Liste des messages

Liste des messages, inserés par tovolahy007, par ordre de date
tovolahy007 ( 09/08/2009 23:12)
Nahomby ny tetiky Radidy
Nahomby tanteraka ny tetiky Radidy. Nahavita ny iraka nampanaovina azy soamantsara i Rajoelina. Faly daolo ry zalahy izay very fihinanana satria lasa i Deba dia tsy iza izany fa ry : Patrick2002, a... suite
répondu par zoam le 09/08/2009 23:34
tovolahy007 ( 25/06/2009 22:48)
Michael jackson nodimandry.
A@ alahelo lehibe no ilazana fa maty i Michael Jackson (25/06/09 hariva) ho an'ireo izay mpakafy ny hirany.... suite
répondu par ni81 le 26/06/2009 18:49
tovolahy007 ( 03/05/2009 17:31)
Ka tsy izay vao ho loza ra tena marina ity..?????
Miarahaba e! Manahy mafy ny tena raha nahita ity resaka ity izay nolazaina tany Addis Ababa. HO LOZA RA TENA IO NO HISY. Diplomats attending the meeting expressed concern that Mr. Rajoelina appe... suite
répondu par milamm le 05/05/2009 12:11
tovolahy007 ( 11/04/2009 22:17)
Tsy ekena daewoo fa eken'ny TGV kosa i VARUN INTERNATIONAL
Lozaaa ity marina mafy!! Raha nodradradradraina fa tsy ekena mitsy izany fivarotana tany @ vahiny zany de indrisy fa hay hivarotra tany @ INDE ihany ko ry TGV. Fa ahoana marina ny tena paikanar... suite
répondu par pikatti le 12/04/2009 14:30
tovolahy007 ( 25/03/2009 22:32)
Maty aho hoy i RAZAFIMAHALEO ZANDRINY, hahaha
May volo tratra ingahy minisitra fopla RAZAFIMAHALEO fa tsy misy tsony ny vola??? Efa nolazaina fa hoe ra vao manongana fitondrana eo de tsy hisy hanome vola fanamipina tsony nefa iny fa mbola niseho ... suite
répondu par mion le 26/03/2009 09:57
tovolahy007 ( 24/03/2009 17:54)
Vaovao Lehibe!!
Ity izany misy vaovao lehibe iray mba hitako. Koa samia mamaky tsara daolo isika. The barracks-based naval soldiers at Invato declared that the armed forces could never be divided by politics. The... suite
répondu par fijo le 25/03/2009 00:30
tovolahy007 ( 23/03/2009 12:39)
Olona marobe no teny Ambohijatovo, AFP
Miarahaba e! Gaga ny tena raha nijery tao @ Sobika fa toa tsy misy filazana izay zavatra nisy teny Ambohijatovo ao. EFA VOATAMBIMBAVA KOA NGA SA NORAHONANA TSY HAMOAKA NY ZAVA-MISY. AIZA ILAY HOE FAH... suite
répondu par xxx le 23/03/2009 12:41
tovolahy007 ( 20/03/2009 17:49)
Vive la france eee!
Workers Are in Rebellion Against French Imperialism in the Caribbean Source: Pan_African News Wire Efa mihilahila izy any @ faritry Caraibe de izao manao izay afany mba hipetrahany eto Madagasik... suite
répondu par rakaroka le 21/03/2009 18:33
tovolahy007 ( 20/03/2009 02:47)
Miaiky izao tontolo izao fa "Coup d'Etat"
"This was a coup d'etat, this was not a democratic election," said Czech Foreign Minister Karel Schwarzenberg, whose country holds the rotating EU presidency. Washington also criticised Rajoelina's... suite
répondu par fijo le 20/03/2009 22:22
tovolahy007 ( 18/03/2009 11:50)
Rajoelina: Vonona ny hampiantrano ny fivoriamben'ny UA
Miarahaba ny rehetra! Tena zendana sy gaga ny tena raha nahita io vaovao io tao @ SOBIKA hoe hampian-trano io fivoriana io i Andry. Angaha moa tsy io fivoriana io no anisan'ny nodradradradraina teny ... suite
répondu par xxx le 18/03/2009 16:29
tovolahy007 ( 13/03/2009 17:34)
vaovao farany
Araky ny voalazan'ny SOBIKA dia feno olona eny Iavoloha hiaro ny filoha ravalomanana. Vaovao t@ 20:00H io. Nisy ny omby novonoina hatao sakafo.... suite
répondu par xxx le 13/03/2009 19:39
tovolahy007 ( 13/03/2009 14:08)
Fitsenana makotroka an'i RATSIRAKA MIANAKAVY
Salama daolo e! Dia efa tokony hiomana daolo indray isika rehetra izany hitsena an'i RATSIRAKA mianakavy. Tsy maintsy atao tomefy olona ny sisindalana de samy mitondra saina daolo. I Rossy dia hanafa... suite
répondu par tovolahy007 le 17/03/2009 21:35
tovolahy007 ( 11/03/2009 21:17)
Dia misy ny faly sy misaotra an'A/tra, Mahonena
Miarahaba ny rehetra izay mbola mahatsiaro fa Malagasy! Amin'ny alahelo lehibe no ahenohina sy ahitana ny zava-misy eto @ Tanindrazana. Mampalahelo ny mahazo ny firenena Malagasy sy ny vahoaka ao ami... suite
répondu par pikatti le 11/03/2009 23:49
tovolahy007 ( 16/02/2009 15:41)
Indreo eny fa nivoaka moramora ry AREMA
Miomana elahy ry Andry fa ho ataon'ny DEBA MAMAY. Elahy toa tsy hamono baolina nefa novidiana lafo, izao ny tompon'ny club tezitra. I DEBA efa te hiverina mafy, elahy nefany to sady tsy ihira no tsy h... suite
répondu par xxx le 16/02/2009 20:00
tovolahy007 ( 04/06/2007 00:05)
Mahaleo
manahoana daolo! Mba ilazao vaovao momba an'ny le mahaleo tao @ Olympia raha mba mety e.Raha mety de asio sary mitsy ra ohatra ka.Ny tena moa aty alavitra be aty de tsy afaka ny mba namonjy an'io lan... suite
répondu par cutie le 08/06/2007 23:18
tovolahy007 ( 23/03/2007 02:16)
Ambasady Malagasy eto USA
Miarahaba ny rehetra! Araky ny nolazain'ny Wanadoo Madagascar androany faha 22 Martsa 2007 dia nisaoran'ny Fitondrana Malagasy ny Ambasadaoro Narisoa Rajaonarivony.Izany hoe tsy Ambasadaoro eto USA i... suite
répondu par Anjoanina le 14/09/2007 20:13
tovolahy007 ( 02/05/2006 23:43)
Momba ireo klandy manao hetsika aty USA
manaoana e! Hono hoa,ny tsy ara-dalana ve azo avadika hoe ara-dalana?izany hoe ny illegal ve azo atao legal? Io mantsy zao ny zavatra mitranga aty USA @ zao,ireo klandy tsy ara-dalana no manao hetsi... suite
répondu par tovolahy007 le 25/05/2006 00:04
tovolahy007 ( 27/04/2006 00:55)
American dream
Manaoana...! Hono hoa ,misy olona ve handa ny tsy ho aty USA ra omena Green Card sy iantohana ny tapakila ahatongavany aty?Raha eny ny valiny dia mba omeo ny antony. Dia misokatra ho any rehetra ny ... suite
répondu par fijo le 06/05/2006 03:27
tovolahy007 ( 19/02/2006 02:25)
Ny filoha Ravalomanana tao Las Vegas
Manahoana Salama tsara ny filoha t@ izy hitanay tao Las Vegas .Nijery Elton John izy sy ramato vadiny t@ io. Hay tsy marina akory ny resaka mande any Madagasikara fa marary izy. Mirary fahasalamana... suite
répondu par Veloo le 01/03/2006 21:17
tovolahy007 ( 29/12/2004 03:12)
i le sima sy i le boka
Tafaraka Train i le sima sy le boka indray andro ka tafaray toerana,izany hoe nifanatrika izany.Dia nandeha teny ary ny train,dia hoy i lesima niteny hoe:raha izao no mivadika ity Masinina (Train) ity... suite
répondu par annie le 11/04/2005 13:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.5631