 00:42)
Pape assassin??
Asa fa nisy fandaharana zay sendra nandalo ny masoko raha namadibadika canal za tam tele, nisy resaka mopera senegalais nanoratra boky we "Le Pape est un assassin" de natao intervew le izy.Asa na nisy...
tohiny
novalian'i routa ny 19/05/2005 15:08
yonikafopl
(
17/02/2005 21:59)
Efa voalahatra ve ny andro hahafatesana??
Nahalasa saina ahy ihany ny zava -nitranga taty aminay ny andron'ny saint valentin, nahafatesan'ny praiminisitra libanais t@ attentat .
Misy namana Gasy manko miasa ao amin'ny zanany, ka nifampiresak...
tohiny
novalian'i annie ny 08/04/2005 22:30
yonikafopl
(
05/02/2005 00:45)
zava-dratsy
Dia mba milaza njay we izay zavatra tsy tantiny nisy nataon'ireo namana mpikambana tato.
Ny ahy dia ireo bandy kely vao manoratra dia mikoty, avy eo tsy mahazaka, dia manompa be ary @ forum....
tohiny
novalian'i methode ny 09/03/2005 22:34
yonikafopl
(
04/02/2005 23:22)
amen!!
^:^ zao ve no atao rehefa manao amen kay??...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2005 22:26
yonikafopl
(
12/11/2004 18:25)
folklore malagasy
Tena serieux ry reto fa aza atao vazivazy an!
Mba misy mahafantatra ireny mpanao hira sy dihy folklore malagasy ireny ve? azo atao hoe vakodrazana mou zany? mba omeo adresse we na laharan\'ny antso ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2004 21:16
yonikafopl
(
03/05/2004 14:19)
Hepathyte B ???????
Mba misy afaka manazava amiko ve ny momba io aretina io, aretina azo avy @ inona? ny fisorohana ny aretina, ny fitsaboana azy. Raha toa ka areti-mifindra dia @ alalan'ny inona ?
Azafady indrindra fa...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 16/05/2004 21:14
yonikafopl
(
24/04/2004 13:33)
Fitsarana ivelany
Azo hitsarana ny toetran'ny olona ve ny fomba fitafiny?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 04/05/2004 21:27
