Liste des messages

Liste des messages, inserés par tsoupou, par ordre de date
tsoupou ( 11/07/2006 12:06)
LAXATIF MAMONO !!!
Efa hainareo moa ny asan'ireny laxatif ireny ??? Tsy hain'ity mpikarakara biby any am zoo angamba izay valin-teninareo izay ka maty tao razoky raha avy nanome laxatif éléphant. Sendra tao aorian'i... suite
répondu par tsoupou le 11/07/2006 12:19
tsoupou ( 11/07/2006 12:05)
HAFA IHANY LE IRAY TALOHA Ô
Tany TURQUIE, nisy lehilahy iray nahavita ny divorce ihany afaka 6 taona be izao (ouffff) tao aorian'ny nampidirana azy teny am tribunal. Nitady vady anefa razoky ka nanao recherche tam internet. Nam... suite
répondu par tsoupou le 12/07/2006 11:24
tsoupou ( 11/07/2006 12:04)
IZA NO ADALA ???
Nisy juge iray tam tànana tany amerika mba nitsetra ity voampanga iray. Noheverin'ity juge ity mantsy fa dia be loatra ny sazy nomen'ny mpitsara ity voampanga ity (5 005 taona), ka dia nozarainy 5 iz... suite
tsoupou ( 11/07/2006 11:20)
MPANDOKO
Nisy corse 1 tafiditra niasa tam colas nanao ny RN4, mpandoko no asa azony tao, lé loko am arabe reny. 1° jour Nahavita 100m nédala 2° jour 50 mètres no vita. 3° jour 25 mètres indray no... suite
répondu par kala le 24/07/2006 12:58
tsoupou ( 11/07/2006 11:18)
BEVOHOKA A MAMA A
Hoy ity blonde iray tam mamany - Mama a, bevohoka a - Fa taiza ny lohanao e ??? Manaonao foana - Teo ambony volant e, fa ahoana ???... suite
répondu par Mifenty le 11/07/2006 20:04
tsoupou ( 11/07/2006 11:17)
TEST DE GROSSESSE
Nifankahita ity sipa gasy sy blonde iray - Avy nanao test de grossesse a akia a... Hoy lé sipa gasy - Dé sarotra be ve ny fanontaniana am zany ???... suite
répondu par tsoupou le 26/07/2006 16:35
tsoupou ( 11/07/2006 11:16)
DEODORANT
Nisy blonde (mipetraka eto gasikara iz an) niantsena tery amlé magasin mivarotra ranomanitra sy ny karazany eo ampitan'ny conforma : - Je recherche un déodorant pour homme (niteny frantsay izy ... suite
répondu par pissoa le 21/08/2006 14:52
tsoupou ( 11/07/2006 11:14)
MIVAROTRA VAM
Nisy blonde naika hivarotra ny dabany. Sarotra ihany anefa satria efa 250.000 Km no eo am tableau. Rehefa lany fika teo izy de nanontany sipa gasy namany (intélligente io an), dé oz lé sip... suite
répondu par kelly13 le 28/07/2006 04:44
tsoupou ( 11/07/2006 11:13)
BMW Z4
Nisy sipa gasy mba nahazo bmw z4, tena mlay be zany an. Rehefa teny akaikin'ny soaniadanana (rn4 io) anefa dia natosiny le bmw. Nisy bandy nitondra moto tam zay dé mba hanampy ono. - Manaona ô... suite
répondu par Fiffi le 04/08/2006 19:55
tsoupou ( 11/07/2006 11:11)
VOLANA
Nisy blonde 2 nijery volana (la lune fa tsy le mois) - Ndry ve mino oe misy mipetraka eny am volana eny ??? - Ie, raha tsy izany ve akia hisy jiro eny a, ndry koa sanana a... suite
tsoupou ( 11/07/2006 11:10)
MI-BALADY AM BEKA
Misy blonde 2 manala azy am beka, nandende. Nijanona lé 1 dé nanabotsiny ny pneu-nlé beka (lé pneus 2 be zao mitsy an) - Fa inona ity ataon-dry e - Ambony loatra ny sezako akia a [i]Tsis hifan... suite
répondu par MTN le 11/07/2006 12:40
tsoupou ( 11/07/2006 11:09)
AO AM DOUCHE
Nisy blonde 2 tao am douche, iray trano izy fa aza asiana fanontaniana hafa an !!! - Mba omeo shampooing eo a akia za a - Efa misy ange iny am ndry iny e - Fantatro zany e, fa ity nge natao ho an'n... suite
tsoupou ( 11/07/2006 11:08)
MARARY KIBO NY LOHAKO
Nisy blonde nakany am dokotera : - Ô Radoko a, marary kibo angamba ny lohako - An, aona zany ??? De otran'ny ahoana ny fisehon'lé aretinao zany ??? - Isak'izay mba manakevitra a dé hevi-maloto (... suite
tsoupou ( 11/07/2006 09:07)
I ZEFA MAGICIEN ...
Nilentika ny sambon'ireto mpivady, rangahy magicien ary ramatoa assistante. Sosotra i ramatoa indray andro : - Bitro, voromailala, bitro, voromailala, ... Dé ireo foana, fa nga enao tsy mahay mamo... suite
répondu par pissoa le 12/07/2006 04:11
tsoupou ( 11/07/2006 09:03)
NY FONKSIONERA SY NY ASA ....
Toy izao ny fahitan'ny mpahay antontan'isa (statistique) ny mpiasam-bahoaka eo anatrehan'ny asany: Lundi 10% Mardi 38% Mercredi 25% Jeudi 22% Vendredi 5% -------------- TOTAL 100% ... suite
répondu par sarobidy le 11/07/2006 10:33
tsoupou ( 11/07/2006 08:40)
BE COCO BE !!!
Dika teny malalaka an !!! Tany am bar tany Arabie saoudite i Chirac sy Bush nana-py kely, dé tratran'ny polisy. Tsy fanao ny misotro toaka any na dia misy aza ny fivarotana azy. Voaheloka ahazo ve... suite
répondu par little le 14/07/2006 05:14
tsoupou ( 08/07/2006 13:47)
VADIKO IHANY ITY KA
Indray andro nisy bandy kely sy ramatoa niaraka naka coin coin mba (l). Kay lé ramatoa tsy mety afa-po mitsy dé mody niera tam lé ramatoa izy oe andé hipiss alou vetivety. Nahita Razoky nanolo p... suite
répondu par papala le 11/07/2006 10:59
tsoupou ( 08/07/2006 13:35)
TANTARAO ZE ITAN-LA AO
Indray mandé zay teny am cité (misy rihana io an). 3 mianaka no iray trano nefa ny trano tery dia tery. Izy mivady dé i Koto no mipetraka ao. Tery moa lé trano dé tsy maintsy mihafy na kely na l... suite
répondu par tsoupou le 12/07/2006 12:08
tsoupou ( 08/07/2006 12:28)
FITIAVANA VE IZANY ???
Mba jereo ny manodidina antsika fa maro ny vehivavy izao tsy miaraka amin'ny lehilahy raha tsy manana zavatra azo tengenana iny lehilahy iny (tsy lé vatan-tenan'ilay lehilahy an :D:D:D), ohatra hoe m... suite
répondu par tsoupou le 20/07/2006 15:17
tsoupou ( 08/07/2006 12:22)
NY FORMATION OMENA ANTSIKA
Asa raha mba efa nodinihinareo fa ny ankamaroan'ny zavatra ampianarina antsika any am-pianarana tsy dia ampiasaina akory na amin'ny fiainana andavan'andro na amin'ny asa. Marina fa hoe base daholo ire... suite
répondu par tsoupou le 11/07/2006 06:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0205