Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsoupou, milahatra araka ny daty
tsoupou
(
12/01/2008 06:29)
DIASPORA ANY AMERIKA
Bonjour daoly.
Za ry reto mba mangataka anareo mipetraka any amerika any, raha misy eto, mba hi se manifester fa andefa zavatra eto aho am lundi ka mba mila fanampiana a.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 28/01/2008 06:17
tsoupou
(
12/01/2008 05:59)
Sekoly taloha
Misy site iray zay afaka mba ifankahitana am namana mpiara-mianatra taloha raha toa ka misoratra anarana ao daholy isika [url]www.sekoly.info[/url] ny lien fa mety ahafinaritra raha tsika mifanoratra ...
tohiny
novalian'i rrdo ny 15/01/2008 23:57
tsoupou
(
02/01/2008 09:12)
Questions pour UN Champion
[u][b]Tantara tsy marina an[/b][/u]
Nafaran'i Julien Lepers Atoa Marc RAVALOMANANA, Président de la République de Madagascar ho any France handray anjara @ Questions pour un champion, miaraka aminÃ...
tohiny
novalian'i penina ny 14/01/2008 11:32
tsoupou
(
02/01/2008 06:23)
Loko @ tanalahy
Arahabaina nahatratra ny taona vaovao 2008 tsika rehetra.
Ankamantatra iray, mahazo bûche de nouvel an zé mahamarina.
INONA NY LOKO TSY HITA @ TANALAHY ???
:twisted: :roll: :wink:...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 12/01/2008 05:41
tsoupou
(
19/12/2007 17:07)
Fanampin'anarana
[b]Ialà na tsiny ho an'ny mora tohina rehetra aloha fa tsy faniratsirana ity fa hatsikana[/b]
Iza ary no prénom an'Andriamanitra ???...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 14/01/2008 08:58
tsoupou
(
23/04/2007 12:56)
Mitsingevana
[u]Ankamantatra Reprise :[/u]
Nisy olona iray, [b]ilay Mpanavotra izao tontolo izao[/b] [i](samy manana ny azy io dé tsy tononiko ny anarany)[/i]. Tonga teto Mada izy rehefa avy nitsangana t@ maty. ...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 25/04/2007 14:25
tsoupou
(
09/09/2006 10:55)
MBOLA MYSTERES IHANY RAHA MILA
Jereo eto fa dia mahatalanjona sady mahagaga na dia efa misy fanazavana ihany aza.
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
[url]http://www.dinosoria.com/ovni_ufologie.htm[/url]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/09/2006 10:59
tsoupou
(
09/09/2006 08:42)
TRIANGLE DES BERMUDES
Na dia efa misy aza ny explications, dé mbola mitoetra ihany ny mystère.
?????????????????????????????????????????????
[url]http://www.dinosoria.com/triangle_bermudes.htm[/url]...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 22/09/2006 11:30
tsoupou
(
09/09/2006 08:29)
GANAGANA MANDIHY
Niditra ny bar i Jean niaraka tam gana mandihy eo ambony kapoaka. Dé lasa be clients be lé bar naheno anlé gana mandihy eo ambony kapoaka. i Jean amzany ampirevena gratuitement isan'andro isan'andr...
tohiny
novalian'i kala ny 22/09/2006 08:33
tsoupou
(
09/09/2006 08:23)
TSISY TARATASY TSONY
Tany am bar iray, nisy sipa nanantona ny bar
Sipa : (sady misafosafo ny tarehan'ilay barman) Ianao ve no tompon'ity toerana ty ???
Barman : An an an ka, fa aona ???
Sipa : (sady milalao ny volombav...
tohiny
novalian'i kala ny 22/09/2006 08:37
tsoupou
(
09/09/2006 08:15)
NIGADRA AHO MARINA
Teny am digue, nisy bandy nitondra bol d'or nandeha mafy be mitsy. Par hasard tanteraka, nifandona tam vorona kely leiry, dé tonga dé nilatsaka tam arabe lé vorona. Naika tsy hijanona lery fa otran...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2006 18:40
tsoupou
(
09/09/2006 08:02)
MBA MANARAHA TSARA ALOHA
Nanao cours d'anatomie ireto mpianatra medecine maromaro, faty hatao autopsie no nanaovana izany
Prof : Ny toetra voalohany tokony hananana dia ny tsy mora kiriko.
Dé natsofony tao am fitombenan'il...
tohiny
novalian'i pissoa ny 09/09/2006 10:33
tsoupou
(
09/09/2006 07:56)
ATO MORA KOKOA
Nisy olona roa (lahy sy vavy) nanantona ny 1er sexologue malagasy.
Izy 2 : Manao ahoana ianao profesora
Prof : Salama tsara ka, inona no azo anampiana anareo 2 ???
Lehilahy : Mba mangataka zay 2 ho...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2006 18:41
tsoupou
(
09/09/2006 07:47)
ACCIDENT DE LA ROUTE
Any am firenena iray zay hono ny 40% n'ny lozam-pifamoivoizana dé nataon'ireo mpisotro toaka.
60% izany ataon'ireo mpisotro rano sy jus na ronono
LESONA : Aleo zany misotro toaka ??? =)) =)) =))...
tohiny
novalian'i loharanoniaina ny 09/09/2006 10:00
tsoupou
(
09/09/2006 07:43)
TANDREMPO NY TAOKA !!!
Nisy accident mahatsiravina be, rava tanteraka lé fiara 2, ny iray vehivavy no nitondra azy ary ny iray lehilahy. Nandady mitsy ry zareo vô tafavoaka tao.
Vehivavy : Izao ngamba lé lahatr'Andriama...
tohiny
novalian'i pissoa ny 09/09/2006 10:37
tsoupou
(
09/09/2006 07:35)
CONGRES DES FEMMES
Nisy fivoriamben'ny vehivavy mba hitadiavana izay hampitovy zo ny vehivavy rehetra izay, dé zao ny zavatra re tao
Nitsangana ny italienne iray
Italienne : Isabella no anarako, noteneniko ny vadiko ...
tohiny
tsoupou
(
09/09/2006 07:27)
HEROS AMERICAINS !!!
Any amerika hono zao an, 3 ny héros any dé reto avy :
1- Super-man : manidintsidina eny am tours
2- Spider-man : mihanika anlé tours
3- Musul-man : mandrava anlé tours
:-w :-w :-w :-w :-w :-w...
tohiny
novalian'i enteme ny 11/09/2006 16:09
tsoupou
(
09/09/2006 07:18)
ALLO ALLO, MAMA ???
Nisy blonde 1 tao frantsa, te hi-téléphone ny mamany any amerika izy dé nefa zefa be, tsy hitany hono ze hiantsoana dé nankao am France Telecom zay eo akaikiny izy. Gardien no tao
Gardien : Ahoan...
tohiny
novalian'i kala ny 20/09/2006 14:11
tsoupou
(
09/09/2006 07:12)
VAKIO TSARA !!!
AM teny frantsay lé izy fa manjary tsy mi-rime raha adika am teny malagasy an :D
[b]La nuit était noire
La lune était blanche
Nous étions seuls
Elle et moi
Sa peau si douce
Ses yeux si bleus...
tohiny
novalian'i nanoukely ny 12/09/2006 18:46
tsoupou
(
09/09/2006 07:09)
FIANARANA AMBONY
Nisy olona iray (belge hono lery e) handeha hianatra miaraka am tohatra lavabe
Gaga ny mpianatra sy ny prof ka nanontany azy
- Fa maninona sé no eny ambony tohatra eny nefa misy seza malalaka ety a...
tohiny
novalian'i nanoukely ny 12/09/2006 18:45
